Components
2
Twig Components
10
Render Count
4
ms
Render Time
4.0
MiB
Memory Usage
Components
| Name | Metadata | Render Count | Render Time |
|---|---|---|---|
| CardBlog |
"App\Twig\Components\CardBlog"components/CardBlog.html.twig |
9 | 3.26ms |
| Sidebar |
"App\Twig\Components\Sidebar"components/Sidebar.html.twig |
1 | 0.70ms |
Render calls
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 1.44 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "3-67da7bd457586.jpg" "title" => "FIHAONANA TAMIN' NY EKIPAN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY KOLONTSAINA TAO MENABE" "subtitle" => "19 Mar 2025" "description" => """ Nandritry ny fandalovany tany amin'ny faritra Menabe, dia tsy nanadino nitsidika sy nitafa tamin'ireo mpiara-miasa ao amin'ny fitalevam-paritry ny serasera sy kolontsaina ny Minisitra Mara Donna, nampahery sy nifampizara tamin'izy ireo ny lalan-tsaina entina hampiroboroboana ny kolontsaina sy mampiasa ny serasera ho fitaovana ho an'ny tena fampandrosoana. \r\n Nanolotra fitaovana ho an'ny rantsan'ny TVM ao Morondava ihany koa Ramatoa Minisitra hanampiana azy ireo hanatsara ny kalitaon'ny vaovao avy any an-toerana. """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1058 +imgSrc: "3-67da7bd457586.jpg" +title: "FIHAONANA TAMIN' NY EKIPAN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY KOLONTSAINA TAO MENABE" +titleSize: "h5" +subtitle: "19 Mar 2025" +description: """ Nandritry ny fandalovany tany amin'ny faritra Menabe, dia tsy nanadino nitsidika sy nitafa tamin'ireo mpiara-miasa ao amin'ny fitalevam-paritry ny serasera sy kolontsaina ny Minisitra Mara Donna, nampahery sy nifampizara tamin'izy ireo ny lalan-tsaina entina hampiroboroboana ny kolontsaina sy mampiasa ny serasera ho fitaovana ho an'ny tena fampandrosoana. \r\n Nanolotra fitaovana ho an'ny rantsan'ny TVM ao Morondava ihany koa Ramatoa Minisitra hanampiana azy ireo hanatsara ny kalitaon'ny vaovao avy any an-toerana. """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.20 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "481471174-4000623560260061-941944646576339833-n-67cfffca160eb.jpg" "title" => "AO AMBADIKY NY FAHITALAVITRA MAMPITA MIVANTANA DIA MISY ASA MAFY TOKOA" "subtitle" => "11 Mar 2025" "description" => """ Ao ambadiky ny fahitalavitra mampita mivantana dia misy asa mafy tokoa.\r\n Misaotra sady mankahery anareo hatrany aho.\r\n Misaotra mitsidika ny isan-tokatrano.\r\n Mankasitraka eh! """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1311 +imgSrc: "481471174-4000623560260061-941944646576339833-n-67cfffca160eb.jpg" +title: "AO AMBADIKY NY FAHITALAVITRA MAMPITA MIVANTANA DIA MISY ASA MAFY TOKOA" +titleSize: "h5" +subtitle: "11 Mar 2025" +description: """ Ao ambadiky ny fahitalavitra mampita mivantana dia misy asa mafy tokoa.\r\n Misaotra sady mankahery anareo hatrany aho.\r\n Misaotra mitsidika ny isan-tokatrano.\r\n Mankasitraka eh! """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.20 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "482322056-1051288217042329-6244628347232417852-n-67cff49d6bab2.jpg" "title" => "SABOTSY 08 MARTSA 2025" "subtitle" => "11 Mar 2025" "description" => "Ireo Tale vehivavy eto anivon'ny minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina (foibe sy any amin'ny Faritra), mpiara-miasa akaiky amin-dramatoa Minisitra Mara Donna" ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1269 +imgSrc: "482322056-1051288217042329-6244628347232417852-n-67cff49d6bab2.jpg" +title: "SABOTSY 08 MARTSA 2025" +titleSize: "h5" +subtitle: "11 Mar 2025" +description: "Ireo Tale vehivavy eto anivon'ny minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina (foibe sy any amin'ny Faritra), mpiara-miasa akaiky amin-dramatoa Minisitra Mara Donna" } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.26 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "1-67cad9ffc1922.jpg" "title" => "MANOMBOKA AMIN' NY TENANTSIKA NY FANOVANA" "subtitle" => "07 Mar 2025" "description" => """ « Bootcamp & Hackhaton » dia "formation intensive" natao hanamafisana ny fahaiza-mitarika, fahatokisan-tena ary fahaizana ara-pandraharahana sy teknolojia. \r\n Ny tanjona dia ny hanomezana ireo zatovovavy traikefa sy fahaiza-manao ahafahany mijoro ho mpitarika fanovàna eo amin’ny fiarahamonina.