Components
2
Twig Components
10
Render Count
4
ms
Render Time
8.0
MiB
Memory Usage
Components
| Name | Metadata | Render Count | Render Time |

| CardBlog |
"App\Twig\Components\CardBlog"components/CardBlog.html.twig |
9 | 3.20ms |
| Sidebar |
"App\Twig\Components\Sidebar"components/Sidebar.html.twig |
1 | 0.67ms |
Render calls
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 1.41 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "9-68c92155a5878.jpg" "title" => "ANDIANY FAHA-33 AMIN' NY HETSIKA ARA-PAHASALAMANA MITETY VOHITRA "SAROBIDY NY AIKO"" "subtitle" => "16 Sep 2025" "description" => "
Niainga teo amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha androany ny andiany faha-33 amin'ny hetsika ara-pahasalamana mitety vohitra "Sarobidy ny aiko" izay eo ambany fitarihan-dRamatoa Mialy R. Rajoelina, vadin'ny Filohan’ny Repoblika. Hihazo ny Faritra Menabe handalo ao Antsirabe, Ankazomiriotra, Mandoto, Miandrivazo, Mahabo ary Morondava ny 16 hatramin’ny 25 Septambra 2025 izany "caravane médicale" izany. Ankoatra ireo fizaham-pahasalamana ankapobeny, ny mampiavaka ity andiany ity ny fandidiana "cataracte" ary misy koa ireo tolotra vaovao toy ny fizahana manokana : "cardiologie", "dermatologie", "pédiatrie" sy "rhumatologie".

Nambaran-dRamatoa Mialy Rajoelina fa manokatra varavarana ary manome fitsaboana mifanaraka amin'ny sokajin-taona rehetra ny « caravane médicale » : ho an'ireo zaza vao

teraka, ankizy, tanora, olon-dehibe, raim-pianakaviana, reny mitondra vohoka, ary tsy adino ihany koa ireo zokiolona. Notsiahiviny ihany koa fa raha tamin'ny andiany voalohany tamin'ny taona 2020 dia "clinique mobile" tokana no nampiasaina ary ankehitriny kosa dia fiarabe miisa 12 no miasa ary nahatratra 275 409 ny olona nisitraka izany tamin'ny andiany farany tamin'ny volana marsa 2025.

Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

OMS Madagascar

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1058 +imgSrc: "9-68c92155a5878.jpg" +title: "ANDIANY FAHA-33 AMIN' NY HETSIKA ARA-PAHASALAMANA MITETY VOHITRA "SAROBIDY NY AIKO"" +titleSize: "h5" +subtitle: "16 Sep 2025" +description: "
Niainga teo amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha androany ny andiany faha-33 amin'ny hetsika ara-pahasalamana mitety vohitra "Sarobidy ny aiko" izay eo ambany fitarihan-dRamatoa Mialy R. Rajoelina, vadin'ny Filohan’ny Repoblika. Hihazo ny Faritra Menabe handalo ao Antsirabe, Ankazomiriotra, Mandoto, Miandrivazo, Mahabo ary Morondava ny 16 hatramin’ny 25 Septambra 2025 izany "caravane médicale" izany. Ankoatra ireo fizaham-pahasalamana ankapobeny, ny mampiavaka ity andiany ity ny fandidiana "cataracte" ary misy koa ireo tolotra vaovao toy ny fizahana manokana : "cardiologie", "dermatologie", "pédiatrie" sy "rhumatologie".

Nambaran-dRamatoa Mialy Rajoelina fa manokatra varavarana ary manome fitsaboana mifanaraka amin'ny sokajin-taona rehetra ny « caravane médicale » : ho an'ireo zaza vao

teraka, ankizy, tanora, olon-dehibe, raim-pianakaviana, reny mitondra vohoka, ary tsy adino ihany koa ireo zokiolona. Notsiahiviny ihany koa fa raha tamin'ny andiany voalohany tamin'ny taona 2020 dia "clinique mobile" tokana no nampiasaina ary ankehitriny kosa dia fiarabe miisa 12 no miasa ary nahatratra 275 409 ny olona nisitraka izany tamin'ny andiany farany tamin'ny volana marsa 2025.

Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

OMS Madagascar

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.26 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "4-68c91ff3894f3.jpg" "title" => "FAHASALAMANA MANAKAIKY NY VAHOAKA" "subtitle" => "16 Sep 2025" "description" => "
« 𝐒𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐢𝐤𝐨 »

Nanatrika sy nanome voninahitra ny lanonam-panokafana ny hetsika "Caravane Médicale, 𝐒𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐢𝐤𝐨", Ramatoa Mialy R. Rajoelina ary nitsodrano ireo mpitsabo.

Hetsika sosialy maimaimpoana ny "Caravane Médicale, Sarobidy ny Aiko", andiany faha-33 ity. Handalo ny faritra Vakinankaratra sy Menabe izany ary hanomboka anio Alatsinainy 15 septambra 2025.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1311 +imgSrc: "4-68c91ff3894f3.jpg" +title: "FAHASALAMANA MANAKAIKY NY VAHOAKA" +titleSize: "h5" +subtitle: "16 Sep 2025" +description: "
« 𝐒𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐢𝐤𝐨 »

Nanatrika sy nanome voninahitra ny lanonam-panokafana ny hetsika "Caravane Médicale, 𝐒𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐢𝐤𝐨", Ramatoa Mialy R. Rajoelina ary nitsodrano ireo mpitsabo.

Hetsika sosialy maimaimpoana ny "Caravane Médicale, Sarobidy ny Aiko", andiany faha-33 ity. Handalo ny faritra Vakinankaratra sy Menabe izany ary hanomboka anio Alatsinainy 15 septambra 2025.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.20 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "6-68c7ef86b07a2.jpg" "title" => "SOATOAVINA REPOBLIKANA NY FANANGANAN-TSAINA" "subtitle" => "15 Sep 2025" "description" => "
Soatoavina repoblikana ny fananganan-tsaina. Mariky fiandrianam-pirenena sy fanandratana ary fanajana ny tanindrazana izany.
Koa adidin'ny tsirairay ny maneho fihetsika mendrika ho fanomezan-kasina ny fanevam-pirenena.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1269 +imgSrc: "6-68c7ef86b07a2.jpg" +title: "SOATOAVINA REPOBLIKANA NY FANANGANAN-TSAINA" +titleSize: "h5" +subtitle: "15 Sep 2025" +description: "
Soatoavina repoblikana ny fananganan-tsaina. Mariky fiandrianam-pirenena sy fanandratana ary fanajana ny tanindrazana izany.
Koa adidin'ny tsirairay ny maneho fihetsika mendrika ho fanomezan-kasina ny fanevam-pirenena.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.24 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "1-68c3d09df0e1b.jpg" "title" => "TETIKASA FAMETRAHANA NY TOBIM-PAMOKARANA HERINARATRA 105MW AO AMBOHIMANAMBOLA" "subtitle" => "12 Sep 2025" "description" => "
Nitarika fivoriana niaraka amin'ireo tompon’andraikitra voakasiky ny tetikasa fametrahana ny tobim-pamokarana herinaratra 105MW ao Ambohimanambola ny Filohan’ny Repoblika androany tao amin'ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra. Nanterin'ny Filoha Andry Rajoelina fa laharam-pahamehana ireo asa rehetra mikasika ity tetikasa ity izay hipàka mivantana amin’ny andavanandron'ny vahoaka.
Nanome toromarika ireo tompon’andraikitra ihany koa tenany hanafaingana ny fanatanterahana ity tetikasa ity sy hanamaivana ny dingana ara-taratasy momba izany. Afaka roa herinandro eo no hanomboka ny fitaterana ireo fitaovana vaventy sy saro-pady ilaina amin’ny fananganana izany tobim-pamokarana herinaratra izany avy ao Toamasina makany Ambohimanambola. Tanjona ny hampitomboana ny famokarana herinaratra eto an-drenivohitra indrindra mialohan'ny vanim-potoana ny main-tany.
Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola
Ministère de l'Energie et des Hydrocarbures
Ministère des Travaux Publics - Madagascar

