Components
2
Twig Components
10
Render Count
4
ms
Render Time
8.0
MiB
Memory Usage
Components
| Name | Metadata | Render Count | Render Time |

| CardBlog |
"App\Twig\Components\CardBlog"components/CardBlog.html.twig |
9 | 3.32ms |
| Sidebar |
"App\Twig\Components\Sidebar"components/Sidebar.html.twig |
1 | 0.68ms |
Render calls
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 1.37 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "515216468-1177074304607982-1209916781769560119-n-6863991acc7f2.jpg" "title" => "HO TANTERAHINA AO FIANARANTSOA FARITRA MATSIATRA AMBONY NY ALAROBIA 02 JOLAY 2025 NY FILANKEVITRY NY MINISITRA" "subtitle" => "01 Jul 2025" "description" => "
Ho tanterahina ao Fianarantsoa, Faritra Matsiatra Ambony, ny alarobia 02 jolay 2025 ny Filankevitry ny Minisitra. Efa maro ireo asa natao ho an'ny Faritra ary manakaiky vahoaka hatrany ny Fitondram-panjakana hijerena izay mbola mila hatao hamaly ny filàna eny ifotony.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1058 +imgSrc: "515216468-1177074304607982-1209916781769560119-n-6863991acc7f2.jpg" +title: "HO TANTERAHINA AO FIANARANTSOA FARITRA MATSIATRA AMBONY NY ALAROBIA 02 JOLAY 2025 NY FILANKEVITRY NY MINISITRA" +titleSize: "h5" +subtitle: "01 Jul 2025" +description: "
Ho tanterahina ao Fianarantsoa, Faritra Matsiatra Ambony, ny alarobia 02 jolay 2025 ny Filankevitry ny Minisitra. Efa maro ireo asa natao ho an'ny Faritra ary manakaiky vahoaka hatrany ny Fitondram-panjakana hijerena izay mbola mila hatao hamaly ny filàna eny ifotony.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.28 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "3-686397b3aa0a3.jpg" "title" => "IRAY VOLAN’NY ANKIZY" "subtitle" => "01 Jul 2025" "description" => "
Tsy adinon’Andriamatoa Filoha Andry Rajoelina sy ny fitondram-panjakana ny faritra VATOVAVY- Distrikan’ny Nosy-Varika.
Vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny ONG TAK tamin’ny alalan’ny Pastora Philibert dia nahazo kilalao avy tamin’Andriamatoa Filoha Andry Rajoelina ireo ankizy 1000 isa androany tao Nosy-Varika.
Tonga nisolotena ny fitondram-panjakana nandritra izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa Mara Volamiranty Donna amin'ny sady maha Minisitra mpiahy ny faritra Vatovavy azy.
Ankoatra izay dia nahazo ny anjarany koa ireo zokiolona teo an-toerana ho fanomezana lanja ny soatoavina Malagasy amin'ny fanolorana fanomezana ireo Ray aman-dreny ao anatin'ny fankalazana ny faha 65 taona niverenenan'ny Fahaleovantena an'i Madagasikara.
Tonga nanotrona ny hetsika avokoa ireo olom-boafidy tarihin’Andriamatoa Depiote Malainkoratsy Jocelyn sy ireo olom-boatendry tarihin’Andriamatoa Lehiben'ny Distrikan'i Nosy-Varika.
Eo akaiky ny vahoakan’i Nosy-Varika hatrany ny fitondram-panjakana.
Madagasikara tsy maintsy mandroso.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1311 +imgSrc: "3-686397b3aa0a3.jpg" +title: "IRAY VOLAN’NY ANKIZY" +titleSize: "h5" +subtitle: "01 Jul 2025" +description: "
Tsy adinon’Andriamatoa Filoha Andry Rajoelina sy ny fitondram-panjakana ny faritra VATOVAVY- Distrikan’ny Nosy-Varika.
Vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny ONG TAK tamin’ny alalan’ny Pastora Philibert dia nahazo kilalao avy tamin’Andriamatoa Filoha Andry Rajoelina ireo ankizy 1000 isa androany tao Nosy-Varika.
Tonga nisolotena ny fitondram-panjakana nandritra izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa Mara Volamiranty Donna amin'ny sady maha Minisitra mpiahy ny faritra Vatovavy azy.
Ankoatra izay dia nahazo ny anjarany koa ireo zokiolona teo an-toerana ho fanomezana lanja ny soatoavina Malagasy amin'ny fanolorana fanomezana ireo Ray aman-dreny ao anatin'ny fankalazana ny faha 65 taona niverenenan'ny Fahaleovantena an'i Madagasikara.
Tonga nanotrona ny hetsika avokoa ireo olom-boafidy tarihin’Andriamatoa Depiote Malainkoratsy Jocelyn sy ireo olom-boatendry tarihin’Andriamatoa Lehiben'ny Distrikan'i Nosy-Varika.
Eo akaiky ny vahoakan’i Nosy-Varika hatrany ny fitondram-panjakana.
Madagasikara tsy maintsy mandroso.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.24 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "513860595-1138889904948826-829100632080286255-n-686393d2c7927.jpg" "title" => "NIDINA IFOTONY TAO IKONGO KAOMININA AMBATOFOTSY NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA MARA VOLAMIRANTY DONNA" "subtitle" => "01 Jul 2025" "description" => "
Nidina ifotony tao Ikongo, kaominina Ambatofotsy, ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, MARA Volamiranty Donna, niaraka tamin'ny Minisitry ny fahasalam-bahoaka, Randriamanantany Zely sy ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisankina, Razafinjato Aurélie.
Nijery ny zava-misy marina eny ifotony mahakasika ny aretina tazomoka ao an-toerana izy ireo. Nanatona ny Ray aman-dreny ara-drazana tao an-toerana izy ireo amin'ny maha Ray aman-dreny toteny mba hanamafisana ny fanentanana ny vahoaka amin'ny fampiasana lay misy ody moka sy ny hanantonana tobim-pahasalamana ara-potoana.
Maimaipoana tanteraka ny fitsaboana amin'ny tazomoka ary raisin'ny fitondram-panjakana an-tanana feno izany. Ampy tsara ny fanafody eny an-toerana ary efa nisy ny ekipa tekinika avy amin'ny Minisiteran'ny fahasalam-bahoaka manara-maso akaiky ny tranga.
Nanentana hatrany ny amin'ny fizarana vaovao marina sy ofisialy ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna. Nisy ihany koa ny hetsika ara-tsosialy natao tao an-toerana tamin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Mponina sy ny Firaisankina.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1269 +imgSrc: "513860595-1138889904948826-829100632080286255-n-686393d2c7927.jpg" +title: "NIDINA IFOTONY TAO IKONGO KAOMININA AMBATOFOTSY NY MINISITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA MARA VOLAMIRANTY DONNA" +titleSize: "h5" +subtitle: "01 Jul 2025" +description: "
Nidina ifotony tao Ikongo, kaominina Ambatofotsy, ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, MARA Volamiranty Donna, niaraka tamin'ny Minisitry ny fahasalam-bahoaka, Randriamanantany Zely sy ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisankina, Razafinjato Aurélie.
Nijery ny zava-misy marina eny ifotony mahakasika ny aretina tazomoka ao an-toerana izy ireo. Nanatona ny Ray aman-dreny ara-drazana tao an-toerana izy ireo amin'ny maha Ray aman-dreny toteny mba hanamafisana ny fanentanana ny vahoaka amin'ny fampiasana lay misy ody moka sy ny hanantonana tobim-pahasalamana ara-potoana.
Maimaipoana tanteraka ny fitsaboana amin'ny tazomoka ary raisin'ny fitondram-panjakana an-tanana feno izany. Ampy tsara ny fanafody eny an-toerana ary efa nisy ny ekipa tekinika avy amin'ny Minisiteran'ny fahasalam-bahoaka manara-maso akaiky ny tranga.
