Components
2
Twig Components
10
Render Count
4
ms
Render Time
8.0
MiB
Memory Usage
Components
| Name | Metadata | Render Count | Render Time |
|---|---|---|---|
| CardBlog |
"App\Twig\Components\CardBlog"components/CardBlog.html.twig |
9 | 3.29ms |
| Sidebar |
"App\Twig\Components\Sidebar"components/Sidebar.html.twig |
1 | 0.67ms |
Render calls
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 1.38 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "2-67d00179e37cc.jpg" "title" => "NANOMBOKA TAMIN'NY FOMBA OFISIALY NY FIVORIANA VOALOHAN'IREO MPIKAMBANA VAOVAO EO ANIVON'NY FILANKEVITRY NY MARIBONINAHI-PIRENENA" "subtitle" => "11 Mar 2025" "description" => "Nanomboka amin'ny fomba ofisialy ny fivoriana voalohan'ireo mpikambana vaovao eo anivon’ny Filankevitry ny Mariboninahi-pirenena. Izany no manamarika ny fanombohan'ny fe-potoam-piasan’ireo mpikambana vaovao ireo. Toromarika nomen'ny Filohan’ny Repoblika, sady Lehibe Faratampon'ny Mariboninahi-pirenena, ny mba ho mari-pankasitrahana natokana ho an'ireo izay tena niezaka sy nanao asa mivaingana ho an'ny Tanindrazana ary ireo nitondra avo ny voninahi-pirenena izany mariboninahitra izany fa tsy zavatra mora azo fotsiny. Ny fivorian'ity rafi-panjakana ity dia natao indrindra hanatsarana ny fepetra sy fitsipika mifehy ny fanolorana izany mariboninahi-pirenena izany." ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1058 +imgSrc: "2-67d00179e37cc.jpg" +title: "NANOMBOKA TAMIN'NY FOMBA OFISIALY NY FIVORIANA VOALOHAN'IREO MPIKAMBANA VAOVAO EO ANIVON'NY FILANKEVITRY NY MARIBONINAHI-PIRENENA" +titleSize: "h5" +subtitle: "11 Mar 2025" +description: "Nanomboka amin'ny fomba ofisialy ny fivoriana voalohan'ireo mpikambana vaovao eo anivon’ny Filankevitry ny Mariboninahi-pirenena. Izany no manamarika ny fanombohan'ny fe-potoam-piasan’ireo mpikambana vaovao ireo. Toromarika nomen'ny Filohan’ny Repoblika, sady Lehibe Faratampon'ny Mariboninahi-pirenena, ny mba ho mari-pankasitrahana natokana ho an'ireo izay tena niezaka sy nanao asa mivaingana ho an'ny Tanindrazana ary ireo nitondra avo ny voninahi-pirenena izany mariboninahitra izany fa tsy zavatra mora azo fotsiny. Ny fivorian'ity rafi-panjakana ity dia natao indrindra hanatsarana ny fepetra sy fitsipika mifehy ny fanolorana izany mariboninahi-pirenena izany." } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.30 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "1-67d000913a265.jpg" "title" => "FANKASITRAHANA AVY AMIN'NY FIRENENA MIKAMBANA" "subtitle" => "11 Mar 2025" "description" => """ Nankasitraka manokana ny ezaka ataon’ny fitondra-panjakana tarihin’ny Filoha Andry Rajoelina Andriamatoa Edward Christow, mpandrindra maharitra mpisolo toerana eo anivon'ny firenena mikambana na ny Système des Nations Unies, eto Madagasikara.\r\n Noho ny amin’ny fampivoarana ny fampitovian-jo ny lahy sy ny vavy, ary ny fiarovana ny zon’ny vehivavy sy ny ankizy vavy eto Madagasikara no anton'izany.