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1384 +imgSrc: "1-68c3d09df0e1b.jpg" +title: "TETIKASA FAMETRAHANA NY TOBIM-PAMOKARANA HERINARATRA 105MW AO AMBOHIMANAMBOLA" +titleSize: "h5" +subtitle: "12 Sep 2025" +description: "
Nitarika fivoriana niaraka amin'ireo tompon’andraikitra voakasiky ny tetikasa fametrahana ny tobim-pamokarana herinaratra 105MW ao Ambohimanambola ny Filohan’ny Repoblika androany tao amin'ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra. Nanterin'ny Filoha Andry Rajoelina fa laharam-pahamehana ireo asa rehetra mikasika ity tetikasa ity izay hipàka mivantana amin’ny andavanandron'ny vahoaka.
Nanome toromarika ireo tompon’andraikitra ihany koa tenany hanafaingana ny fanatanterahana ity tetikasa ity sy hanamaivana ny dingana ara-taratasy momba izany. Afaka roa herinandro eo no hanomboka ny fitaterana ireo fitaovana vaventy sy saro-pady ilaina amin’ny fananganana izany tobim-pamokarana herinaratra izany avy ao Toamasina makany Ambohimanambola. Tanjona ny hampitomboana ny famokarana herinaratra eto an-drenivohitra indrindra mialohan'ny vanim-potoana ny main-tany.
Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola
Ministère de l'Energie et des Hydrocarbures
Ministère des Travaux Publics - Madagascar

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.26 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "3-68c274b43a424.jpg" "title" => "TSY MIKELY SORIKA NY FITONDRAM-PANJAKANA MANOME FANABEAZANA TSARA KALITAO SY MENDRIKA HO AN' NY ZAZA MALAGASY" "subtitle" => "11 Sep 2025" "description" => "
Tsy mikely soroka ny Fitondram-panjakana manome fanabeazana tsara kalitao sy mendrika ho an'ny zaza malagasy. Notokanan'ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina ny EPP Manara-penitra Iavoloha. Efa tamin'ny taona 1956 no nisy ny EPP Iavoloha ary izao vao nahazo fotodrafitrasa vaovao tanteraka izao indray. Mahazaka mpianatra hatramin’ny 600 ity sekoly ity ary toy ireo sekoly manara-penitra manerana ny Nosy dia ahitana ireo fitaovam-pianarana ara-haitao ara-kajy mirindra toy ny "tableau interactif" sy ireo "tablettes numériques" ary eo ihany koa ireo boky fampianarana vaovao entina hanatsarana ny fanabezana ireo ankizy.
Sekoly manara-penitra 12 izay ahitana efitrano fianarana 12 hatramin’ny 24 hatreto no efa notokanan’ny Filoha Andry Rajoelina ary mbola misy ihany koa ireo an-dalam-panorenena. Ankoatra izay dia efitrano fianarana mahatra 8.019 no efa naorin’ny fitondram-panjakana manerana an’i Madagasikara hatramin’ny nitantanan’ny Filoha Andry Rajoelina ny firenena ary nahafahana nampiditra an-tsekoly mpianatra miisa 200.000 izany.
Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena - Ofisialy

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1431 +imgSrc: "3-68c274b43a424.jpg" +title: "TSY MIKELY SORIKA NY FITONDRAM-PANJAKANA MANOME FANABEAZANA TSARA KALITAO SY MENDRIKA HO AN' NY ZAZA MALAGASY" +titleSize: "h5" +subtitle: "11 Sep 2025" +description: "
Tsy mikely soroka ny Fitondram-panjakana manome fanabeazana tsara kalitao sy mendrika ho an'ny zaza malagasy. Notokanan'ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina ny EPP Manara-penitra Iavoloha. Efa tamin'ny taona 1956 no nisy ny EPP Iavoloha ary izao vao nahazo fotodrafitrasa vaovao tanteraka izao indray. Mahazaka mpianatra hatramin’ny 600 ity sekoly ity ary toy ireo sekoly manara-penitra manerana ny Nosy dia ahitana ireo fitaovam-pianarana ara-haitao ara-kajy mirindra toy ny "tableau interactif" sy ireo "tablettes numériques" ary eo ihany koa ireo boky fampianarana vaovao entina hanatsarana ny fanabezana ireo ankizy.
Sekoly manara-penitra 12 izay ahitana efitrano fianarana 12 hatramin’ny 24 hatreto no efa notokanan’ny Filoha Andry Rajoelina ary mbola misy ihany koa ireo an-dalam-panorenena. Ankoatra izay dia efitrano fianarana mahatra 8.019 no efa naorin’ny fitondram-panjakana manerana an’i Madagasikara hatramin’ny nitantanan’ny Filoha Andry Rajoelina ny firenena ary nahafahana nampiditra an-tsekoly mpianatra miisa 200.000 izany.
Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena - Ofisialy