\r\n Tanora vehivavy miisa 2500 no nahazo traikefa ary tanaty haravoana sy firaisankina tokoa no niarahan'izy ireo nanaraka ny fiofanana nandritry ny telo andro teto amin'ny Complexe Sportif Mahajanga.\r\n Resy lahatra aho amin’ny tetikasan’ireo tanora Vehivavy mpandraharaha tafiakatra tamin'ny dingana famaranana : \r\n - Tania (SAVA) – Menaka Moringa\r\n - Henintsoa (Analamanga) – "Jeu de société" Vita Malagasy\r\n - Ambinintsoa (Analamanga) – "Eco Coco" (Briquettes vita avy amin’ny "noix de coco")\r\n - Prisca (Atsimo Andrefana) – « Gas’Tsika »,Fanodinana fako ara-tsakafo\r\n - Brigitte – Eco Bliss, serviette hygiénique en bambou\r\n Tsy ireo nahazo amboara ihany no manana ho avy mamiratra fa ianareo rehetra manana tetikasa. Tano hatramin’ny farany, aza kivy amin’ny sakana, satria ny fanovàna dia manomboka amin’ny tenantsika.\r\n Fihariana\r\n @MinistèredelaJeunesseetdesSports\r\n #fihariana #bootcamp&hackathon #zatovovavymiavotrasymivoatra """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1384 +imgSrc: "1-67cad9ffc1922.jpg" +title: "MANOMBOKA AMIN' NY TENANTSIKA NY FANOVANA" +titleSize: "h5" +subtitle: "07 Mar 2025" +description: """ « Bootcamp & Hackhaton » dia "formation intensive" natao hanamafisana ny fahaiza-mitarika, fahatokisan-tena ary fahaizana ara-pandraharahana sy teknolojia. \r\n Ny tanjona dia ny hanomezana ireo zatovovavy traikefa sy fahaiza-manao ahafahany mijoro ho mpitarika fanovàna eo amin’ny fiarahamonina.\r\n Tanora vehivavy miisa 2500 no nahazo traikefa ary tanaty haravoana sy firaisankina tokoa no niarahan'izy ireo nanaraka ny fiofanana nandritry ny telo andro teto amin'ny Complexe Sportif Mahajanga.\r\n Resy lahatra aho amin’ny tetikasan’ireo tanora Vehivavy mpandraharaha tafiakatra tamin'ny dingana famaranana : \r\n - Tania (SAVA) – Menaka Moringa\r\n - Henintsoa (Analamanga) – "Jeu de société" Vita Malagasy\r\n - Ambinintsoa (Analamanga) – "Eco Coco" (Briquettes vita avy amin’ny "noix de coco")\r\n - Prisca (Atsimo Andrefana) – « Gas’Tsika »,Fanodinana fako ara-tsakafo\r\n - Brigitte – Eco Bliss, serviette hygiénique en bambou\r\n Tsy ireo nahazo amboara ihany no manana ho avy mamiratra fa ianareo rehetra manana tetikasa. Tano hatramin’ny farany, aza kivy amin’ny sakana, satria ny fanovàna dia manomboka amin’ny tenantsika.\r\n Fihariana\r\n @MinistèredelaJeunesseetdesSports\r\n #fihariana #bootcamp&hackathon #zatovovavymiavotrasymivoatra """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.26 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "1-67cad50a1b1bb.jpg" "title" => "TONTOSA TAO AMIN' NY LAPAN' NY TANANAN' I MAHAJANGA NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA IVELAN' ANTANANARIVO" "subtitle" => "07 Mar 2025" "description" => """ 𝟬𝟲 𝗺𝗮𝗿𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱 - Tontosaina ao amin’ny Lapan'ny Tanànan'i Mahajanga io tolakandro io ny Filan-kevitry ny Minisitra ivelan'Antananarivo izay tarihin'ny Filohan’ny Repoblika sy ny Praiminisitra ary andraisan'ireo minisitra sasantsasany anjara. Mandray anjara amin'izao Filan-kevitry ny Minisitra izao ihany koa ireo Solombavambahoaka sy tompon’andraikim-panjakana ao an-toerana.\r\n Manakaiky vahoaka eny ifotony ny Governemanta mba hanomezana vahaolana tena mipaka amin’ny andavanandrom-piainan'izy ireo. Anisan'ny lahadinika hojerena mandritra izany Filan-kevitry ny Minisitra ao Mahajanga izany ny fanajariana ny lalam-pirenena faha-efatra sy ny lalana ao an-tampon-tanànan'ny renivohitry Boeny. Eo ihany koa ny fanajariana ny seranan-tsambon'i Mahajanga izay anisan'ny miantoka ny fivezivezen'ireo sambo amin'iny tapany andrefan'ny Nosy iny. Ary indrindra hodinihina ihany koa ireo tetikasa entina hampandrosoana ireo vondrom-bahoakam-paritra intsinjaram-pahefana """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1431 +imgSrc: "1-67cad50a1b1bb.jpg" +title: "TONTOSA TAO AMIN' NY LAPAN' NY TANANAN' I MAHAJANGA NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA IVELAN' ANTANANARIVO" +titleSize: "h5" +subtitle: "07 Mar 2025" +description: """ 𝟬𝟲 𝗺𝗮𝗿𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱 - Tontosaina ao amin’ny Lapan'ny Tanànan'i Mahajanga io tolakandro io ny Filan-kevitry ny Minisitra ivelan'Antananarivo izay tarihin'ny Filohan’ny Repoblika sy ny Praiminisitra ary andraisan'ireo minisitra sasantsasany anjara. Mandray anjara amin'izao Filan-kevitry ny Minisitra izao ihany koa ireo Solombavambahoaka sy tompon’andraikim-panjakana ao an-toerana.