Nanentana hatrany ny amin'ny fizarana vaovao marina sy ofisialy ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna. Nisy ihany koa ny hetsika ara-tsosialy natao tao an-toerana tamin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Mponina sy ny Firaisankina.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.23 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "1-6863915531754.jpg" "title" => "MANAN-DANJA MANOKANA HO AN' NY FIRENENA IZAO FAHA-65 TAONA NIVERENAN' NY FAHALEOVANTENA IZAO" "subtitle" => "01 Jul 2025" "description" => "
Manan-danja manokana ho an’ny firenena izao faha-65 taona niverenan’ny fahaleovantena izao. Tsy navelantsika nandalo fotsiny fa nomarihantsika tamin’ny fiaraha-mientana tanatin’ny hafaliana sy firaisam-po.
Feno haravoana ny fonay mivady niaraka nankalaza izany taminareo teny Mahamasina. Noporofoinareo fa tsy manaiky zarazaraina ny Malagasy. Ary ny fitiavan-tanindrazana ao anatintsika dia tsy resin'ny fankahalana fa mampifankatia sy mampiray antsika hatrany.
Mankasitraka am-pitiavana anareo.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1384 +imgSrc: "1-6863915531754.jpg" +title: "MANAN-DANJA MANOKANA HO AN' NY FIRENENA IZAO FAHA-65 TAONA NIVERENAN' NY FAHALEOVANTENA IZAO" +titleSize: "h5" +subtitle: "01 Jul 2025" +description: "
Manan-danja manokana ho an’ny firenena izao faha-65 taona niverenan’ny fahaleovantena izao. Tsy navelantsika nandalo fotsiny fa nomarihantsika tamin’ny fiaraha-mientana tanatin’ny hafaliana sy firaisam-po.
Feno haravoana ny fonay mivady niaraka nankalaza izany taminareo teny Mahamasina. Noporofoinareo fa tsy manaiky zarazaraina ny Malagasy. Ary ny fitiavan-tanindrazana ao anatintsika dia tsy resin'ny fankahalana fa mampifankatia sy mampiray antsika hatrany.
Mankasitraka am-pitiavana anareo.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.23 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "1-685e7e065c367.jpg" "title" => "FO MIARA-MITEMPO FITIAVAN-TANINDRAZANA NO ANDRAISANTSIKA MALAGASY TSIVAKIVOLO IZAO ASARAMANITRA IZAO" "subtitle" => "27 Jun 2025" "description" => "
Nanokafantsika ny ivon’izany fankalazana izany ny fiaraha-mifaly tety amin’ny Lac Iarivo. Nandravaka ny lanitra, nanome endrika hafakely ny farihy ary nampisoritra hafaliana sy tsikim-panantenana teny amin’ny rehetra ny loko fotsy, mena, maitso narahan’ireo jiro sy afomanga ary ny dihy mirindran’ny jet d’eau.
65 taona niverenan’ny fahaleovantena, miroso amin’ny fivoarana i Madagasikara. Miara-mandroso anatin’ny firaisankina ny Malagasy.
MIrary fetim-pirenena sambatra ho antsika mpiray Tanindrazana.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1431 +imgSrc: "1-685e7e065c367.jpg" +title: "FO MIARA-MITEMPO FITIAVAN-TANINDRAZANA NO ANDRAISANTSIKA MALAGASY TSIVAKIVOLO IZAO ASARAMANITRA IZAO" +titleSize: "h5" +subtitle: "27 Jun 2025" +description: "
Nanokafantsika ny ivon’izany fankalazana izany ny fiaraha-mifaly tety amin’ny Lac Iarivo. Nandravaka ny lanitra, nanome endrika hafakely ny farihy ary nampisoritra hafaliana sy tsikim-panantenana teny amin’ny rehetra ny loko fotsy, mena, maitso narahan’ireo jiro sy afomanga ary ny dihy mirindran’ny jet d’eau.
