Components
2
Twig Components
10
Render Count
4
ms
Render Time
4.0
MiB
Memory Usage
Components
| Name | Metadata | Render Count | Render Time |

| CardBlog |
"App\Twig\Components\CardBlog"components/CardBlog.html.twig |
9 | 3.75ms |
| Sidebar |
"App\Twig\Components\Sidebar"components/Sidebar.html.twig |
1 | 0.67ms |
Render calls
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 1.51 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/52-696de0c8a49b7.jpg" "title" => "HANAO ADISISIKA HAHAZOAN' NY MPIKABARY MALAGASY MARI-PAHAIZANA ARA-PANJAKANA MISY TOMBOKASE MENA NY MINISITRA GASCAR FENOSOA" "subtitle" => "19 Jan 2026" "description" => "
Rariny raha 𝐦𝐚𝐫𝐢-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚𝐬𝐞 𝐦𝐞𝐧𝐚 no omena ireo mpikabary matihanina vita fiofanana hoy ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, satria ity kolontsaina malagasy iray ity dia efa voasokajy ho 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐨𝐤𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐳𝐨 𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚𝐢𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 eo anivon’ny 𝐔𝐍𝐄𝐒𝐂𝐎, ka mendrika ny omen-kasina ara-panjakana. Mialoha izay anefa dia hapetraka eo anivon’ny Akademiam-pirenena momba ny zavakanto sy ny kolontsaina ( ANAC - 𝐴𝑐𝑎𝑑𝑒́𝑚𝑖𝑒 𝑁𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛𝑎𝑙𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒), rafitra eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢, ireo dingana sy pitsopitsony ara-piofanana mba hanaraka ny kalitao sy ny fenitry ny fampianara ara-panjakana ny votoatin’ny fampianarana sy ireo sekoly mpampiofana Kabary.
Nisongadina io nandritra ny lanonana fanoloran’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ny 𝙈𝙖𝙧𝙞-𝙗𝙤𝙣𝙞𝙣𝙖𝙝𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙎𝙤𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 ho an’ireo Mpikabary tao anatin’ny fankalazana ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 natao androany 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 2026.
𝙈𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮 miisa 𝟮𝟯𝟯 no notolorana mari-boninahitra nandritra ity fotoana ity, ka ny 𝟭𝟰 tamin'ireo dia 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑎𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑙'𝑂𝑟𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐿𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒 ;ny 𝟯𝟲 𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑖𝑒𝑟 𝑑𝑒 𝑙'𝑂𝑟𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐿𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒, ary nahatratra 𝟭𝟴𝟯 ny 𝐶ℎ𝑒𝑣𝑎𝑙𝑖𝑒𝑟 𝑑𝑒 𝑙'𝑂𝑟𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐿𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒.
Ny mpikabary no 𝒂𝒓𝒐𝒇𝒂𝒏𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒐𝒂𝒕𝒐𝒂𝒗𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚, ary miaina ny kabary avokoa ny malagasy na faritra aiza na foko inona, fa ny endrika isehoany no samy manana ny mampiavaka azy isam-paritra.
Amin’ny maha andro manan-danja azy, dia tsy nanadino ny niarahaba ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 mivady ireo fikambanana mpikabary marobe noho ny taona vaovao, sy amin’ny maha 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 mpiahy ny kolontsaina malagasy ny tenany izay nanatanteraka fankalazana miavaka ny andro androany.
𝑲𝒂𝒃𝒂𝒓𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚, 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒎𝒂𝒇𝒚 𝒇𝒊𝒉𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝒂𝒓𝒐𝒇𝒂𝒏𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒎𝒐𝒏𝒊𝒏𝒂

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1058 +imgSrc: "uploads/images/52-696de0c8a49b7.jpg" +title: "HANAO ADISISIKA HAHAZOAN' NY MPIKABARY MALAGASY MARI-PAHAIZANA ARA-PANJAKANA MISY TOMBOKASE MENA NY MINISITRA GASCAR FENOSOA" +titleSize: "h5" +subtitle: "19 Jan 2026" +description: "
Rariny raha 𝐦𝐚𝐫𝐢-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚𝐬𝐞 𝐦𝐞𝐧𝐚 no omena ireo mpikabary matihanina vita fiofanana hoy ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, satria ity kolontsaina malagasy iray ity dia efa voasokajy ho 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐨𝐤𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐳𝐨 𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚𝐢𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 eo anivon’ny 𝐔𝐍𝐄𝐒𝐂𝐎, ka mendrika ny omen-kasina ara-panjakana. Mialoha izay anefa dia hapetraka eo anivon’ny Akademiam-pirenena momba ny zavakanto sy ny kolontsaina ( ANAC - 𝐴𝑐𝑎𝑑𝑒́𝑚𝑖𝑒 𝑁𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛𝑎𝑙𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒), rafitra eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢, ireo dingana sy pitsopitsony ara-piofanana mba hanaraka ny kalitao sy ny fenitry ny fampianara ara-panjakana ny votoatin’ny fampianarana sy ireo sekoly mpampiofana Kabary.
Nisongadina io nandritra ny lanonana fanoloran’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ny 𝙈𝙖𝙧𝙞-𝙗𝙤𝙣𝙞𝙣𝙖𝙝𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙎𝙤𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 ho an’ireo Mpikabary tao anatin’ny fankalazana ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 natao androany 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 2026.
𝙈𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮 miisa 𝟮𝟯𝟯 no notolorana mari-boninahitra nandritra ity fotoana ity, ka ny 𝟭𝟰 tamin'ireo dia 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑎𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑙'𝑂𝑟𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐿𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒 ;ny 𝟯𝟲 𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑖𝑒𝑟 𝑑𝑒 𝑙'𝑂𝑟𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐿𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒, ary nahatratra 𝟭𝟴𝟯 ny 𝐶ℎ𝑒𝑣𝑎𝑙𝑖𝑒𝑟 𝑑𝑒 𝑙'𝑂𝑟𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐿𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒.
Ny mpikabary no 𝒂𝒓𝒐𝒇𝒂𝒏𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒐𝒂𝒕𝒐𝒂𝒗𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚, ary miaina ny kabary avokoa ny malagasy na faritra aiza na foko inona, fa ny endrika isehoany no samy manana ny mampiavaka azy isam-paritra.
Amin’ny maha andro manan-danja azy, dia tsy nanadino ny niarahaba ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 mivady ireo fikambanana mpikabary marobe noho ny taona vaovao, sy amin’ny maha 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 mpiahy ny kolontsaina malagasy ny tenany izay nanatanteraka fankalazana miavaka ny andro androany.
𝑲𝒂𝒃𝒂𝒓𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚, 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒎𝒂𝒇𝒚 𝒇𝒊𝒉𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝒂𝒓𝒐𝒇𝒂𝒏𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒎𝒐𝒏𝒊𝒏𝒂

