Components
2
Twig Components
10
Render Count
4
ms
Render Time
8.0
MiB
Memory Usage
Components
| Name | Metadata | Render Count | Render Time |

| CardBlog |
"App\Twig\Components\CardBlog"components/CardBlog.html.twig |
9 | 3.66ms |
| Sidebar |
"App\Twig\Components\Sidebar"components/Sidebar.html.twig |
1 | 0.69ms |
Render calls
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 1.42 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/2-69945e65e62e6.jpg" "title" => "NANOMBOKA NY FIVAROTANA TAFO SY FANITSO AMIN' NY VIDINY MIRARY HO AN' NY MPONIN' I TOAMASINA MBA HANARENANA HAINGANA NY TAKAITRA NAVELAN'NY RIVODOZA GEZANI" "subtitle" => "17 Feb 2026" "description" => "
Nanokatra ny fivarotana tafo fanitso sy fantsika, tao Ankirihiry Bazar may, ny Alatsinainy 16 Febroary 2026, ny Prefen’i Toamasina sy ny Talem-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC) Atsinanana ary ny Tale jeneralin’ny SPM (State Procurement of Madagascar).
Amin’ny alalan’ny Orinasam-panjakana SPM no anatanterahan’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) ny toromariky ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara (PRRM), hahafahana mivarotra amin’ny vidiny mora ireo fitaovana fampiasana amin’ny fanorenana ho an’ireo rava na simba trano sy fananana ao Toamasina.
Mila mitondra karinem-pokontany sy karapanonondro ny mpisitraka hahafahana mitsinjara ireo fitaovana ireo ka hipàka any amin’ny vahoaka izao hetsika fifampitsinjovana izao.
Ministère du Commerce et de la Consommation

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1058 +imgSrc: "uploads/images/2-69945e65e62e6.jpg" +title: "NANOMBOKA NY FIVAROTANA TAFO SY FANITSO AMIN' NY VIDINY MIRARY HO AN' NY MPONIN' I TOAMASINA MBA HANARENANA HAINGANA NY TAKAITRA NAVELAN'NY RIVODOZA GEZANI" +titleSize: "h5" +subtitle: "17 Feb 2026" +description: "
Nanokatra ny fivarotana tafo fanitso sy fantsika, tao Ankirihiry Bazar may, ny Alatsinainy 16 Febroary 2026, ny Prefen’i Toamasina sy ny Talem-paritry ny Varotra sy ny Fanjifana (DRCC) Atsinanana ary ny Tale jeneralin’ny SPM (State Procurement of Madagascar).
Amin’ny alalan’ny Orinasam-panjakana SPM no anatanterahan’ny Minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MinCC) ny toromariky ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara (PRRM), hahafahana mivarotra amin’ny vidiny mora ireo fitaovana fampiasana amin’ny fanorenana ho an’ireo rava na simba trano sy fananana ao Toamasina.
Mila mitondra karinem-pokontany sy karapanonondro ny mpisitraka hahafahana mitsinjara ireo fitaovana ireo ka hipàka any amin’ny vahoaka izao hetsika fifampitsinjovana izao.
Ministère du Commerce et de la Consommation

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.31 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/20-69945664090f7.jpg" "title" => "ANTSO AVO IRAISAM-PIRENENA HO FANARENANA NY FAHASIMBANA VOKATRY NY RIVODOZA GEZANI" "subtitle" => "17 Feb 2026" "description" => "
𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐
[𝑭𝒂𝒉𝒂-14 𝑭𝒆𝒃𝒓𝒐𝒂𝒓𝒚 2026]
Taorian’ny fahavoazana goavana nateraky ny fandalovan’ny rivodoza Gezani tany amin’ny Faritra Atsinanana sy ireo faritra maro hafa, dia nanao antso avo iraisampirenena ny Fitondram-panjakana Malagasy ho fanohanana maika ny asa fanarenana sy fanampiana ireo mponina traboina. Namaly izany antso izany ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola, nandritra ny fihaonana ôfisialy notarihan'ny Praiminisitra, Lehiben'ny Governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy, notanterahina tetsy amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny, Anosy, androany. Nanotrona izany ireo mpikambana ao amin'ny Governemanta sy ireo solontena diplaomatika ary ny fikambanana iraisampirenena.