65 taona niverenan’ny fahaleovantena, miroso amin’ny fivoarana i Madagasikara. Miara-mandroso anatin’ny firaisankina ny Malagasy.
MIrary fetim-pirenena sambatra ho antsika mpiray Tanindrazana.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.25 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "2-685e7c30be4d0.jpg" "title" => "" KOA AOKA NY FILAMATRY NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA HIREDONA MAFY AO AM-PONAREO TSIRAIRAY AVY "" "subtitle" => "27 Jun 2025" "description" => "
"Koa aoka ny filamatry ny Repoblikan’i Madagasikara hiredona mafy ao am-ponareo tsirairay avy.
Ary izany indrindra no nahatonga ny lohahevi-dehibe izay nosafidiantsika hankalazana izao fetim-pirenena izao, ary iombonan’ny Malagasy rehetra, dia ny fitiavana Tanindrazana no mitarika fandrosoana.
65 taona, tsy azo lalovam-potsiny izany fa mendrika fankalazana ho mariky ny fahamatorana ara-tantara.
Kihon-dalana ihany koa maneho fahavononana hiatrika ho avy mamiratra, izay hilofosantsika ho an’ny Malagasy rehetra."
hoy ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina androany nandritra ny fankalazana ny faha 65 taona niverenenan'ny Fahaleovantena an'i Madagasikara sy nijoroan'ny Foloalindahy Malagasy.
Tonga nanotrona sy nanome voninahitra ny fotoana ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Ramatoa MARA Volamiranty Donna.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1478 +imgSrc: "2-685e7c30be4d0.jpg" +title: "" KOA AOKA NY FILAMATRY NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA HIREDONA MAFY AO AM-PONAREO TSIRAIRAY AVY "" +titleSize: "h5" +subtitle: "27 Jun 2025" +description: "
"Koa aoka ny filamatry ny Repoblikan’i Madagasikara hiredona mafy ao am-ponareo tsirairay avy.
Ary izany indrindra no nahatonga ny lohahevi-dehibe izay nosafidiantsika hankalazana izao fetim-pirenena izao, ary iombonan’ny Malagasy rehetra, dia ny fitiavana Tanindrazana no mitarika fandrosoana.
65 taona, tsy azo lalovam-potsiny izany fa mendrika fankalazana ho mariky ny fahamatorana ara-tantara.
Kihon-dalana ihany koa maneho fahavononana hiatrika ho avy mamiratra, izay hilofosantsika ho an’ny Malagasy rehetra."
hoy ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina androany nandritra ny fankalazana ny faha 65 taona niverenenan'ny Fahaleovantena an'i Madagasikara sy nijoroan'ny Foloalindahy Malagasy.
Tonga nanotrona sy nanome voninahitra ny fotoana ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Ramatoa MARA Volamiranty Donna.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.24 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "3-685e7892733b5.jpg" "title" => "FANKALAZANA NY FAHA 65 TAONA NIVERENAN' NY FAHALEAOVANTENA SY NIJOROAN' NY FOLOALINDAHY MALAGASY" "subtitle" => "27 Jun 2025" "description" => "
Vory lanona eto amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny vahoaka malagasy mankalaza ny faha 65 taona niverenan'ny Fahaleovantena sy nijoroan'ny Foloalindahy malagasy. Tonga manatrika ny lanonana ireo Lehiben'ny Andrimpanjakana mijoro, ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta, ireo Masoivoho vahiny monina eto Madagasikara, ireo tompon’andraikim-panjakana isan-tokony ary indrindra ny fianakaviamben'ny Foloalindahy malagasy. Nanombohana ny lanonana ny fisafoana ireo andian-tafika notanterahin'ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, sady Lehibe faratampon'ny Foloalindahy.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1525 +imgSrc: "3-685e7892733b5.jpg" +title: "FANKALAZANA NY FAHA 65 TAONA NIVERENAN' NY FAHALEAOVANTENA SY NIJOROAN' NY FOLOALINDAHY MALAGASY" +titleSize: "h5" +subtitle: "27 Jun 2025" +description: "