\r\n Niarahaba manokana an-dramatoa Mialy R. Rajoelina koa izy amin’ny fanehoany fa “Andry” mafy izy amin’ny ady ho an’ny fanatsarana ny toe-piainan’ny vehivavy sy ny ankizivavy Malagasy. \r\n Hoy ny ampahan’ny kabarin’Andriamatoa Edward Christow tamin’ny teny Frantsay : \r\n “Au nom du système des Nations Unies, je me permets de commencer par adresser mes sincères félicitations au Gouvernement de Madagascar, représenté par son excellence M. Andry Rajoelina, Chef de l’État, pour les progrès accomplis par le pays en matière d'égalité des sexes et de respect et protection des droits des femmes et des filles. \r\n Je voudrais également féliciter Mme Mialy Rajoelina, Première Dame de Madagascar, qui représente une force indéfectible dans la lutte pour l’amélioration des conditions des femmes et des filles malagasy”. """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1311 +imgSrc: "1-67d000913a265.jpg" +title: "FANKASITRAHANA AVY AMIN'NY FIRENENA MIKAMBANA" +titleSize: "h5" +subtitle: "11 Mar 2025" +description: """ Nankasitraka manokana ny ezaka ataon’ny fitondra-panjakana tarihin’ny Filoha Andry Rajoelina Andriamatoa Edward Christow, mpandrindra maharitra mpisolo toerana eo anivon'ny firenena mikambana na ny Système des Nations Unies, eto Madagasikara.\r\n Noho ny amin’ny fampivoarana ny fampitovian-jo ny lahy sy ny vavy, ary ny fiarovana ny zon’ny vehivavy sy ny ankizy vavy eto Madagasikara no anton'izany.\r\n Niarahaba manokana an-dramatoa Mialy R. Rajoelina koa izy amin’ny fanehoany fa “Andry” mafy izy amin’ny ady ho an’ny fanatsarana ny toe-piainan’ny vehivavy sy ny ankizivavy Malagasy. \r\n Hoy ny ampahan’ny kabarin’Andriamatoa Edward Christow tamin’ny teny Frantsay : \r\n “Au nom du système des Nations Unies, je me permets de commencer par adresser mes sincères félicitations au Gouvernement de Madagascar, représenté par son excellence M. Andry Rajoelina, Chef de l’État, pour les progrès accomplis par le pays en matière d'égalité des sexes et de respect et protection des droits des femmes et des filles. \r\n Je voudrais également féliciter Mme Mialy Rajoelina, Première Dame de Madagascar, qui représente une force indéfectible dans la lutte pour l’amélioration des conditions des femmes et des filles malagasy”. """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.19 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "15-67cffc06be149.jpg" "title" => "MANAN-KASINA NY VEHIVAVY ! MANAN-DANJA NY FANIRIANY, MENDRIKA HO TANTERAHINA NY NOFINOFINY" "subtitle" => "11 Mar 2025" "description" => null ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1269 +imgSrc: "15-67cffc06be149.jpg" +title: "MANAN-KASINA NY VEHIVAVY ! MANAN-DANJA NY FANIRIANY, MENDRIKA HO TANTERAHINA NY NOFINOFINY" +titleSize: "h5" +subtitle: "11 Mar 2025" +description: null } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.19 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "482069632-1051175743720243-9019502077186222209-n-67cff3d35d3e8.jpg" "title" => "FIARAHABANA HO ANTSIKA VEHIVAVY REHETRA" "subtitle" => "11 Mar 2025" "description" => null ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1387 +imgSrc: "482069632-1051175743720243-9019502077186222209-n-67cff3d35d3e8.jpg" +title: "FIARAHABANA HO ANTSIKA VEHIVAVY REHETRA" +titleSize: "h5" +subtitle: "11 Mar 2025" +description: null } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.27 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "2-67cff1d0c54b0.jpg" "title" => "HOY RAMATOA MIALY RAJOELINA, VADIN'NY FILOHAM-PIRENENA, ANDROANY TANY MAHAJANGA" "subtitle" => "11 Mar 2025" "description" => """ "Tsy fanamarihana fotsiny ihany ity andro ity fa fampatsiahivana koa ireo fanamby rehetra atrehan'ireo vehivavy isan'andro. Ny fampianarana ireo tovovavy no fanalahidy antoky ny fampandrosoana ny firenena ary izany indrindra no nanomezan-danja manokana ireo tovovavy nandritra ireo hetsika natao teto Mahajanga. Anisan'izany ny fampiofanana sy fanabezana samihafa toy ny "Bootcamp" sy ny tetikasa HOPE, izay nentina nanamafisana orina ny fahatokisan-tenan’izy ireo."