Nandritra ny fivoriana, nanasongadina mazava ny Praiminisitra fa goavana ny fahasimbana ary tsy mbola ampy ny loharanom-bola sy ny fitaovana eo am-pelatanan’ny Fanjakana, hananganana ireo fotodrafitrasa rava sy hanohanana ny mponina very fananana. Nambarany tamin'izany fa ny fanarenana haingana sy mahomby no adidy voalohany, ary tsy maintsy miorina amin’ny firaisankina sy ny fiaraha-mientana amin’ny mpiara-miombon’antoka iraisampirenena izany. Porofon’ny fiarahana mijoro amin’i Madagasikara ny fanohanana asehon’ireo mpiara-miombon’antoka amin’izao fotoan-tsarotra izao, hoy izy.
Nanome toky ny Praiminisitra fa hotantanina ao anatin'ny fangaraharana sy fahitsiana tanteraka ny fanampiana rehetra azo, ary tsy hisy ny fandeferana amin’izay manana eritreritra hanodina na hampiasa tsy araka ny tokony ho izy ny fanampiana natokana ho an’ny vahoaka. Marefo ny firenena amin'izao fotoana izao hoy izy, saingy vonona hanangana fotodrafitrasa maharitra sy hanavao ny toetsaina. Araka izany dia miantso ny rehetra hatrany ny tenany, haneho firaisankina sy samy handray andraikitra.
𝗡𝘆 𝗦𝗲𝗿𝗮𝘀𝗲𝗿𝗮

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1311 +imgSrc: "uploads/images/20-69945664090f7.jpg" +title: "ANTSO AVO IRAISAM-PIRENENA HO FANARENANA NY FAHASIMBANA VOKATRY NY RIVODOZA GEZANI" +titleSize: "h5" +subtitle: "17 Feb 2026" +description: "
𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐
[𝑭𝒂𝒉𝒂-14 𝑭𝒆𝒃𝒓𝒐𝒂𝒓𝒚 2026]
Taorian’ny fahavoazana goavana nateraky ny fandalovan’ny rivodoza Gezani tany amin’ny Faritra Atsinanana sy ireo faritra maro hafa, dia nanao antso avo iraisampirenena ny Fitondram-panjakana Malagasy ho fanohanana maika ny asa fanarenana sy fanampiana ireo mponina traboina. Namaly izany antso izany ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola, nandritra ny fihaonana ôfisialy notarihan'ny Praiminisitra, Lehiben'ny Governemanta, Rajaonarivelo Herintsalama Andriamasy, notanterahina tetsy amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny, Anosy, androany. Nanotrona izany ireo mpikambana ao amin'ny Governemanta sy ireo solontena diplaomatika ary ny fikambanana iraisampirenena.
Nandritra ny fivoriana, nanasongadina mazava ny Praiminisitra fa goavana ny fahasimbana ary tsy mbola ampy ny loharanom-bola sy ny fitaovana eo am-pelatanan’ny Fanjakana, hananganana ireo fotodrafitrasa rava sy hanohanana ny mponina very fananana. Nambarany tamin'izany fa ny fanarenana haingana sy mahomby no adidy voalohany, ary tsy maintsy miorina amin’ny firaisankina sy ny fiaraha-mientana amin’ny mpiara-miombon’antoka iraisampirenena izany. Porofon’ny fiarahana mijoro amin’i Madagasikara ny fanohanana asehon’ireo mpiara-miombon’antoka amin’izao fotoan-tsarotra izao, hoy izy.
Nanome toky ny Praiminisitra fa hotantanina ao anatin'ny fangaraharana sy fahitsiana tanteraka ny fanampiana rehetra azo, ary tsy hisy ny fandeferana amin’izay manana eritreritra hanodina na hampiasa tsy araka ny tokony ho izy ny fanampiana natokana ho an’ny vahoaka. Marefo ny firenena amin'izao fotoana izao hoy izy, saingy vonona hanangana fotodrafitrasa maharitra sy hanavao ny toetsaina. Araka izany dia miantso ny rehetra hatrany ny tenany, haneho firaisankina sy samy handray andraikitra.