Vory lanona eto amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny vahoaka malagasy mankalaza ny faha 65 taona niverenan'ny Fahaleovantena sy nijoroan'ny Foloalindahy malagasy. Tonga manatrika ny lanonana ireo Lehiben'ny Andrimpanjakana mijoro, ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta, ireo Masoivoho vahiny monina eto Madagasikara, ireo tompon’andraikim-panjakana isan-tokony ary indrindra ny fianakaviamben'ny Foloalindahy malagasy. Nanombohana ny lanonana ny fisafoana ireo andian-tafika notanterahin'ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, sady Lehibe faratampon'ny Foloalindahy.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.25 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "7-685e6f1d13dcf.jpg" "title" => "FIFANDRAISANA ARA-BAROTRA EO AMIN' I MADAGASIKARA SY ETAZONIA" "subtitle" => "27 Jun 2025" "description" => "
𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏'𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐
[𝑭𝒂𝒉𝒂-24 𝒋𝒐𝒏𝒂 2025]
Nanao dinik’asa manokana niaraka tamin-dRamatoa Constance Hamilton, tomponandraikitra ambony amerikana misahana an'i Afrika eo anivon'ny US-Trade Representative, izay eo ambany fifehezan'ny Filoha amerikana, ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta Ntsay Christian, teto Luanda, Angola. Nifandinihina mivantana nandritra izany fotoana izany ny haban-tseranana 47% sy ny hoavin’ny AGOA aorian’ny volana septambra 2025. Noresahana lalindalina ny fiantraikan’ireo teboka roa ireo eo amin’ny toekarena sy ny lafiny sôsialy. Nifandinihana ihany koa ny tokony hametrahana fomba fijery stratejika lavitr’ezaka eo amin’ny andaniny sy ankilany amin’ny lafin'ny toekarena.
Nankasitrahana ny dinika natao, satria samy nahatsapa ny roa tonta fa misy ny vahaolana mahomby sady maharitra izay naroso, mba hanatsarana hatrany ny fifaneraserana ara-barotra sy ny fisarihana ny fampiasam-bola eo sehatry ny indostria eo amin'i Madagasikara sy Etazonia. Hanaraka hatrany ny fivoaran’izao dinika natao izao sy ny fanapahan-kevitra rehetra hifanandrify amin’izany isika eto Madagasikara.
𝗡𝘆 𝗦𝗲𝗿𝗮𝘀𝗲𝗿𝗮

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1572 +imgSrc: "7-685e6f1d13dcf.jpg" +title: "FIFANDRAISANA ARA-BAROTRA EO AMIN' I MADAGASIKARA SY ETAZONIA" +titleSize: "h5" +subtitle: "27 Jun 2025" +description: "
𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏'𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐
[𝑭𝒂𝒉𝒂-24 𝒋𝒐𝒏𝒂 2025]
Nanao dinik’asa manokana niaraka tamin-dRamatoa Constance Hamilton, tomponandraikitra ambony amerikana misahana an'i Afrika eo anivon'ny US-Trade Representative, izay eo ambany fifehezan'ny Filoha amerikana, ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta Ntsay Christian, teto Luanda, Angola. Nifandinihina mivantana nandritra izany fotoana izany ny haban-tseranana 47% sy ny hoavin’ny AGOA aorian’ny volana septambra 2025. Noresahana lalindalina ny fiantraikan’ireo teboka roa ireo eo amin’ny toekarena sy ny lafiny sôsialy. Nifandinihana ihany koa ny tokony hametrahana fomba fijery stratejika lavitr’ezaka eo amin’ny andaniny sy ankilany amin’ny lafin'ny toekarena.
Nankasitrahana ny dinika natao, satria samy nahatsapa ny roa tonta fa misy ny vahaolana mahomby sady maharitra izay naroso, mba hanatsarana hatrany ny fifaneraserana ara-barotra sy ny fisarihana ny fampiasam-bola eo sehatry ny indostria eo amin'i Madagasikara sy Etazonia. Hanaraka hatrany ny fivoaran’izao dinika natao izao sy ny fanapahan-kevitra rehetra hifanandrify amin’izany isika eto Madagasikara.