\r\n Manakaiky vahoaka eny ifotony ny Governemanta mba hanomezana vahaolana tena mipaka amin’ny andavanandrom-piainan'izy ireo. Anisan'ny lahadinika hojerena mandritra izany Filan-kevitry ny Minisitra ao Mahajanga izany ny fanajariana ny lalam-pirenena faha-efatra sy ny lalana ao an-tampon-tanànan'ny renivohitry Boeny. Eo ihany koa ny fanajariana ny seranan-tsambon'i Mahajanga izay anisan'ny miantoka ny fivezivezen'ireo sambo amin'iny tapany andrefan'ny Nosy iny. Ary indrindra hodinihina ihany koa ireo tetikasa entina hampandrosoana ireo vondrom-bahoakam-paritra intsinjaram-pahefana """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.21 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "481058540-1049493533888464-1068638856819051006-n-67cad35ec7600.jpg" "title" => "PROJET D'AUTOROUTE ANTANANARIVO - TOAMASINA : AVANCEMENT, ENJEUX ET ENGAGEMENTS" "subtitle" => "07 Mar 2025" "description" => null ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1478 +imgSrc: "481058540-1049493533888464-1068638856819051006-n-67cad35ec7600.jpg" +title: "PROJET D'AUTOROUTE ANTANANARIVO - TOAMASINA : AVANCEMENT, ENJEUX ET ENGAGEMENTS" +titleSize: "h5" +subtitle: "07 Mar 2025" +description: null } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.22 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "481281903-1047384857432665-6241536237070554508-n-67cab0801bebf.jpg" "title" => "HO TANTERAHINA ANY MAHAJANGA NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NY ALAKAMISY 06 MARSA 2025" "subtitle" => "07 Mar 2025" "description" => "Ho tanterahina any Mahajanga ny Filankevitry ny Minisitra ny alakamisy 06 marsa 2025 izay ho tarihin'ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, miaraka amin'ny Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta, NTSAY Christian ary ireo Minisitra isan-tsokajiny. Tanjona ny hanakaiky vahoaka hatrany ny Governemanta hitondra ireo vahaolana sy fampandrosoana miainga eny ifotony." ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1528 +imgSrc: "481281903-1047384857432665-6241536237070554508-n-67cab0801bebf.jpg" +title: "HO TANTERAHINA ANY MAHAJANGA NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NY ALAKAMISY 06 MARSA 2025" +titleSize: "h5" +subtitle: "07 Mar 2025" +description: "Ho tanterahina any Mahajanga ny Filankevitry ny Minisitra ny alakamisy 06 marsa 2025 izay ho tarihin'ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, miaraka amin'ny Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta, NTSAY Christian ary ireo Minisitra isan-tsokajiny. Tanjona ny hanakaiky vahoaka hatrany ny Governemanta hitondra ireo vahaolana sy fampandrosoana miainga eny ifotony." } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.24 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "481448957-1049522457211926-5957874629717858653-n-67caaf79b2273.jpg" "title" => "JOURNEES PORTES OUVERTES" "subtitle" => "07 Mar 2025" "description" => """ Vous vous intéressez au volontariat international d’échange et de solidarité ? \r\n Venez rencontrer l’équipe de France Volontaires Madagascar et les volontaires chaque jeudi du mois de mars !\r\n Quand ? Tous les jeudis de 10h à 12h et de 14h à 16h.\r\n Où ? Espace Volontariats Madagascar, Antsakaviro\r\n Pourquoi venir ? \r\n Poser toutes vos questions sur le volontariat\r\n Découvrir les démarches et l’accompagnement disponibles\r\n Rencontrer des associations partenaires qui recrutent des bénévoles\r\n L’entrée est libre et gratuite. """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1575 +imgSrc: "481448957-1049522457211926-5957874629717858653-n-67caaf79b2273.jpg" +title: "JOURNEES PORTES OUVERTES" +titleSize: "h5" +subtitle: "07 Mar 2025" +description: """ Vous vous intéressez au volontariat international d’échange et de solidarité ? \r\n Venez rencontrer l’équipe de France Volontaires Madagascar et les volontaires chaque jeudi du mois de mars !\r\n Quand ? Tous les jeudis de 10h à 12h et de 14h à 16h.\r\n Où ? Espace Volontariats Madagascar, Antsakaviro\r\n Pourquoi venir ? \r\n Poser toutes vos questions sur le volontariat\r\n Découvrir les démarches et l’accompagnement disponibles\r\n Rencontrer des associations partenaires qui recrutent des bénévoles\r\n L’entrée est libre et gratuite. """ } |