𝗡𝘆 𝗦𝗲𝗿𝗮𝘀𝗲𝗿𝗮

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.29 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/1-6994531539f83.jpg" "title" => "14 FEVRIER 2026 / BANQUE MONDIALE" "subtitle" => "17 Feb 2026" "description" => "
𝐄𝐧 𝐫é𝐩𝐨𝐧𝐬𝐞 𝐚̀ 𝐥'𝐚𝐩𝐩𝐞𝐥 𝐬𝐨𝐥𝐞𝐧𝐧𝐞𝐥 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐬𝐨𝐥𝐢𝐝𝐚𝐫𝐢𝐭é 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐥𝐚𝐧𝐜é 𝐩𝐚𝐫 𝐥𝐞 𝐏𝐫é𝐬𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚ë𝐥 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀, 𝐜𝐨𝐧𝐬é𝐜𝐮𝐭𝐢𝐯𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐚𝐮𝐱 𝐠𝐫𝐚𝐯𝐞𝐬 𝐝é𝐠â𝐭𝐬 𝐥𝐚𝐢𝐬𝐬é𝐬 𝐩𝐚𝐫 𝐥𝐞 𝐩𝐚𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐜𝐲𝐜𝐥𝐨𝐧𝐞𝐬 𝐅𝐘𝐓𝐈𝐀 𝐞𝐭 𝐆𝐄𝐙𝐀𝐍𝐈, 𝐥𝐚 𝐁𝐚𝐧𝐪𝐮𝐞 𝐌𝐨𝐧𝐝𝐢𝐚𝐥𝐞 𝐚 𝐢𝐦𝐦é𝐝𝐢𝐚𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐚𝐩𝐩𝐨𝐫𝐭é 𝐮𝐧 𝐩𝐫𝐞𝐦𝐢𝐞𝐫 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝐝𝐞 𝐫é𝐩𝐨𝐧𝐬𝐞 𝐝𝐞 𝟑𝟕 𝐦𝐢𝐥𝐥𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐝𝐞 𝐝𝐨𝐥𝐥𝐚𝐫𝐬 𝐔𝐒.
𝐕𝐨𝐢𝐜𝐢 𝐜𝐢 - 𝐛𝐚𝐬 𝐥𝐞 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐮𝐧𝐢𝐪𝐮é 𝐝𝐞 𝐩𝐫𝐞𝐬𝐬𝐞 𝐲 𝐚𝐟𝐟ér𝐞𝐧𝐭.
Source: 𝐁𝐚𝐧𝐪𝐮𝐞 𝐌𝐨𝐧𝐝𝐢𝐚𝐥𝐞

𝟏𝟒 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐁𝐚𝐧𝐤𝐲 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚
𝐇𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝟑𝟕 𝐭𝐚𝐩𝐢𝐭𝐫𝐢𝐬𝐚 𝐝𝐨̂𝐥𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐁𝐚𝐧𝐤𝐲 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐡𝐢𝐚𝐭𝐫𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐝𝐨𝐳𝐚 𝐆𝐄𝐙𝐀𝐍𝐈 𝐬𝐲 𝐅𝐘𝐓𝐈𝐀

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1269 +imgSrc: "uploads/images/1-6994531539f83.jpg" +title: "14 FEVRIER 2026 / BANQUE MONDIALE" +titleSize: "h5" +subtitle: "17 Feb 2026" +description: "
𝐄𝐧 𝐫é𝐩𝐨𝐧𝐬𝐞 𝐚̀ 𝐥'𝐚𝐩𝐩𝐞𝐥 𝐬𝐨𝐥𝐞𝐧𝐧𝐞𝐥 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐬𝐨𝐥𝐢𝐝𝐚𝐫𝐢𝐭é 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐥𝐚𝐧𝐜é 𝐩𝐚𝐫 𝐥𝐞 𝐏𝐫é𝐬𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚ë𝐥 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀, 𝐜𝐨𝐧𝐬é𝐜𝐮𝐭𝐢𝐯𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐚𝐮𝐱 𝐠𝐫𝐚𝐯𝐞𝐬 𝐝é𝐠â𝐭𝐬 𝐥𝐚𝐢𝐬𝐬é𝐬 𝐩𝐚𝐫 𝐥𝐞 𝐩𝐚𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐜𝐲𝐜𝐥𝐨𝐧𝐞𝐬 𝐅𝐘𝐓𝐈𝐀 𝐞𝐭 𝐆𝐄𝐙𝐀𝐍𝐈, 𝐥𝐚 𝐁𝐚𝐧𝐪𝐮𝐞 𝐌𝐨𝐧𝐝𝐢𝐚𝐥𝐞 𝐚 𝐢𝐦𝐦é𝐝𝐢𝐚𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐚𝐩𝐩𝐨𝐫𝐭é 𝐮𝐧 𝐩𝐫𝐞𝐦𝐢𝐞𝐫 𝐩𝐥𝐚𝐧 𝐝𝐞 𝐫é𝐩𝐨𝐧𝐬𝐞 𝐝𝐞 𝟑𝟕 𝐦𝐢𝐥𝐥𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐝𝐞 𝐝𝐨𝐥𝐥𝐚𝐫𝐬 𝐔𝐒.
𝐕𝐨𝐢𝐜𝐢 𝐜𝐢 - 𝐛𝐚𝐬 𝐥𝐞 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐮𝐧𝐢𝐪𝐮é 𝐝𝐞 𝐩𝐫𝐞𝐬𝐬𝐞 𝐲 𝐚𝐟𝐟ér𝐞𝐧𝐭.