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.34 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/14-696dd7148e28a.jpg" "title" => "" POA-TSATROKA" ENDRIM-PANKASITRAHANA MANOKANA AVT AMIN' NY MINISITRA HO AN' IREO NAHAVITA BE TEO AMIN' NY SEHATRY NY KABARY SY NY KOLONTSAINA" "subtitle" => "19 Jan 2026" "description" => "
Tontosa androany 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 tao amin'ny efitrano malalaka 𝐇𝐚𝐯𝐨𝐫𝐢𝐚 Anosy ny fanamarihana ny 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗕𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 2026, izay nialohavana 𝑫𝑰𝑨𝑩𝑬𝑵'𝑵𝒀 𝑴𝑷𝑰𝑲𝑨𝑩𝑨𝑹𝒀 niainga teny amin'ny ENS Ampefiloha. Niara-dalana tamin'ny mpikabary nandritra izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, notronin’ireo Filoham-pikambanana mpikabary maro, ny Filohan’ny Federasionan’ny mpikanto ny teny sy ny soratra 𝑹𝑨𝑵𝑨𝑰𝑽𝑶𝑺𝑶𝑵 𝒀𝒗𝒆𝒔 𝑶𝒔𝒄𝒂𝒓 sy ireo mpandrindra miaraka aminy, ary ireo fikambanana sy 𝙢𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮 marobe.
Ankoatra ireo Mpikabary roanjato mahery notolorana mari-boninahitra dia 𝙢𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮 sy 𝙢𝙥𝙖𝙣𝙙𝙖𝙡𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙤𝙢𝙗𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 miisa 12 hafa no 𝘯𝘰𝘵𝘴𝘰𝘯𝘨𝘢𝘪𝘯𝘢 tao anatin'ny maro nomena 𝘮𝘢𝘳𝘪-𝘱𝘢𝘯𝘬𝘢𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘰𝘬𝘢𝘯𝘢 na "𝑷𝑶𝑨-𝑻𝑺𝑨𝑻𝑹𝑶𝑲𝑨" avy amin’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢.
Ny ezaka nisongadina vitany teo amin'ny fanandratana ny kabary sy ny fomba malagasy teto amin'ny firenena no nisafidianana azy ireo araka ny lohahevitra nosafidina tamin'ity taona ity "𝑲𝒂𝒃𝒂𝒓𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒎𝒂𝒇𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒉𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝒂𝒓𝒐𝒇𝒂𝒏𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒎𝒐𝒏𝒊𝒏𝒂".
Amin’izay fankasitrahana izay ihany dia nankasitrahan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 manokana ny Tale misahana ny fampiroboroboana ny Teny malagasy 𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑰𝑭𝑰𝑫𝒀 𝑩𝒂𝒌𝒐𝒍𝒂𝒍𝒂𝒊𝒏𝒂 (𝐷𝑖𝑟𝑒𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝑃𝑟𝑜𝑚𝑜𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐿𝑎𝑛𝑔𝑢𝑒 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦-𝐷𝑃𝐿𝑀) sy ny Mpanolontsaina Teknika eo anivon’ny Kabinetra 𝑹𝑨𝑴𝑨𝑵𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑨𝑺𝑶𝑨 𝑱𝒐𝒔𝒆́ noho ny ezaka nandritra ny fanomanana sy ny fikarakarana ity
𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 natao androany 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 ity.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1311 +imgSrc: "uploads/images/14-696dd7148e28a.jpg" +title: "" POA-TSATROKA" ENDRIM-PANKASITRAHANA MANOKANA AVT AMIN' NY MINISITRA HO AN' IREO NAHAVITA BE TEO AMIN' NY SEHATRY NY KABARY SY NY KOLONTSAINA" +titleSize: "h5" +subtitle: "19 Jan 2026" +description: "
Tontosa androany 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 tao amin'ny efitrano malalaka 𝐇𝐚𝐯𝐨𝐫𝐢𝐚 Anosy ny fanamarihana ny 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗕𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 2026, izay nialohavana 𝑫𝑰𝑨𝑩𝑬𝑵'𝑵𝒀 𝑴𝑷𝑰𝑲𝑨𝑩𝑨𝑹𝒀 niainga teny amin'ny ENS Ampefiloha. Niara-dalana tamin'ny mpikabary nandritra izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, notronin’ireo Filoham-pikambanana mpikabary maro, ny Filohan’ny Federasionan’ny mpikanto ny teny sy ny soratra 𝑹𝑨𝑵𝑨𝑰𝑽𝑶𝑺𝑶𝑵 𝒀𝒗𝒆𝒔 𝑶𝒔𝒄𝒂𝒓 sy ireo mpandrindra miaraka aminy, ary ireo fikambanana sy 𝙢𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮 marobe.
Ankoatra ireo Mpikabary roanjato mahery notolorana mari-boninahitra dia 𝙢𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮 sy 𝙢𝙥𝙖𝙣𝙙𝙖𝙡𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙤𝙢𝙗𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 miisa 12 hafa no 𝘯𝘰𝘵𝘴𝘰𝘯𝘨𝘢𝘪𝘯𝘢 tao anatin'ny maro nomena 𝘮𝘢𝘳𝘪-𝘱𝘢𝘯𝘬𝘢𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘰𝘬𝘢𝘯𝘢 na "𝑷𝑶𝑨-𝑻𝑺𝑨𝑻𝑹𝑶𝑲𝑨" avy amin’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢.
Ny ezaka nisongadina vitany teo amin'ny fanandratana ny kabary sy ny fomba malagasy teto amin'ny firenena no nisafidianana azy ireo araka ny lohahevitra nosafidina tamin'ity taona ity "𝑲𝒂𝒃𝒂𝒓𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒎𝒂𝒇𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒉𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝒂𝒓𝒐𝒇𝒂𝒏𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒎𝒐𝒏𝒊𝒏𝒂".
Amin’izay fankasitrahana izay ihany dia nankasitrahan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 manokana ny Tale misahana ny fampiroboroboana ny Teny malagasy 𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑰𝑭𝑰𝑫𝒀 𝑩𝒂𝒌𝒐𝒍𝒂𝒍𝒂𝒊𝒏𝒂 (𝐷𝑖𝑟𝑒𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝑃𝑟𝑜𝑚𝑜𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐿𝑎𝑛𝑔𝑢𝑒 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦-𝐷𝑃𝐿𝑀) sy ny Mpanolontsaina Teknika eo anivon’ny Kabinetra 𝑹𝑨𝑴𝑨𝑵𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑨𝑺𝑶𝑨 𝑱𝒐𝒔𝒆́ noho ny ezaka nandritra ny fanomanana sy ny fikarakarana ity
𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 natao androany 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 ity.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.28 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/8-696dd146eeeae.jpg" "title" => "HARAVORAVOANA SY ENDRIKA FENO TSIKY NO NIARAHAN'NY MPIKABARY NISANTATRA NY ANDROM-PIRENENA HO AN' NY KABARY MALAGASY" "subtitle" => "19 Jan 2026" "description" => "
Nifamotoana vao maraina tetsy Ampefiloha ny 𝙈𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮 ana arivony avy amin’ny lafivalon’ny Nosy, niara-nisantatra ny fotoam-pankalazana ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 izay marihana isaky ny 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲.
𝑻𝒔𝒚 𝒏𝒊𝒇𝒊𝒅𝒚 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂, 𝒕𝒔𝒚 𝒏𝒊𝒇𝒊𝒅𝒚 𝒇𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝒕𝒔𝒚 𝒏𝒊𝒇𝒊𝒅𝒚 𝒔𝒂𝒓𝒂𝒏𝒈𝒂 𝒏𝒂 𝒇𝒊𝒂𝒗𝒊𝒂𝒏𝒂 fa samy tazana namaly ny fanasan’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 teny an-toerana avokoa ny mpandala ity 𝑲𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 efa voasokajy ho 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗺𝗯𝗮𝗸𝗼𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝘆 ity. Tsy diso anjara fa niaraka vao maraina tamin’ny besinimaro namakivaky ny arabe koa ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, sady 𝗺𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮, 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, izay tsy mba nanafina ny maha mpikabary azy fa nijoroany sy nireharehany tamin'ny fiarovana sy fampiroboroboana ity k𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 iray ity na inona na inona andraikitra sy sehatra nisy azy.
Tonga niara-nirodorodo tamin’ny alalan’ny 𝗗𝗶𝗮𝗯𝗲 namakivaky tanàna ho fanehoana 𝒇𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏-𝒌𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒊𝒉𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 ny rehetra, ary indrindra mba ho hitan’ny besinimaro fa mirehareha amin’ny fananany kolontsaina miavaka ny Malagasy.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1269 +imgSrc: "uploads/images/8-696dd146eeeae.jpg" +title: "HARAVORAVOANA SY ENDRIKA FENO TSIKY NO NIARAHAN'NY MPIKABARY NISANTATRA NY ANDROM-PIRENENA HO AN' NY KABARY MALAGASY" +titleSize: "h5" +subtitle: "19 Jan 2026" +description: "
Nifamotoana vao maraina tetsy Ampefiloha ny 𝙈𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮 ana arivony avy amin’ny lafivalon’ny Nosy, niara-nisantatra ny fotoam-pankalazana ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 izay marihana isaky ny 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲.
𝑻𝒔𝒚 𝒏𝒊𝒇𝒊𝒅𝒚 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂, 𝒕𝒔𝒚 𝒏𝒊𝒇𝒊𝒅𝒚 𝒇𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝒕𝒔𝒚 𝒏𝒊𝒇𝒊𝒅𝒚 𝒔𝒂𝒓𝒂𝒏𝒈𝒂 𝒏𝒂 𝒇𝒊𝒂𝒗𝒊𝒂𝒏𝒂 fa samy tazana namaly ny fanasan’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 teny an-toerana avokoa ny mpandala ity 𝑲𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 efa voasokajy ho 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗺𝗯𝗮𝗸𝗼𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝘆 ity. Tsy diso anjara fa niaraka vao maraina tamin’ny besinimaro namakivaky ny arabe koa ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, sady 𝗺𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮, 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, izay tsy mba nanafina ny maha mpikabary azy fa nijoroany sy nireharehany tamin'ny fiarovana sy fampiroboroboana ity k𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 iray ity na inona na inona andraikitra sy sehatra nisy azy.
Tonga niara-nirodorodo tamin’ny alalan’ny 𝗗𝗶𝗮𝗯𝗲 namakivaky tanàna ho fanehoana 𝒇𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏-𝒌𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒊𝒉𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 ny rehetra, ary indrindra mba ho hitan’ny besinimaro fa mirehareha amin’ny fananany kolontsaina miavaka ny Malagasy.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.30 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/14-69689c316246f.jpg" "title" => "NOSONIAVIN'NY MINISITRAGASCAR FENOSOA ANDROANY NY FANGATAHANA OFOSIALY HAMPIDIRANA NY MISIONA KATOLIKA AMBODIFOTATRA - SAINTE MARIE HO ISAN'NY HAREMBAKOKA IRAISAN'IZAO TONTOLO IZAO" "subtitle" => "15 Jan 2026" "description" => "
Mipetraka ho tantara ny datin’ny Alarobia 14 janoary 2026 izay nanasoniavana ny antontan-taratasy fangatahana hampidirana ny "𝐌𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧𝐚 𝐤𝐚𝐭𝐨𝐥𝐢𝐤𝐚 ao Ambodifotatra - Sainte Marie" ao amin'ny lisitry ny 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗺𝗯𝗮𝗸𝗼𝗸𝗮 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗶𝘇𝗮𝗼 𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝘇𝗮𝗼.