\r\n Nanamafy ramatoa Mialy Rajoelina fa hijoro hatrany amin'ny famongorana ny herisetra atao amin'ny vehivavy izy. Notsiahiviny fa andraikitra iombonana ny fiarovana ny zon’ny vehivavy ary mitaky ny fandraisan’anjaran’ny mpisehatra rehetra eo amin’ny fiaraha-monina.\r\n Nanatrika sy nanome voninahitra ity fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy ity ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, ny governemanta sy ireo Lehiben'ny Andrim-panjakana samihafa, ireo olom-boafidy ary ireo vehivavy sy solon-tenan'ny fikambanam-behivavy avy amin'ny lafivalon'ny Nosy.\r\n « 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒌𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒗𝒆𝒉𝒊𝒗𝒂𝒗𝒚! 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒅𝒂𝒏𝒋𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒂𝒏𝒚, 𝒎𝒆𝒏𝒅𝒓𝒊𝒌𝒂 𝒉𝒐 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒆𝒓𝒂𝒉𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒏𝒐𝒇𝒊𝒏𝒐𝒇𝒊𝒏𝒚»\r\n 8 Martsa 2025.\r\n Sary: PRM """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1434 +imgSrc: "2-67cff1d0c54b0.jpg" +title: "HOY RAMATOA MIALY RAJOELINA, VADIN'NY FILOHAM-PIRENENA, ANDROANY TANY MAHAJANGA" +titleSize: "h5" +subtitle: "11 Mar 2025" +description: """ "Tsy fanamarihana fotsiny ihany ity andro ity fa fampatsiahivana koa ireo fanamby rehetra atrehan'ireo vehivavy isan'andro. Ny fampianarana ireo tovovavy no fanalahidy antoky ny fampandrosoana ny firenena ary izany indrindra no nanomezan-danja manokana ireo tovovavy nandritra ireo hetsika natao teto Mahajanga. Anisan'izany ny fampiofanana sy fanabezana samihafa toy ny "Bootcamp" sy ny tetikasa HOPE, izay nentina nanamafisana orina ny fahatokisan-tenan’izy ireo."\r\n Nanamafy ramatoa Mialy Rajoelina fa hijoro hatrany amin'ny famongorana ny herisetra atao amin'ny vehivavy izy. Notsiahiviny fa andraikitra iombonana ny fiarovana ny zon’ny vehivavy ary mitaky ny fandraisan’anjaran’ny mpisehatra rehetra eo amin’ny fiaraha-monina.\r\n Nanatrika sy nanome voninahitra ity fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy ity ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, ny governemanta sy ireo Lehiben'ny Andrim-panjakana samihafa, ireo olom-boafidy ary ireo vehivavy sy solon-tenan'ny fikambanam-behivavy avy amin'ny lafivalon'ny Nosy.\r\n « 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒌𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒗𝒆𝒉𝒊𝒗𝒂𝒗𝒚! 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒅𝒂𝒏𝒋𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒂𝒏𝒚, 𝒎𝒆𝒏𝒅𝒓𝒊𝒌𝒂 𝒉𝒐 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒆𝒓𝒂𝒉𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒏𝒐𝒇𝒊𝒏𝒐𝒇𝒊𝒏𝒚»\r\n 8 Martsa 2025.\r\n Sary: PRM """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.22 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "482301962-1050893743748443-5506107268365395837-n-67cff02c6cf8f.jpg" "title" => "08 MARTSA 2025: FITOVIAN-JO SY FIZAKAN-TENA HO AN' NY VEHIVAVY SY TOVOVAVY REHETRA" "subtitle" => "11 Mar 2025" "description" => """ Mijoro ho an'ny fitovian-jo ho an'ny lahy sy ny vavy ary manohana hatrany ny fizakan-tenan'ireo vehivavy sy tovovavy rehetra izay fanoitra lehibe ho an'ny fampandrosoana ny firenena, ny fitondram-panjakana ankehitriny tarihin'ny Filoha Andry Rajoelina. \r\n Faly miarahaba ireo vehivavy rehetra