|||
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 4.0 MiB | 0.24 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "482301815-1046203564217461-1383978335489785639-n-67caae9d00cd4.jpg" "title" => "ANY MAHAJANGA NY TVM SY NY RNM MANDRITRA NY FARAN'NY HERINANDRON'NY 8 MARSA HO AVY IZAO" "subtitle" => "07 Mar 2025" "description" => """ Any Mahajanga ny TVM sy ny RNM mandritra ny faran'ny herinandron'ny 8 Marsa ho avy izao. Avy any Mahajanga no hampitana ny sary sy ny feo ho an'i Madagasikara manontolo:\r\n Ny lanonan'ny 8 marsa\r\n Ny Vaovao an-tsary ao amin'ny TVM sy ny Vaovao am-peon'ny RNM\r\n Ireo fandaharana isan-karazany\r\n Eo ihany koa ny fandaharana manokana momba ny 8 marsa. """ ] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1622 +imgSrc: "482301815-1046203564217461-1383978335489785639-n-67caae9d00cd4.jpg" +title: "ANY MAHAJANGA NY TVM SY NY RNM MANDRITRA NY FARAN'NY HERINANDRON'NY 8 MARSA HO AVY IZAO" +titleSize: "h5" +subtitle: "07 Mar 2025" +description: """ Any Mahajanga ny TVM sy ny RNM mandritra ny faran'ny herinandron'ny 8 Marsa ho avy izao. Avy any Mahajanga no hampitana ny sary sy ny feo ho an'i Madagasikara manontolo:\r\n Ny lanonan'ny 8 marsa\r\n Ny Vaovao an-tsary ao amin'ny TVM sy ny Vaovao am-peon'ny RNM\r\n Ireo fandaharana isan-karazany\r\n Eo ihany koa ny fandaharana manokana momba ny 8 marsa. """ } |
|||
| Sidebar | App\Twig\Components\Sidebar | 4.0 MiB | 0.70 ms | |
|---|---|---|---|---|
| Input props | [] |
|||
| Attributes | [] |
|||
| Component | App\Twig\Components\Sidebar {#1688 +categories: [ App\Entity\Article\Category {#1697 -id: 1 -title: "Ministère" -description: "Ministère" -image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png" -createdAt: DateTime @1740413642 {#1696 : 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1698 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1700 …} } App\Entity\Article\Category {#797 -id: 2 -title: "Communication" -description: "Direction Générale de la Communication" -image: null -createdAt: DateTime @1740414753 {#786 : 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …} } App\Entity\Article\Category {#1703 -id: 3 -title: "Culture" -description: "Direction Générale de la Culture" -image: null -createdAt: DateTime @1740414786 {#1702 : 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1704 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1706 …} } App\Entity\Article\Category {#1709 -id: 4 -title: "Conseil" -description: "Conseil" -image: null -createdAt: DateTime @1740414813 {#1708 : 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1710 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1712 …} } App\Entity\Article\Category {#1715 -id: 5 -title: "Actualités" -description: "Actualités" -image: null -createdAt: DateTime @1740414868 {#1714 : 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1716 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1718 …} } App\Entity\Article\Category {#1721 -id: 6 -title: "Slides" -description: "Slides" -image: null -createdAt: DateTime @1740414897 {#1720 : 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1722 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1724 …} } App\Entity\Article\Category {#1727 -id: 7 -title: "Promotion langue" -description: "Promotion langue" -image: null -createdAt: DateTime @1742494305 {#1726 : 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1728 …} -parent: App\Entity\Article\Category {#1703} -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1730 …} } App\Entity\Article\Category {#1733 -id: 8 -title: "General" -description: null -image: null -createdAt: DateTime @1742895753 {#1732 : 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1734 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1736 …} } ] +actu: App\Entity\Article\Article {#1748 …} -crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …} -arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …} } |
|||