Source: 𝐁𝐚𝐧𝐪𝐮𝐞 𝐌𝐨𝐧𝐝𝐢𝐚𝐥𝐞

𝟏𝟒 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐁𝐚𝐧𝐤𝐲 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚
𝐇𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝟑𝟕 𝐭𝐚𝐩𝐢𝐭𝐫𝐢𝐬𝐚 𝐝𝐨̂𝐥𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐁𝐚𝐧𝐤𝐲 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐡𝐢𝐚𝐭𝐫𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐝𝐨𝐳𝐚 𝐆𝐄𝐙𝐀𝐍𝐈 𝐬𝐲 𝐅𝐘𝐓𝐈𝐀

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.30 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/1-699450353f3ef.jpg" "title" => "MANAO TOHIVAKANA MANEHO FIRAISANKINA AMIN' I MADAGASIKARA NOHO NY VOINA VOAJANAHARY IREO MPIARA-MIOMBONA ANTOKA VAHINY" "subtitle" => "17 Feb 2026" "description" => "
Taorian’ny 𝙖𝙣𝙩𝙨𝙤 𝙖𝙫𝙤 𝙝𝙤 𝙛𝙞𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙣𝙠𝙞𝙣𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 nataon’ny 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘳𝘢 𝑵𝒚 Kolonely 𝑹𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 Michael sy ny 𝙖𝙣𝙩𝙨𝙤 𝙣𝙖𝙩𝙖𝙤𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙨𝙚𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 mba haneho fanohanana an’i Madagasikara misedra fahasahiranana lalina vokatr’ireo rivodoza nifanesy namoizana ain’olona, naharava tanàna maro ary nahatonga traboina maro tokoa, dia 𝙣𝙖𝙢𝙖𝙡𝙮 𝙣𝙮 𝙖𝙣𝙩𝙨𝙤 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙠𝙖𝙢𝙗𝙖𝙣𝙖𝙣’𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙨𝙞𝙣𝙤𝙖 𝙚𝙩𝙤 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 ka nanolotra ny anjara birikiny hanampiana ireo fianakaviana maro traboina sy rava fananana, ary koa fandraisana anjara hanarenana ny simba vokatry ny rivodoza FYTIA sy GEZANI.
𝙇𝙚𝙡𝙖𝙫𝙤𝙡𝙖 mitetina 𝟭𝟯𝟲.𝟭𝟬𝟬.𝟬𝟬𝟬 Ariary no natolotry ny fikambanana sinoa mipetraka eto Madagasikara ho fiaraha-mientana amin’ny fanjakana malagasy ka tonga nitarika ny delegasiona sinoa tamin’ity fanolorana ity ny 𝘔𝘢𝘴𝘰𝘪𝘷𝘰𝘩𝘰𝘯’𝘪 𝘚𝘪𝘯𝘢 miasa sy monina eto Madagasikara S.E.M. 𝑱𝑰 𝑷𝒊𝒏𝒈.
Tonga nandray ity tolo-tanana ho fiatrehana ny loza voajanahary ity ireo solon-tena avy amin’ny Fitondram-panjakana malagasy nahitana ny 𝘚𝘦𝘬𝘳𝘦𝘵𝘦𝘳𝘢 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘢𝘥𝘪𝘥𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢 Ny Jeneraly 𝑶𝑻𝑻𝑴𝑨𝑵 𝑰𝒕𝒊𝒃𝒂𝒓, ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, ary ireo tomponandraikitra ara-panjakana samihafa.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1384 +imgSrc: "uploads/images/1-699450353f3ef.jpg" +title: "MANAO TOHIVAKANA MANEHO FIRAISANKINA AMIN' I MADAGASIKARA NOHO NY VOINA VOAJANAHARY IREO MPIARA-MIOMBONA ANTOKA VAHINY" +titleSize: "h5" +subtitle: "17 Feb 2026" +description: "
Taorian’ny 𝙖𝙣𝙩𝙨𝙤 𝙖𝙫𝙤 𝙝𝙤 𝙛𝙞𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙣𝙠𝙞𝙣𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 nataon’ny 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘳𝘢 𝑵𝒚 Kolonely 𝑹𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 Michael sy ny 𝙖𝙣𝙩𝙨𝙤 𝙣𝙖𝙩𝙖𝙤𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙨𝙚𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 mba haneho fanohanana an’i Madagasikara misedra fahasahiranana lalina vokatr’ireo rivodoza nifanesy namoizana ain’olona, naharava tanàna maro ary nahatonga traboina maro tokoa, dia 𝙣𝙖𝙢𝙖𝙡𝙮 𝙣𝙮 𝙖𝙣𝙩𝙨𝙤 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙠𝙖𝙢𝙗𝙖𝙣𝙖𝙣’𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙨𝙞𝙣𝙤𝙖 𝙚𝙩𝙤 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 ka nanolotra ny anjara birikiny hanampiana ireo fianakaviana maro traboina sy rava fananana, ary koa fandraisana anjara hanarenana ny simba vokatry ny rivodoza FYTIA sy GEZANI.