amin'izao andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy izao. \r\n Mialy R. Rajoelina 8 Martsa 2025 """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1481 +imgSrc: "482301962-1050893743748443-5506107268365395837-n-67cff02c6cf8f.jpg" +title: "08 MARTSA 2025: FITOVIAN-JO SY FIZAKAN-TENA HO AN' NY VEHIVAVY SY TOVOVAVY REHETRA" +titleSize: "h5" +subtitle: "11 Mar 2025" +description: """ Mijoro ho an'ny fitovian-jo ho an'ny lahy sy ny vavy ary manohana hatrany ny fizakan-tenan'ireo vehivavy sy tovovavy rehetra izay fanoitra lehibe ho an'ny fampandrosoana ny firenena, ny fitondram-panjakana ankehitriny tarihin'ny Filoha Andry Rajoelina. \r\n Faly miarahaba ireo vehivavy rehetra amin'izao andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy izao. \r\n Mialy R. Rajoelina 8 Martsa 2025 """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.24 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "1-67cad82a0ce31.jpg" "title" => "FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY ZON' NY VEHIVAVY IZAY NATAO TANY MAHAJANGA NY ALAKAMISY 06 MARTSA 2025" "subtitle" => "07 Mar 2025" "description" => """ Isan'ny nanamarika ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy any Mahajanga, izay tarihin-dralatoa Mialy Rajoelina, ny fanadiovana sy fanatsarana ny torapasika teny amin’ny « village touristique » omaly 6 marsa 2025.\r\n Hoy indrindra Ramatoa Mialy R. Rajoelina nandritra ny fandraisam-pitenenany:\r\n "Mahajanga, tanànan’ny voninkazo, toerana manintona olona maro noho ny fahatsaran’ny tora-pasika sy ny toetrandro mafana saika mandavan-taona. Androany dia miara-mientana isika amin’ny hetsika fanatsarana sy fanadiovana ny "village touristique".\r\n Namboly voanio isika efa andro maromaro izay no nametrahantsika azy ireo. Ny voanio izay hazo manan-danja amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. Nanome aina vaovao ho an’ity toerana ity isika ary indrindra mametraka lova maharitra ho an’ny taranaka." """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1528 +imgSrc: "1-67cad82a0ce31.jpg" +title: "FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY ZON' NY VEHIVAVY IZAY NATAO TANY MAHAJANGA NY ALAKAMISY 06 MARTSA 2025" +titleSize: "h5" +subtitle: "07 Mar 2025" +description: """ Isan'ny nanamarika ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy any Mahajanga, izay tarihin-dralatoa Mialy Rajoelina, ny fanadiovana sy fanatsarana ny torapasika teny amin’ny « village touristique » omaly 6 marsa 2025.\r\n Hoy indrindra Ramatoa Mialy R. Rajoelina nandritra ny fandraisam-pitenenany:\r\n "Mahajanga, tanànan’ny voninkazo, toerana manintona olona maro noho ny fahatsaran’ny tora-pasika sy ny toetrandro mafana saika mandavan-taona. Androany dia miara-mientana isika amin’ny hetsika fanatsarana sy fanadiovana ny "village touristique".\r\n Namboly voanio isika efa andro maromaro izay no nametrahantsika azy ireo. Ny voanio izay hazo manan-danja amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. Nanome aina vaovao ho an’ity toerana ity isika ary indrindra mametraka lova maharitra ho an’ny taranaka." """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.24 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "481321648-1059968919507902-3049716890961558033-n-67cad26f8d53b.jpg" "title" => "BOURSE TAFA - CYCLE 2" "subtitle" => "07 Mar 2025" "description" => """ Avis aux opérateurs et opératrices de la #culture de l’océan Indien \r\n Vous pouvez soumettre dès maintenant votre candidature à la #Bourse d’étude Tafa !