Tontosa tao amin’ny 𝗟𝗔𝗣𝗔𝗡’𝗔𝗡𝗗𝗔𝗙𝗜𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 androany ny lanonana nanasoniavan’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 ny taratasy ofisialy mahakasika izany, ka nanotrona azy tamin’izany ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny 𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 notarihin’ny Talen’ny Kabinetra 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑯𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂, sy ny avy amin’ny Misiona Katolika ary ireo teknisiana Mpahay.

Tsiahivina fa efa ela no namolavolana ny antontan-taratasy momba ity tetikasa mamaritra ny maha 𝒕𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂 ny Trano Fiangonana ary indrindra ihany koa ny maha 𝒗𝒂𝒗𝒐𝒍𝒐𝒎𝒃𝒆𝒍𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 azy, ka tanteraka izy ankehitriny taorian’ny fitsidihana ifotony nataon’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 tany 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁𝗲 𝗠𝗮𝗿𝗶𝗲 sy nandritra ny fotoana niarahany nivavaka tamin’ireo mpino tao amin’ny 𝗘𝗴𝗹𝗶𝘇𝘆 𝗞𝗮𝘁𝗼𝗹𝗶𝗸𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗱𝗶𝗳𝗼𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 ny 𝟮𝟭 𝗡𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 2025, fotoana izay nampahafantarany ireo dingana efa vita sy ireo sisa miandry mialoha ny hanoratana ao anatin’ny lisitr’ireo Harembakoka iraisan’izao tontolo izao.

Nanohy sy namita ny asa amin’ny 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑟𝑜𝑏𝑜𝑟𝑜𝑏𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑘𝑜𝑙𝑜𝑛𝑡𝑠𝑎𝑖𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 𝑖𝑠𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑟𝑖𝑡𝑟𝑎 izay hanomezan-kasina ireo 𝑻𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 ny Fitaleavana misahana ny vakoka na "𝐷𝑖𝑟𝑒𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑢 𝑃𝑎𝑡𝑟𝑖𝑚𝑜𝑖𝑛𝑒 " (𝐷𝑃) eo anivon’ny 𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 taorian’ny nahavoatendry ny Taleny ny Dr 𝑳𝑨𝑯𝑰𝑵𝑰𝑹𝑰𝑲𝑶 𝑫𝒆𝒏𝒊𝒔 𝑨𝒍𝒆𝒙𝒂𝒏𝒅𝒓𝒆 tamin’ny 22 Desambra 2025 teo, izay marihina fa banga nandritra ny taona maro ny toeran’izany tompon’andraikitra izany saingy tsapan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 ankehitriny ny maha zava-dehibe ny andraikitr’io departemanrta io ka nataony laharam-pahamehana ny nanendrena nyTale mpitantana azy, ary izao namita ny asa iarahana amin’ny UNESCO izao.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1384 +imgSrc: "uploads/images/14-69689c316246f.jpg" +title: "NOSONIAVIN'NY MINISITRAGASCAR FENOSOA ANDROANY NY FANGATAHANA OFOSIALY HAMPIDIRANA NY MISIONA KATOLIKA AMBODIFOTATRA - SAINTE MARIE HO ISAN'NY HAREMBAKOKA IRAISAN'IZAO TONTOLO IZAO" +titleSize: "h5" +subtitle: "15 Jan 2026" +description: "
Mipetraka ho tantara ny datin’ny Alarobia 14 janoary 2026 izay nanasoniavana ny antontan-taratasy fangatahana hampidirana ny "𝐌𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧𝐚 𝐤𝐚𝐭𝐨𝐥𝐢𝐤𝐚 ao Ambodifotatra - Sainte Marie" ao amin'ny lisitry ny 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗺𝗯𝗮𝗸𝗼𝗸𝗮 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗶𝘇𝗮𝗼 𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝘇𝗮𝗼.

Tontosa tao amin’ny 𝗟𝗔𝗣𝗔𝗡’𝗔𝗡𝗗𝗔𝗙𝗜𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 androany ny lanonana nanasoniavan’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 ny taratasy ofisialy mahakasika izany, ka nanotrona azy tamin’izany ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny 𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 notarihin’ny Talen’ny Kabinetra 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑯𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂, sy ny avy amin’ny Misiona Katolika ary ireo teknisiana Mpahay.

Tsiahivina fa efa ela no namolavolana ny antontan-taratasy momba ity tetikasa mamaritra ny maha 𝒕𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂 ny Trano Fiangonana ary indrindra ihany koa ny maha 𝒗𝒂𝒗𝒐𝒍𝒐𝒎𝒃𝒆𝒍𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 azy, ka tanteraka izy ankehitriny taorian’ny fitsidihana ifotony nataon’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 tany 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁𝗲 𝗠𝗮𝗿𝗶𝗲 sy nandritra ny fotoana niarahany nivavaka tamin’ireo mpino tao amin’ny 𝗘𝗴𝗹𝗶𝘇𝘆 𝗞𝗮𝘁𝗼𝗹𝗶𝗸𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗱𝗶𝗳𝗼𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 ny 𝟮𝟭 𝗡𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 2025, fotoana izay nampahafantarany ireo dingana efa vita sy ireo sisa miandry mialoha ny hanoratana ao anatin’ny lisitr’ireo Harembakoka iraisan’izao tontolo izao.