𝙇𝙚𝙡𝙖𝙫𝙤𝙡𝙖 mitetina 𝟭𝟯𝟲.𝟭𝟬𝟬.𝟬𝟬𝟬 Ariary no natolotry ny fikambanana sinoa mipetraka eto Madagasikara ho fiaraha-mientana amin’ny fanjakana malagasy ka tonga nitarika ny delegasiona sinoa tamin’ity fanolorana ity ny 𝘔𝘢𝘴𝘰𝘪𝘷𝘰𝘩𝘰𝘯’𝘪 𝘚𝘪𝘯𝘢 miasa sy monina eto Madagasikara S.E.M. 𝑱𝑰 𝑷𝒊𝒏𝒈.
Tonga nandray ity tolo-tanana ho fiatrehana ny loza voajanahary ity ireo solon-tena avy amin’ny Fitondram-panjakana malagasy nahitana ny 𝘚𝘦𝘬𝘳𝘦𝘵𝘦𝘳𝘢 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘢𝘥𝘪𝘥𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢 Ny Jeneraly 𝑶𝑻𝑻𝑴𝑨𝑵 𝑰𝒕𝒊𝒃𝒂𝒓, ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, ary ireo tomponandraikitra ara-panjakana samihafa.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.22 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/632137732-1325793176258497-7402180259287298418-n-698dba6b6d6f3.jpg" "title" => "FILAZANA FIVERENAN' NY FIFAMOIVOIZANA AMIN' NY LALAM-PIRENENA FAHA-02" "subtitle" => "12 Feb 2026" "description" => null ] |

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1431 +imgSrc: "uploads/images/632137732-1325793176258497-7402180259287298418-n-698dba6b6d6f3.jpg" +title: "FILAZANA FIVERENAN' NY FIFAMOIVOIZANA AMIN' NY LALAM-PIRENENA FAHA-02" +titleSize: "h5" +subtitle: "12 Feb 2026" +description: null } |

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.25 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/5-698db987169ff.jpg" "title" => "ANTSO AVO HO AMIN' NY FIRAISANKINAM-PIRENENA HANAMPIANA NY MPIRAY TANINDRAZANA MANOLOANA NY VOIM-PIRENENA" "subtitle" => "12 Feb 2026" "description" => "
𝑽𝒂𝒉𝒐𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒂𝒓𝒐 𝒏𝒐 𝒕𝒓𝒂𝒃𝒐𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒓𝒂𝒗𝒂 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒅𝒓𝒂𝒇𝒊𝒕𝒓𝒂𝒔𝒂 𝒎𝒂𝒓𝒐 𝒏𝒐 𝒑𝒐𝒕𝒊𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒓𝒂𝒗𝒂.
Mila ny 𝙛𝙞𝙛𝙖𝙣𝙤𝙢𝙚𝙯𝙖𝙣-𝙩𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙫𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙤𝙡𝙤𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙖𝙣-𝙠𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙠𝙖 mba hiaraka hifanome tanana amin’ireo mpiray tanindrazana amin’ireo faritra niharan'ny takaitra tamin’ny fandalovan’ny rivodoza FYTIA, ary mbola nitombo ny fahavoazana noho ny rivodoza GEZANI.Anaty hamehana noho ny voim-pirenena i Madagasikara, noho ireo loza voajnahary nifanesy ireo. Koa manao antso avo hiara-hientana amin’ny fanarenana ny tanàna sy famerenena amin’ny laoniny ny fiainan’ny mpiray tanindrazana.
Mankahery antsika rehetra.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1481 +imgSrc: "uploads/images/5-698db987169ff.jpg" +title: "ANTSO AVO HO AMIN' NY FIRAISANKINAM-PIRENENA HANAMPIANA NY MPIRAY TANINDRAZANA MANOLOANA NY VOIM-PIRENENA" +titleSize: "h5" +subtitle: "12 Feb 2026" +description: "
𝑽𝒂𝒉𝒐𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒂𝒓𝒐 𝒏𝒐 𝒕𝒓𝒂𝒃𝒐𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒓𝒂𝒗𝒂 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒅𝒓𝒂𝒇𝒊𝒕𝒓𝒂𝒔𝒂 𝒎𝒂𝒓𝒐 𝒏𝒐 𝒑𝒐𝒕𝒊𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒓𝒂𝒗𝒂.