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.24 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "2-68c12b6d8f646.jpg" "title" => "NANOLOTRA FITAOVAM-PIANARANA FENO HO AN' IREO ANKIZY MPIANATRA AO AMIN' NY EPP AMBATOBE NY FILOHA ANDRY RAJOELINA SY RAMATOA VADINY" "subtitle" => "10 Sep 2025" "description" => "
Amin'izao fidiran'ny mpianatra izao sy ho fanohanana ireo ankizy mpianatra ao amin’ny EPP Ambatobe dia nanolotra fitaovam-pianarana feno azy ireo ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy Ramatoa vadiny androany. Mpianatra marefo avy amin'ny ambaratonga fototra maherin'ny 1 tapitrisa manerana ny Nosy no hisitraka ihany koa fitaovam-pianarana avy amin'ny Fitondram-panjakana.
Amin'ity taom-pianarana ity ihany koa, teo ambany fitarihan-dRamatoa Mialy Rajoelina, dia ankizy vavy maherin'ny 180.000 avy amin'ny Faritra 16 no niditra maimaimpoana sy hisitraka vatsim-pianarana eny anivon’ireo CEG iadidian'ny Minisiteran’ny fanabeazam-pirenena. Laharam-pahamehana ho an'ny Fitondram-panjakana tarihin'ny Filoha Andry Rajoelina ny hanolorana fanabeazana tsara kalitao sy mendrika ho an'ny zaza malagasy.
Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena - Ofisialy

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1478 +imgSrc: "2-68c12b6d8f646.jpg" +title: "NANOLOTRA FITAOVAM-PIANARANA FENO HO AN' IREO ANKIZY MPIANATRA AO AMIN' NY EPP AMBATOBE NY FILOHA ANDRY RAJOELINA SY RAMATOA VADINY" +titleSize: "h5" +subtitle: "10 Sep 2025" +description: "
Amin'izao fidiran'ny mpianatra izao sy ho fanohanana ireo ankizy mpianatra ao amin’ny EPP Ambatobe dia nanolotra fitaovam-pianarana feno azy ireo ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy Ramatoa vadiny androany. Mpianatra marefo avy amin'ny ambaratonga fototra maherin'ny 1 tapitrisa manerana ny Nosy no hisitraka ihany koa fitaovam-pianarana avy amin'ny Fitondram-panjakana.
Amin'ity taom-pianarana ity ihany koa, teo ambany fitarihan-dRamatoa Mialy Rajoelina, dia ankizy vavy maherin'ny 180.000 avy amin'ny Faritra 16 no niditra maimaimpoana sy hisitraka vatsim-pianarana eny anivon’ireo CEG iadidian'ny Minisiteran’ny fanabeazam-pirenena. Laharam-pahamehana ho an'ny Fitondram-panjakana tarihin'ny Filoha Andry Rajoelina ny hanolorana fanabeazana tsara kalitao sy mendrika ho an'ny zaza malagasy.
Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena - Ofisialy

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.22 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "546339462-1196480182523131-3103274923244768249-n-68bfddc36d5e8.jpg" "title" => "NANDRESY NY BAREAN' I MADAGASIKARA" "subtitle" => "09 Sep 2025" "description" => "
Nandresy ny Barean'i Madagasikara. Mitàna ny laharana faharoa vonjimaika ao anaty vondrona ny Malagasy ao anatin'ny fifanintsanana "Coupe du Monde 2026".
Misaotra Barea!
Isika rehetra tsy maintsy mandresy
#Alefa #Barea
#Alefamadagasikara

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1525 +imgSrc: "546339462-1196480182523131-3103274923244768249-n-68bfddc36d5e8.jpg" +title: "NANDRESY NY BAREAN' I MADAGASIKARA" +titleSize: "h5" +subtitle: "09 Sep 2025" +description: "
Nandresy ny Barean'i Madagasikara. Mitàna ny laharana faharoa vonjimaika ao anaty vondrona ny Malagasy ao anatin'ny fifanintsanana "Coupe du Monde 2026".
Misaotra Barea!
Isika rehetra tsy maintsy mandresy
#Alefa #Barea
#Alefamadagasikara