Nanohy sy namita ny asa amin’ny 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑟𝑜𝑏𝑜𝑟𝑜𝑏𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑘𝑜𝑙𝑜𝑛𝑡𝑠𝑎𝑖𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 𝑖𝑠𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑟𝑖𝑡𝑟𝑎 izay hanomezan-kasina ireo 𝑻𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 ny Fitaleavana misahana ny vakoka na "𝐷𝑖𝑟𝑒𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑢 𝑃𝑎𝑡𝑟𝑖𝑚𝑜𝑖𝑛𝑒 " (𝐷𝑃) eo anivon’ny 𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 taorian’ny nahavoatendry ny Taleny ny Dr 𝑳𝑨𝑯𝑰𝑵𝑰𝑹𝑰𝑲𝑶 𝑫𝒆𝒏𝒊𝒔 𝑨𝒍𝒆𝒙𝒂𝒏𝒅𝒓𝒆 tamin’ny 22 Desambra 2025 teo, izay marihina fa banga nandritra ny taona maro ny toeran’izany tompon’andraikitra izany saingy tsapan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 ankehitriny ny maha zava-dehibe ny andraikitr’io departemanrta io ka nataony laharam-pahamehana ny nanendrena nyTale mpitantana azy, ary izao namita ny asa iarahana amin’ny UNESCO izao.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.24 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/615885799-1301477948690020-1107925402821847959-n-696899e994c2a.jpg" "title" => "KABARY MALAGASY, MANAMAFY FIHAVANANA, AROFANIN' NY FIARAHAMONINA" "subtitle" => "15 Jan 2026" "description" => "
MANASA anao hifanotrona amin’ny 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗕𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 ny faha 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 2026.

Toy izao ny 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 amin’ity hetsika ara-kolontsaina tarihin’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 ity :

- 7ora 30mn : 𝘿𝙞𝙖𝙗𝙚𝙣’𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮, miainga eo amin’ny ENS Ampefiloha

- 9ora 00mn : 𝙇𝙖𝙣𝙤𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙤̂𝙛𝙞𝙨𝙞𝙖𝙡𝙮 ao amin’ny Havoria Anosy.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1431 +imgSrc: "uploads/images/615885799-1301477948690020-1107925402821847959-n-696899e994c2a.jpg" +title: "KABARY MALAGASY, MANAMAFY FIHAVANANA, AROFANIN' NY FIARAHAMONINA" +titleSize: "h5" +subtitle: "15 Jan 2026" +description: "
MANASA anao hifanotrona amin’ny 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗕𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 ny faha 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 2026.

Toy izao ny 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 amin’ity hetsika ara-kolontsaina tarihin’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 ity :

- 7ora 30mn : 𝘿𝙞𝙖𝙗𝙚𝙣’𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙞𝙠𝙖𝙗𝙖𝙧𝙮, miainga eo amin’ny ENS Ampefiloha