\r\n 𝗙𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 é𝗹𝗶𝗴𝗶𝗯𝗹𝗲𝘀 :\r\n #Formation de cycle court certifiée sur une période n’excédant pas 6 mois \r\n Formation de cycle moyen certifiée sur une période n’excédant pas 12 mois \r\n Formation académique de niveau Licence, Master et Doctorat\r\n Échanges inter-universitaires \r\n Date limite de candidature : 17 avril 2025\r\n Plus d’infos sur https://bit.ly/4ha2JS5\r\n Cette #subvention s’inscrit dans le projet de développement des industries culturelles et créatives (ICC) de la COI soutenu par AFD - Agence Française de Développement """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1575 +imgSrc: "481321648-1059968919507902-3049716890961558033-n-67cad26f8d53b.jpg" +title: "BOURSE TAFA - CYCLE 2" +titleSize: "h5" +subtitle: "07 Mar 2025" +description: """ Avis aux opérateurs et opératrices de la #culture de l’océan Indien \r\n Vous pouvez soumettre dès maintenant votre candidature à la #Bourse d’étude Tafa !\r\n 𝗙𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 é𝗹𝗶𝗴𝗶𝗯𝗹𝗲𝘀 :\r\n #Formation de cycle court certifiée sur une période n’excédant pas 6 mois \r\n Formation de cycle moyen certifiée sur une période n’excédant pas 12 mois \r\n Formation académique de niveau Licence, Master et Doctorat\r\n Échanges inter-universitaires \r\n Date limite de candidature : 17 avril 2025\r\n Plus d’infos sur https://bit.ly/4ha2JS5\r\n Cette #subvention s’inscrit dans le projet de développement des industries culturelles et créatives (ICC) de la COI soutenu par AFD - Agence Française de Développement """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.27 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "1-67cad097c380a.jpg" "title" => "NIDINA IFOTONY NANKAHERY SY NITONDRA FANAMPIANA HO AN’IREO TOKANTRANO TRABOINA TAORIAN'NY FANDALOVAN'NY RIVODOZA HONDE TAO AMIN’NY FARITRA ATSIMO ANDREFANA NY FILOHAN’NY REPOBLIKA" "subtitle" => "07 Mar 2025" "description" => """ Nidina ifotony nankahery sy nitondra fanampiana ho an’ireo tokantrano traboina taorian'ny fandalovan'ny rivodoza Honde tao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana ny Filohan’ny Repoblika. Anisan'ny tena nitondra takaitra tamin'iny Faritra iny tao Ampanihy, Itampolo sy Androka izay nanombohan'ny Filoha Andry Rajoelina ny fitsidihana nataony. Nidina an-tsehatra koa izy nandrindra ny fizarana ireo fanampiana entin'ireo tokantrano hiatrehana ny voina mahazo azy ireo toy ny vary, menaka, voamaina, sira, siramamy, sns. \r\n Nanome toromarika ny Filoha ny ampiasana ireo angidimby an'ny Tafika hanafainganana ny fitaterana ireo fanampiana indrindra amin'ireo kaominina mitoka-monina noho ny fahatapahan'ny lalana. \r\n “Rehefa misy voina mahazo ny mpiray Tanindrazana dia tsy maintsy mijery sy manohana ny mpitondra. Amin'ny andro sarotra no tena ahitana ny tena Raiamandreny ary izaho tsy manadino anareo”, hoy ny Filoha.