Mila ny 𝙛𝙞𝙛𝙖𝙣𝙤𝙢𝙚𝙯𝙖𝙣-𝙩𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙫𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙤𝙡𝙤𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙖𝙣-𝙠𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙠𝙖 mba hiaraka hifanome tanana amin’ireo mpiray tanindrazana amin’ireo faritra niharan'ny takaitra tamin’ny fandalovan’ny rivodoza FYTIA, ary mbola nitombo ny fahavoazana noho ny rivodoza GEZANI.Anaty hamehana noho ny voim-pirenena i Madagasikara, noho ireo loza voajnahary nifanesy ireo. Koa manao antso avo hiara-hientana amin’ny fanarenana ny tanàna sy famerenena amin’ny laoniny ny fiainan’ny mpiray tanindrazana.
Mankahery antsika rehetra.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.36 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/1-698db10b6566b.jpg" "title" => "RIVODOZA GEZANI: FIVORIANA STRATEJIKA MAIKA NOTARIHIN' NY MINISI-PANJAKANA MIADIDY NY FANAVAOZANA TETO ANIVON' NY CNCOU-BNGRC" "subtitle" => "12 Feb 2026" "description" => "
11 𝙵𝚎𝚋𝚛𝚘𝚊𝚛𝚢 2026 – 𝙲𝙽𝙲𝙾𝚄, 𝙱𝙽𝙶𝚁𝙲 𝙰𝚟𝚊𝚛𝚊𝚝𝚛’𝙰𝚗𝚝𝚊𝚗𝚒𝚖𝚘𝚛𝚊
Manoloana ny hamafin’ny fahasimbana nateraky ny rivodoza GEZANI, dia notanterahina androany 11 Febroary 2026 teto amin’ny Ivontoeram-pirenena Fitarihana ny Asa Vonjy Taitra (CNCOU) eto anivon’ny BNGRC ny fivoriana stratejika ambony notarihin’ny Minisi-panjakana miadidy ny fanaovazana Ramatoa RAZAFIMANANTSOA Hanitra sy ireo mpikambana ao amin’ny governemanta sasany .
Araka ny tombana voalohany dia mahatratra hatrany amin’ny 80 % ny fahasimbana ao an-tanànan’i Toamasina, izay isan’ireo tena voadona mafy. Nampahafantarina nandritra ny fivoriana ny lahatsary nalain’ny ekipa Serasera BNGRC tamin’ny alàlan’ny “drone”, izay mampiseho mazava tsara ny halehiben’ny fahavoazana sy eny ifotony eny anivon’ny vondrom-piaraha-monina .
Fanamafisana haingana ny fitaovana sy ny hery entina miatrika ny vonjy taitra
Ho fanohanana ny asa vonjy taitra efa mandeha, dia natsangana avy hatrany ny fanamafisana ara-pitaovana, ka anisan’izany ny kamiao mitondra lay, “tronçonneuse” ary milina famoahana rano (motopompe).
Nanapa-kevitra ihany koa ny Governemanta ny handefa fiaramanidina amin’ny dingana roa mifanesy :
Dingana voalohany : fitaterana ireo mpiasan’ny vonjy taitra sy ekipa teknika ; izay marihina fa efa tonga any an-toerana ireto ekipa ireto ny tolakandro teo ;
Dingana faharoa : fandefasana sakafo sy fitaovana maiaka fanampin’ireo izay efa any.
Napetraka ihany koa ny rafitra fandefasana hafatra fohy (SMS broadcasting) amin’ny toerana misy ny olona ahiana hisian’ny loza (oh : fihotsahan’ny tany na rano miakatra …) , ho fanamafisana ny fampitam-baovao sy fanairana ny mponina voakasika mba handraisana fepetra haingana.
Fandrindrana iombonana sy valin-kafatra maha-olona manontolo
Miara-mientana ny sehatra rehetra miandraikitra ny asa maha-olona mba hiantohana ny fandraisana andraikitra mirindra ho an’ireo traboina. Anisan’ny asa iarahana :
fitadiavana vahaolana maika momba ny fitaterana sy famatsiana solika ;
famerenana tsikelikely ny herinaratra ;
fanaraha-maso ny vidin’ny akora fanorenana ;
fandrindrana ny fanarenana haingana sy fanomezana fanampiana vonjy taitra ;
fandrindrana mialoha ho an’ireo Faritra mety mbola hisy fiantraikany.