- 9ora 00mn : 𝙇𝙖𝙣𝙤𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙤̂𝙛𝙞𝙨𝙞𝙖𝙡𝙮 ao amin’ny Havoria Anosy.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.29 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/3-6967805d3d10c.jpg" "title" => "NAHABABO NY MPIFIDY NY HIRAN' I DENISE " MATOKY ZAGNAHARY "" "subtitle" => "14 Jan 2026" "description" => "
Tamin’ny alalan’ny 𝙛𝙞𝙛𝙞𝙙𝙞𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙫𝙖𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖 na 𝑣𝑜𝑡𝑒 𝑝𝑢𝑏𝑙𝑖𝑐 nataon’ny mpihaino sy mpijery no namaritan’ny mpikarakara ny vokatry ny fifaninanan-kira 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗠𝗔 - 𝘼𝙡𝙡 𝘼𝙛𝙧𝙞𝙘𝙖 𝙈𝙪𝙨𝙞𝙘 𝘼𝙬𝙖𝙧𝙙𝙨.
Norombahin’i 𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀𝗲 ny amboaran’ny andiany faha 9 tamin’ny fifaninana afrikana momba ny mozika natao tao Lagos Nigeria ny 7 hatramin’ny 11 janoary 2026 teo.
" 𝑍𝑎ℎ𝑜 𝑧𝑖𝑠𝑡𝑎 𝑛𝑎𝑔𝑛𝑎𝑛𝑜 𝑚𝑜𝑧𝑖𝑘𝑎 𝑓𝑎 𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜 𝑝𝑢𝑏𝑙𝑖𝑐 𝑛𝑜 𝑛𝑎𝑔𝑛𝑎𝑚𝑒 𝑧𝑎ℎ𝑜 𝑛𝑦 𝑇𝑟𝑜𝑝ℎ𝑒́𝑒, 𝑘𝑎 𝑡𝑒𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑠𝑎𝑜𝑟𝑎𝑘𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜 𝑗𝑖𝑎𝑏𝑦 𝑛𝑖𝑓𝑖𝑑𝑦 𝑧𝑎ℎ𝑜 𝑛𝑎 𝑑𝑖𝑎𝑠𝑝𝑜𝑟𝑎 𝑛𝑎 𝑖𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑡𝑒𝑡𝑜 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎" hoy 𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀𝗲 nandritra ny tafa fohy nataony nandritra ny fandraisan’ny Minisitra 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 azy.
Tsy mora ny nazahoana ny fandresena teo amin’ny sokajy 𝑬𝒂𝒔𝒕 𝑨𝒇𝒓𝒊𝒄𝒂𝒏 𝑭𝒆𝒎𝒂𝒍𝒆 𝑨𝒓𝒕𝒊𝒔𝒕, tamin'ilay hira 𝘔𝘢𝘵𝘰𝘬𝘺 𝘡𝘢𝘨𝘯𝘢𝘩𝘢𝘳𝘺, satria 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘯𝘵𝘰 𝘪𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 manana ny maha izy azy an’arivony no nandray anjara tamin’ny 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗠𝗔 𝗔𝗪𝗔𝗥𝗗𝗦, saingy tombony ho an’ny mpanakanto malagasy 𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀𝗲 ny 𝒇𝒊𝒌𝒊𝒓𝒊𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒆𝒛𝒂𝒌𝒂 nanatsara hatrany ny mozikany taorian’ny 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘃𝗼𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗶𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 tamin’ny AFRIMA ny taona 2018 sy 2019.
Misokatra ho an’ny mpanakanto malagasy tsy an-kanavaka ny fifaninanana 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗠𝗔 hoy 𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀𝗲 ka iantsoany ireo 𝙖𝙧𝙩𝙞𝙨𝙩𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 namany mba hanome ny tsara hatrany ho fanandratana ny kanto malagasy.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1478 +imgSrc: "uploads/images/3-6967805d3d10c.jpg" +title: "NAHABABO NY MPIFIDY NY HIRAN' I DENISE " MATOKY ZAGNAHARY "" +titleSize: "h5" +subtitle: "14 Jan 2026" +description: "
Tamin’ny alalan’ny 𝙛𝙞𝙛𝙞𝙙𝙞𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙫𝙖𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖 na 𝑣𝑜𝑡𝑒 𝑝𝑢𝑏𝑙𝑖𝑐 nataon’ny mpihaino sy mpijery no namaritan’ny mpikarakara ny vokatry ny fifaninanan-kira 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗠𝗔 - 𝘼𝙡𝙡 𝘼𝙛𝙧𝙞𝙘𝙖 𝙈𝙪𝙨𝙞𝙘 𝘼𝙬𝙖𝙧𝙙𝙨.
Norombahin’i 𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀𝗲 ny amboaran’ny andiany faha 9 tamin’ny fifaninana afrikana momba ny mozika natao tao Lagos Nigeria ny 7 hatramin’ny 11 janoary 2026 teo.
" 𝑍𝑎ℎ𝑜 𝑧𝑖𝑠𝑡𝑎 𝑛𝑎𝑔𝑛𝑎𝑛𝑜 𝑚𝑜𝑧𝑖𝑘𝑎 𝑓𝑎 𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜 𝑝𝑢𝑏𝑙𝑖𝑐 𝑛𝑜 𝑛𝑎𝑔𝑛𝑎𝑚𝑒 𝑧𝑎ℎ𝑜 𝑛𝑦 𝑇𝑟𝑜𝑝ℎ𝑒́𝑒, 𝑘𝑎 𝑡𝑒𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑠𝑎𝑜𝑟𝑎𝑘𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜 𝑗𝑖𝑎𝑏𝑦 𝑛𝑖𝑓𝑖𝑑𝑦 𝑧𝑎ℎ𝑜 𝑛𝑎 𝑑𝑖𝑎𝑠𝑝𝑜𝑟𝑎 𝑛𝑎 𝑖𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑡𝑒𝑡𝑜 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎" hoy 𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀𝗲 nandritra ny tafa fohy nataony nandritra ny fandraisan’ny Minisitra 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 azy.
Tsy mora ny nazahoana ny fandresena teo amin’ny sokajy 𝑬𝒂𝒔𝒕 𝑨𝒇𝒓𝒊𝒄𝒂𝒏 𝑭𝒆𝒎𝒂𝒍𝒆 𝑨𝒓𝒕𝒊𝒔𝒕, tamin'ilay hira 𝘔𝘢𝘵𝘰𝘬𝘺 𝘡𝘢𝘨𝘯𝘢𝘩𝘢𝘳𝘺, satria 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘯𝘵𝘰 𝘪𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 manana ny maha izy azy an’arivony no nandray anjara tamin’ny 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗠𝗔 𝗔𝗪𝗔𝗥𝗗𝗦, saingy tombony ho an’ny mpanakanto malagasy 𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀𝗲 ny 𝒇𝒊𝒌𝒊𝒓𝒊𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒆𝒛𝒂𝒌𝒂 nanatsara hatrany ny mozikany taorian’ny 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘃𝗼𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗶𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 tamin’ny AFRIMA ny taona 2018 sy 2019.