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.20 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "542108123-1164253469061294-5259458836450342669-n-68bfdc1003239.jpg" "title" => "ELIMINATOIRES AFRICAINES COUPE DU MONDE DE LA FIFA 2026" "subtitle" => "09 Sep 2025" "description" => "
But de Madagascar - 90+3' - H. Abdallah
MADAGASCAR 3 - 1TCHAD
#barea
#BareaXUmbro
#ManohanaBarea
#Umbro
#FMF
#fédérationmalagasydefootball

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1572 +imgSrc: "542108123-1164253469061294-5259458836450342669-n-68bfdc1003239.jpg" +title: "ELIMINATOIRES AFRICAINES COUPE DU MONDE DE LA FIFA 2026" +titleSize: "h5" +subtitle: "09 Sep 2025" +description: "
But de Madagascar - 90+3' - H. Abdallah
MADAGASCAR 3 - 1TCHAD
#barea
#BareaXUmbro
#ManohanaBarea
#Umbro
#FMF
#fédérationmalagasydefootball

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.19 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "514283570-1164238209062820-4455204090541280254-n-68bfdb0fa3a27.jpg" "title" => "ELIMINATOIRES AFRICAINES - COUPE DU MONDE DE LA FIFA 2026" "subtitle" => "09 Sep 2025" "description" => "
But de Madagascar - 69' - Rayan R.
MADAGASCAR 2 - 1TCHAD
#barea
#BareaXUmbro
#ManohanaBarea
#Umbro
#FMF
#fédérationmalagasydefootball

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1619 +imgSrc: "514283570-1164238209062820-4455204090541280254-n-68bfdb0fa3a27.jpg" +title: "ELIMINATOIRES AFRICAINES - COUPE DU MONDE DE LA FIFA 2026" +titleSize: "h5" +subtitle: "09 Sep 2025" +description: "
But de Madagascar - 69' - Rayan R.
MADAGASCAR 2 - 1TCHAD
#barea
#BareaXUmbro
#ManohanaBarea
#Umbro
#FMF
#fédérationmalagasydefootball

| Sidebar | App\Twig\Components\Sidebar | 8.0 MiB | 0.67 ms | |

| Input props | [] |

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\Sidebar {#1719 +categories: [ App\Entity\Article\Category {#1728 -id: 1 -title: "Ministère" -description: "Ministère" -image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png" -createdAt: DateTime @1740413642 {#1727 : 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1729 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1731 …} } App\Entity\Article\Category {#1734 -id: 2 -title: "Communication" -description: "Direction Générale de la Communication" -image: null -createdAt: DateTime @1740414753 {#1733 : 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1735 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1737 …} } App\Entity\Article\Category {#1740 -id: 3 -title: "Culture" -description: "Direction Générale de la Culture" -image: null -createdAt: DateTime @1740414786 {#1739 : 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1741 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1743 …} } App\Entity\Article\Category {#1746 -id: 4 -title: "Conseil" -description: "Conseil" -image: null -createdAt: DateTime @1740414813 {#1745 : 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1747 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1749 …} } App\Entity\Article\Category {#797 -id: 5 -title: "Actualités" -description: "Actualités" -image: null -createdAt: DateTime @1740414868 {#786 : 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …} } App\Entity\Article\Category {#1752 -id: 6 -title: "Slides" -description: "Slides" -image: null -createdAt: DateTime @1740414897 {#1751 : 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1753 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1755 …} } App\Entity\Article\Category {#1758 -id: 7 -title: "Promotion langue" -description: "Promotion langue" -image: null -createdAt: DateTime @1742494305 {#1757 : 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1759 …} -parent: App\Entity\Article\Category {#1740} -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1761 …} } App\Entity\Article\Category {#1764 -id: 8 -title: "General" -description: null -image: null -createdAt: DateTime @1742895753 {#1763 : 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1765 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1767 …} } ] +actu: App\Entity\Article\Article {#1779 …} -crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …} -arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …} } |