Eo amin’ny sehatry ny fahasalamana dia efa nisy ny fandraisana andraikitra mialoha, ka voatendry ny tompon’andraikitra isaky ny toerana, mba hiantohana ny fahombiazan’ny asa eny an-kianja.
Fanaraha-maso ireo fotodrafitrasa manan-danja.
Atokana manokana ny fanaraha-maso ireo tohodrano sy fotodrafitrasa mahakasika ny rano. Anisany tena arahina akaiky ny renirano Sisaony sy ny tohodranon’ny Tsiazompaniry, izay ahiana manokana.
Ny Fitaleavana CERVO kosa no miandraikitra ny fanangonana sy fanadihadiana ny angon-drakitra, ho fanohanana ny fanapahan-kevitra stratejika raisina .
Fandraisan’anjaran’ny Governemanta manontolo
Nanatrika ity fivoriana ity ny Minisi-panjakana miadidy ny fanavaozana sy ireo Minisitra miandraikitra , ny Fahasalamam-bahoaka, ny Asa sy ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana, ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampandrosoana ny Sehatra Tsy Miankina, ny Solontenan’ny Zandarimariam-pirenena, ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, ny Jono sy ny Toekarena Manga, ny Fanabeazam-pirenena, ny Tafika Malagasy, ny Fizahantany sy ny Asa Tanana, ny Varotra sy ny Fanjifana, ny Asa Vaventy, ny Serasera sy ny Kolontsaina, ary ny Angovo sy ny Solika.
Ankoatra ny fiatrehana ny vonjy taitra, dia niompana ihany koa tamin’ny paikady fanarenana ara-toekarena eny ifotony ny dinika, mba hanohanana maharitra ireo mponina voakasika.
Eo anilan’izany, vonona hanome sakafo mafana ho fanohanana ara-tsosialy sy maha-olona ny ‘’Office National de Nutrition ‘’(ONN).
Manamafy ny fahavononany tanteraka ny Governemanta amin’ny fanatanterahana valin-kafatra mirindra, haingana ary mahomby manoloana ny voka-dratsin’ny rivo-doza GEZANI, ary miantso ny firaisan-kina nasionaly sy iraisam-pirenena ho fanohanana ireo vondrom-piarahamonina traboina.
BNGRC

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1528 +imgSrc: "uploads/images/1-698db10b6566b.jpg" +title: "RIVODOZA GEZANI: FIVORIANA STRATEJIKA MAIKA NOTARIHIN' NY MINISI-PANJAKANA MIADIDY NY FANAVAOZANA TETO ANIVON' NY CNCOU-BNGRC" +titleSize: "h5" +subtitle: "12 Feb 2026" +description: "

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/1-698d962c13395.jpg" "title" => "HARINDRA EO ANIVON' NY GOVERNEMANTA IREO ASA MAIKA HANARENANA NY FAHAVOAZANA VOKATRY NY RIVODOZA GEZANI" "subtitle" => "12 Feb 2026" "description" => "
Nampiantso sy nitarika 𝙁𝙞𝙡𝙖𝙣𝙠𝙚𝙫𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙂𝙤𝙫𝙚𝙧𝙣𝙚𝙢𝙖𝙣𝙩𝙖 maika tamin’ny alalan’ny fivoriana ampitain-davitra ny 𝘗𝘳𝘢𝘪𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘓𝘦𝘩𝘪𝘣𝘦𝘯’𝘯𝘺 𝘎𝘰𝘷𝘦𝘳𝘯𝘦𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢 𝑹𝑨𝑱𝑨𝑶𝑵𝑨𝑹𝑰𝑽𝑬𝑳𝑶 𝑯𝒆𝒓𝒊𝒏𝒕𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 androany 11 febroary 2026 niaraka tamin’ireo 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 izay mandray andraikitra amin’ireo asa eto an-drenivohitra ka isan’izany ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 izay sady 𝘔𝘱𝘪𝘵𝘰𝘯𝘥𝘳𝘢 𝘵𝘦𝘯𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘎𝘰𝘷𝘦𝘳𝘯𝘦𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢.