Misokatra ho an’ny mpanakanto malagasy tsy an-kanavaka ny fifaninanana 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗠𝗔 hoy 𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀𝗲 ka iantsoany ireo 𝙖𝙧𝙩𝙞𝙨𝙩𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 namany mba hanome ny tsara hatrany ho fanandratana ny kanto malagasy.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.27 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/8-696742eaebbff.jpg" "title" => "REHAREHAN' NY MALAGASY MANONTOLO NY FENDRESENA IRAISAM-PIRENENA AZON' I DENISE TEO AMIN' NY SEHATRY NY KANTO" "subtitle" => "14 Jan 2026" "description" => "
Tamin’ny anaran’ny vahoaka malagasy no niarahaban’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 an’ny mpanakanto malagasy 𝘿𝙚𝙣𝙞𝙨𝙚 izay avy nandrombaka ny amboara laharana voalohany nandritra ny fifaninanan-kira ho an’ireo mpanakanto afrikana.
Manan-danja amin’ny minisitera ny 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙩𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙯𝙖𝙫𝙖𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 toy izao ka tsy niandry ela fa vao nigadona teto an-tanindrazana i 𝘿𝙚𝙣𝙞𝙨𝙚 ny atoandron’ny Talata 13 janoary dia noraisin’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 avy hatrany tetsy amin’ny birao fiasany etsy Anosy niaraka tamin’ ireo mpiara-miasa aminy ho fanomezan-kaja ity mpanakanto manana ny maha izy azy maneran-tany ity.
Noraisin’ny minisitera ho zava-dehibe loatra ny vokatra toy izao eo amin’ny lafin’ny 𝒛𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒎𝒐𝒛𝒊𝒌𝒂 ka 𝒎𝒆𝒏𝒅𝒓𝒊𝒌𝒂 𝒂𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 ny ezaka ataon’ny 𝙢𝙥𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 manandratra avo ny voninahim-pirenena hoy ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢.
Nisaotra ny fanohanana nataon’ny minisitera mpiahy i 𝘿𝙚𝙣𝙞𝙨𝙚 satria nanome tanana tamin’ny fahafahana nandray anjara tamin’ity 𝘧𝘪𝘧𝘢𝘯𝘪𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 ity ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, ary nankasitrahany manokana koa ireo mpankafy sy mpiray tanindrazana izay nanampy betsaka azy tamin’ny fanohanana sy fifidianana nanoloana ireo artista mpifaninana an’arivony nandray anhara.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1525 +imgSrc: "uploads/images/8-696742eaebbff.jpg" +title: "REHAREHAN' NY MALAGASY MANONTOLO NY FENDRESENA IRAISAM-PIRENENA AZON' I DENISE TEO AMIN' NY SEHATRY NY KANTO" +titleSize: "h5" +subtitle: "14 Jan 2026" +description: "
Tamin’ny anaran’ny vahoaka malagasy no niarahaban’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 an’ny mpanakanto malagasy 𝘿𝙚𝙣𝙞𝙨𝙚 izay avy nandrombaka ny amboara laharana voalohany nandritra ny fifaninanan-kira ho an’ireo mpanakanto afrikana.
Manan-danja amin’ny minisitera ny 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙩𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙯𝙖𝙫𝙖𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 toy izao ka tsy niandry ela fa vao nigadona teto an-tanindrazana i 𝘿𝙚𝙣𝙞𝙨𝙚 ny atoandron’ny Talata 13 janoary dia noraisin’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 avy hatrany tetsy amin’ny birao fiasany etsy Anosy niaraka tamin’ ireo mpiara-miasa aminy ho fanomezan-kaja ity mpanakanto manana ny maha izy azy maneran-tany ity.
Noraisin’ny minisitera ho zava-dehibe loatra ny vokatra toy izao eo amin’ny lafin’ny 𝒛𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒎𝒐𝒛𝒊𝒌𝒂 ka 𝒎𝒆𝒏𝒅𝒓𝒊𝒌𝒂 𝒂𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 ny ezaka ataon’ny 𝙢𝙥𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 manandratra avo ny voninahim-pirenena hoy ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢.
Nisaotra ny fanohanana nataon’ny minisitera mpiahy i 𝘿𝙚𝙣𝙞𝙨𝙚 satria nanome tanana tamin’ny fahafahana nandray anjara tamin’ity 𝘧𝘪𝘧𝘢𝘯𝘪𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 ity ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, ary nankasitrahany manokana koa ireo mpankafy sy mpiray tanindrazana izay nanampy betsaka azy tamin’ny fanohanana sy fifidianana nanoloana ireo artista mpifaninana an’arivony nandray anhara.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.27 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/1-69673628dc28a.jpg" "title" => "RE NANAKOAKO MANERAN-TANY NY HIRA " COLOMBIAN " AN' NY MPANAKANTO MALAGASY BASTA LION" "subtitle" => "14 Jan 2026" "description" => "Norombahin’i 𝘽𝙖𝙨𝙩𝙖 𝙇𝙞𝙤𝙣 ny 𝘢𝘮𝘣𝘰𝘢𝘳𝘢 𝘷𝘰𝘢𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯𝘺 nandritra ny andiany faha 11 amin’ny fifaninanan-kira afrikana atao any Etazonia na ny "𝑨𝒇𝒓𝒊𝒄𝒂𝒏 𝑬𝒏𝒕𝒆𝒓𝒕𝒂𝒊𝒏𝒎𝒆𝒏𝒕 𝑨𝒘𝒂𝒓𝒅𝒔 𝑼𝑺𝑨 (AEAUSA)" natao tany Amerika ny 20 Desambra 2025 farany teo.