𝗡𝘆 𝗦𝗲𝗿𝗮𝘀𝗲𝗿𝗮

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.23 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "3-685e6d6ce9e91.jpg" "title" => "NITSIDIKA NY FIROSOAN' NY ASA FANAMBOARANA NY LALAMBE MIGODANA TEO AMIN' NY PK0 AMBODIFASINA NY FILOHAN' NY REPOBLIKA" "subtitle" => "27 Jun 2025" "description" => "
𝟮𝟰 𝗷𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱 - Nitsidika ny firosoan'ny asa fanamboarana ny lalambe migodana teo amin'ny PK0 Ambodifasina ny Filohan’ny Repoblika. Hiditra amin’ny dingana stratejika ity tetikasa goavana ity satria hanomboka ny fandrakofana tara ny ampahany voalohany hatrany Ambohimanga. Ny fanamby dia ho vitaina mialohan’ny fihaonana an-tampon’ny SADC izany ampahan-dalana izany.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1619 +imgSrc: "3-685e6d6ce9e91.jpg" +title: "NITSIDIKA NY FIROSOAN' NY ASA FANAMBOARANA NY LALAMBE MIGODANA TEO AMIN' NY PK0 AMBODIFASINA NY FILOHAN' NY REPOBLIKA" +titleSize: "h5" +subtitle: "27 Jun 2025" +description: "
𝟮𝟰 𝗷𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱 - Nitsidika ny firosoan'ny asa fanamboarana ny lalambe migodana teo amin'ny PK0 Ambodifasina ny Filohan’ny Repoblika. Hiditra amin’ny dingana stratejika ity tetikasa goavana ity satria hanomboka ny fandrakofana tara ny ampahany voalohany hatrany Ambohimanga. Ny fanamby dia ho vitaina mialohan’ny fihaonana an-tampon’ny SADC izany ampahan-dalana izany.

| Sidebar | App\Twig\Components\Sidebar | 8.0 MiB | 0.68 ms | |

| Input props | [] |

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\Sidebar {#1719 +categories: [ App\Entity\Article\Category {#1728 -id: 1 -title: "Ministère" -description: "Ministère" -image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png" -createdAt: DateTime @1740413642 {#1727 : 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1729 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1731 …} } App\Entity\Article\Category {#1734 -id: 2 -title: "Communication" -description: "Direction Générale de la Communication" -image: null -createdAt: DateTime @1740414753 {#1733 : 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1735 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1737 …} } App\Entity\Article\Category {#1740 -id: 3 -title: "Culture" -description: "Direction Générale de la Culture" -image: null -createdAt: DateTime @1740414786 {#1739 : 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1741 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1743 …} } App\Entity\Article\Category {#1746 -id: 4 -title: "Conseil" -description: "Conseil" -image: null -createdAt: DateTime @1740414813 {#1745 : 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1747 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1749 …} } App\Entity\Article\Category {#797 -id: 5 -title: "Actualités" -description: "Actualités" -image: null -createdAt: DateTime @1740414868 {#786 : 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …} } App\Entity\Article\Category {#1752 -id: 6 -title: "Slides" -description: "Slides" -image: null -createdAt: DateTime @1740414897 {#1751 : 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1753 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1755 …} } App\Entity\Article\Category {#1758 -id: 7 -title: "Promotion langue" -description: "Promotion langue" -image: null -createdAt: DateTime @1742494305 {#1757 : 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1759 …} -parent: App\Entity\Article\Category {#1740} -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1761 …} } App\Entity\Article\Category {#1764 -id: 8 -title: "General" -description: null -image: null -createdAt: DateTime @1742895753 {#1763 : 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1765 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1767 …} } ] +actu: App\Entity\Article\Article {#1779 …} -crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …} -arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …} } |