\r\n 𝐿𝑜ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛𝑜 𝑠𝑦 𝑠𝑎𝑟𝑦: PRM """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1628 +imgSrc: "1-67cad097c380a.jpg" +title: "NIDINA IFOTONY NANKAHERY SY NITONDRA FANAMPIANA HO AN’IREO TOKANTRANO TRABOINA TAORIAN'NY FANDALOVAN'NY RIVODOZA HONDE TAO AMIN’NY FARITRA ATSIMO ANDREFANA NY FILOHAN’NY REPOBLIKA" +titleSize: "h5" +subtitle: "07 Mar 2025" +description: """ Nidina ifotony nankahery sy nitondra fanampiana ho an’ireo tokantrano traboina taorian'ny fandalovan'ny rivodoza Honde tao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana ny Filohan’ny Repoblika. Anisan'ny tena nitondra takaitra tamin'iny Faritra iny tao Ampanihy, Itampolo sy Androka izay nanombohan'ny Filoha Andry Rajoelina ny fitsidihana nataony. Nidina an-tsehatra koa izy nandrindra ny fizarana ireo fanampiana entin'ireo tokantrano hiatrehana ny voina mahazo azy ireo toy ny vary, menaka, voamaina, sira, siramamy, sns. \r\n Nanome toromarika ny Filoha ny ampiasana ireo angidimby an'ny Tafika hanafainganana ny fitaterana ireo fanampiana indrindra amin'ireo kaominina mitoka-monina noho ny fahatapahan'ny lalana. \r\n “Rehefa misy voina mahazo ny mpiray Tanindrazana dia tsy maintsy mijery sy manohana ny mpitondra. Amin'ny andro sarotra no tena ahitana ny tena Raiamandreny ary izaho tsy manadino anareo”, hoy ny Filoha.\r\n 𝐿𝑜ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛𝑜 𝑠𝑦 𝑠𝑎𝑟𝑦: PRM """ } |
|||
| Sidebar | App\Twig\Components\Sidebar | 8.0 MiB | 0.67 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\Sidebar {#1728 +categories: [ App\Entity\Article\Category {#1737 -id: 1 -title: "Ministère" -description: "Ministère" -image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png" -createdAt: DateTime @1740413642 {#1736 : 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1738 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1740 …} } App\Entity\Article\Category {#1743 -id: 2 -title: "Communication" -description: "Direction Générale de la Communication" -image: null -createdAt: DateTime @1740414753 {#1742 : 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1744 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1746 …} } App\Entity\Article\Category {#1749 -id: 3 -title: "Culture" -description: "Direction Générale de la Culture" -image: null -createdAt: DateTime @1740414786 {#1748 : 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1750 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1752 …} } App\Entity\Article\Category {#1755 -id: 4 -title: "Conseil" -description: "Conseil" -image: null -createdAt: DateTime @1740414813 {#1754 : 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1756 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1758 …} } App\Entity\Article\Category {#797 -id: 5 -title: "Actualités" -description: "Actualités" -image: null -createdAt: DateTime @1740414868 {#786 : 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …} } App\Entity\Article\Category {#1615 -id: 6 -title: "Slides" -description: "Slides" -image: null -createdAt: DateTime @1740414897 {#1616 : 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1622 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1624 …} } App\Entity\Article\Category {#1761 -id: 7 -title: "Promotion langue" -description: "Promotion langue" -image: null -createdAt: DateTime @1742494305 {#1760 : 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1762 …} -parent: App\Entity\Article\Category {#1749} -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1764 …} } App\Entity\Article\Category {#1767 -id: 8 -title: "General" -description: null -image: null -createdAt: DateTime @1742895753 {#1766 : 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1768 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1770 …} } ] +actu: App\Entity\Article\Article {#1782 …} -crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …} -arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …} } |
|||