Fifaninanana izay natao 𝘩𝘢𝘮𝘱𝘪𝘴𝘰𝘯𝘨𝘢𝘥𝘪𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘵𝘢𝘭𝘦𝘯𝘵𝘢 𝘦𝘵𝘰 𝘈𝘧𝘳𝘪𝘬𝘢 sy any Caraïbe izay misehatra amin’ny mozika.
Ity 𝘔𝘱𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘯𝘵𝘰 𝘵𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢 nivoaka avy ao Mahajanga ity no voahosotra ho 𝙈𝙥𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙢𝙚𝙣𝙙𝙧𝙞𝙠𝙖 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖 teo amin’ny sokajin-kira sy gadona nifaninanany na "𝑴𝒆𝒊𝒍𝒍𝒆𝒖𝒓 𝒂𝒓𝒕𝒊𝒔𝒕𝒆 𝑹𝒆𝒈𝒈𝒂𝒆/𝑫𝒂𝒏𝒄𝒆𝒉𝒂𝒍𝒍 𝒅𝒆 l' année 2025".
Babon’ny « 𝘾𝙤𝙡𝙤𝙢𝙗𝙞𝙖𝙣», ilay hira ahafantaran’ny mpankafy an’i Basta Lion ireo mpifidy avy amin’ny firenena marobe maneran-tany ka nahavoafidy azy ho Mpanakanto mendrika indrindra tamin’ny alalan’io sangan’asany io.
Nisaorany manokana ireo mpifidy marobe, na avy amin’ny firenen-kafa, fa indrindra ireo malagasy nifidy azy sy nifanohana taminy hatramin’ny farany ka nahatongavana amin’izao 𝙖𝙣𝙖𝙧𝙖𝙢-𝙗𝙤𝙣𝙞𝙣𝙖𝙝𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 eo amin’ny sehatry ny mozika izao.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1572 +imgSrc: "uploads/images/1-69673628dc28a.jpg" +title: "RE NANAKOAKO MANERAN-TANY NY HIRA " COLOMBIAN " AN' NY MPANAKANTO MALAGASY BASTA LION" +titleSize: "h5" +subtitle: "14 Jan 2026" +description: "Norombahin’i 𝘽𝙖𝙨𝙩𝙖 𝙇𝙞𝙤𝙣 ny 𝘢𝘮𝘣𝘰𝘢𝘳𝘢 𝘷𝘰𝘢𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯𝘺 nandritra ny andiany faha 11 amin’ny fifaninanan-kira afrikana atao any Etazonia na ny "𝑨𝒇𝒓𝒊𝒄𝒂𝒏 𝑬𝒏𝒕𝒆𝒓𝒕𝒂𝒊𝒏𝒎𝒆𝒏𝒕 𝑨𝒘𝒂𝒓𝒅𝒔 𝑼𝑺𝑨 (AEAUSA)" natao tany Amerika ny 20 Desambra 2025 farany teo.
Fifaninanana izay natao 𝘩𝘢𝘮𝘱𝘪𝘴𝘰𝘯𝘨𝘢𝘥𝘪𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘵𝘢𝘭𝘦𝘯𝘵𝘢 𝘦𝘵𝘰 𝘈𝘧𝘳𝘪𝘬𝘢 sy any Caraïbe izay misehatra amin’ny mozika.
Ity 𝘔𝘱𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘯𝘵𝘰 𝘵𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢 nivoaka avy ao Mahajanga ity no voahosotra ho 𝙈𝙥𝙖𝙣𝙖𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙢𝙚𝙣𝙙𝙧𝙞𝙠𝙖 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖 teo amin’ny sokajin-kira sy gadona nifaninanany na "𝑴𝒆𝒊𝒍𝒍𝒆𝒖𝒓 𝒂𝒓𝒕𝒊𝒔𝒕𝒆 𝑹𝒆𝒈𝒈𝒂𝒆/𝑫𝒂𝒏𝒄𝒆𝒉𝒂𝒍𝒍 𝒅𝒆 l' année 2025".
Babon’ny « 𝘾𝙤𝙡𝙤𝙢𝙗𝙞𝙖𝙣», ilay hira ahafantaran’ny mpankafy an’i Basta Lion ireo mpifidy avy amin’ny firenena marobe maneran-tany ka nahavoafidy azy ho Mpanakanto mendrika indrindra tamin’ny alalan’io sangan’asany io.
Nisaorany manokana ireo mpifidy marobe, na avy amin’ny firenen-kafa, fa indrindra ireo malagasy nifidy azy sy nifanohana taminy hatramin’ny farany ka nahatongavana amin’izao 𝙖𝙣𝙖𝙧𝙖𝙢-𝙗𝙤𝙣𝙞𝙣𝙖𝙝𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 eo amin’ny sehatry ny mozika izao.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.25 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/614859542-1300393415465140-7192635754027016046-n-69673527cc570.jpg" "title" => "FAMALIANA NY HETAHETA AVY AMIN' NY MPANAKANTO SY MPAMORONA SY FANAZAVANA NY SATAN' NY OMDA" "subtitle" => "14 Jan 2026" "description" => "
Isany fanovana lehibe tanteraka tao anatin’izay roa volana nitantanana ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina izay ny fametrahana ny sata vaovaon’ny 𝗢𝗠𝗗𝗔 na ny « 𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑒 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 𝑑𝑢 𝐷𝑟𝑜𝑖𝑡 𝑑’𝐴𝑢𝑡𝑒𝑢𝑟 ».
Teboka iray lehibe ao anatin’izany sata vaovao izany ny nankatoavan’ny filan-kevitry ny minisitra ity fanavaozana ity, izay ahitana fanatsarana sy fampitomboana ny fisitrahan’ny mpamorona sy mpikambana ao amin’ny 𝗢𝗠𝗗𝗔 ny zon’izy ireo.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1619 +imgSrc: "uploads/images/614859542-1300393415465140-7192635754027016046-n-69673527cc570.jpg" +title: "FAMALIANA NY HETAHETA AVY AMIN' NY MPANAKANTO SY MPAMORONA SY FANAZAVANA NY SATAN' NY OMDA" +titleSize: "h5" +subtitle: "14 Jan 2026" +description: "
Isany fanovana lehibe tanteraka tao anatin’izay roa volana nitantanana ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina izay ny fametrahana ny sata vaovaon’ny 𝗢𝗠𝗗𝗔 na ny « 𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑒 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 𝑑𝑢 𝐷𝑟𝑜𝑖𝑡 𝑑’𝐴𝑢𝑡𝑒𝑢𝑟 ».
Teboka iray lehibe ao anatin’izany sata vaovao izany ny nankatoavan’ny filan-kevitry ny minisitra ity fanavaozana ity, izay ahitana fanatsarana sy fampitomboana ny fisitrahan’ny mpamorona sy mpikambana ao amin’ny 𝗢𝗠𝗗𝗔 ny zon’izy ireo.

| Sidebar | App\Twig\Components\Sidebar | 4.0 MiB | 0.67 ms | |

| Input props | [] |

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\Sidebar {#1699 +categories: [ App\Entity\Article\Category {#1708 -id: 1 -title: "Ministère" -description: "Ministère" -image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png" -createdAt: DateTime @1740413642 {#1707 : 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1709 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1711 …} } App\Entity\Article\Category {#1714 -id: 2 -title: "Communication" -description: "Direction Générale de la Communication" -image: null -createdAt: DateTime @1740414753 {#1713 : 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1715 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1717 …} } App\Entity\Article\Category {#797 -id: 3 -title: "Culture" -description: "Direction Générale de la Culture" -image: null -createdAt: DateTime @1740414786 {#786 : 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …} } App\Entity\Article\Category {#1720 -id: 4 -title: "Conseil" -description: "Conseil" -image: null -createdAt: DateTime @1740414813 {#1719 : 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1721 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1723 …} } App\Entity\Article\Category {#1726 -id: 5 -title: "Actualités" -description: "Actualités" -image: null -createdAt: DateTime @1740414868 {#1725 : 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1727 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1729 …} } App\Entity\Article\Category {#1732 -id: 6 -title: "Slides" -description: "Slides" -image: null -createdAt: DateTime @1740414897 {#1731 : 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1733 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1735 …} } App\Entity\Article\Category {#1738 -id: 7 -title: "Promotion langue" -description: "Promotion langue" -image: null -createdAt: DateTime @1742494305 {#1737 : 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1739 …} -parent: App\Entity\Article\Category {#797} -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1741 …} } App\Entity\Article\Category {#1744 -id: 8 -title: "General" -description: null -image: null -createdAt: DateTime @1742895753 {#1743 : 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1745 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1747 …} } ] +actu: App\Entity\Article\Article {#1759 …} -crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …} -arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …} } |