Ankoatra ireo 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 maromaro mamita iraka any amin’ny faritra Atsinanana miaraka amin’ny 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢 𝑵𝒚 𝑲𝒐̂𝒍𝒐̂𝒏𝒆𝒍𝒚 𝑹𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑴𝒊𝒄𝒉𝒂𝒆̈𝒍 dia miatrika ity 𝙁𝙞𝙡𝙖𝙣𝙠𝙚𝙫𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙂𝙤𝙫𝙚𝙧𝙣𝙚𝙢𝙖𝙣𝙩𝙖 maika tanterahina eny amin’ny 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 ity ireo 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 hafa rehetra ka teboka lehibe dinihina amin’izany ny 𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒂𝒊𝒏𝒈𝒂𝒏𝒂 ireo asa maika sy fanetsehana ireo sampandraharaha rehetra voakasika sy ireo mpiara-miombona antoka iraisampirenena mba haneho firaisankina amin’i Madagasikara amin’izao vanim-potoana sarotra lalovan’i Madagasikara izao. Eo koa ny fanombanana ireo takaitra vokatry ny 𝙧𝙞𝙫𝙤𝙙𝙤𝙯𝙖 𝙂𝙚𝙯𝙖𝙣𝙞 sy ny fandaminana ny fandefasana ireo fanampiana maika ilain’ny vahoaka, ary ny fiantsoana ny firaisankinan’ny olompirenena hifanome tanana amin’ny mpiray tanindrazana.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1575 +imgSrc: "uploads/images/1-698d962c13395.jpg" +title: "HARINDRA EO ANIVON' NY GOVERNEMANTA IREO ASA MAIKA HANARENANA NY FAHAVOAZANA VOKATRY NY RIVODOZA GEZANI" +titleSize: "h5" +subtitle: "12 Feb 2026" +description: "
Nampiantso sy nitarika 𝙁𝙞𝙡𝙖𝙣𝙠𝙚𝙫𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙂𝙤𝙫𝙚𝙧𝙣𝙚𝙢𝙖𝙣𝙩𝙖 maika tamin’ny alalan’ny fivoriana ampitain-davitra ny 𝘗𝘳𝘢𝘪𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘓𝘦𝘩𝘪𝘣𝘦𝘯’𝘯𝘺 𝘎𝘰𝘷𝘦𝘳𝘯𝘦𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢 𝑹𝑨𝑱𝑨𝑶𝑵𝑨𝑹𝑰𝑽𝑬𝑳𝑶 𝑯𝒆𝒓𝒊𝒏𝒕𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 androany 11 febroary 2026 niaraka tamin’ireo 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 izay mandray andraikitra amin’ireo asa eto an-drenivohitra ka isan’izany ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 izay sady 𝘔𝘱𝘪𝘵𝘰𝘯𝘥𝘳𝘢 𝘵𝘦𝘯𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘎𝘰𝘷𝘦𝘳𝘯𝘦𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢.
Ankoatra ireo 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 maromaro mamita iraka any amin’ny faritra Atsinanana miaraka amin’ny 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢 𝑵𝒚 𝑲𝒐̂𝒍𝒐̂𝒏𝒆𝒍𝒚 𝑹𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑴𝒊𝒄𝒉𝒂𝒆̈𝒍 dia miatrika ity 𝙁𝙞𝙡𝙖𝙣𝙠𝙚𝙫𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙂𝙤𝙫𝙚𝙧𝙣𝙚𝙢𝙖𝙣𝙩𝙖 maika tanterahina eny amin’ny 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 ity ireo 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 hafa rehetra ka teboka lehibe dinihina amin’izany ny 𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒂𝒊𝒏𝒈𝒂𝒏𝒂 ireo asa maika sy fanetsehana ireo sampandraharaha rehetra voakasika sy ireo mpiara-miombona antoka iraisampirenena mba haneho firaisankina amin’i Madagasikara amin’izao vanim-potoana sarotra lalovan’i Madagasikara izao. Eo koa ny fanombanana ireo takaitra vokatry ny 𝙧𝙞𝙫𝙤𝙙𝙤𝙯𝙖 𝙂𝙚𝙯𝙖𝙣𝙞 sy ny fandaminana ny fandefasana ireo fanampiana maika ilain’ny vahoaka, ary ny fiantsoana ny firaisankinan’ny olompirenena hifanome tanana amin’ny mpiray tanindrazana.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 8.0 MiB | 0.23 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "uploads/images/18-698d935a50393.jpg" "title" => ""HIARA-HIATRIKA SY HIOMBOM-PO AMIN' NY VAHOAKAN' NY FARITRA ATSINANANA NO NAHATONGAVAKO ETO" HOY NY FILOHAN' NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA NY KOLONELY RANDRIANIRINA MICHAEL" "subtitle" => "12 Feb 2026" "description" => "
Ankehitriny dia am-perinasa tanteraka ny Fitondram-panjakana malagasy manontolo manomboka androany 𝟏𝟏 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 manatanteraka ny asa fanarenana ireo rava sy famerenana amin’ny laoniny ny fiainam-bahoaka manomboka ao Toamasina ary hitohy amin’ireo distrika maro ao amin’ny 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐢𝐫𝐨𝐟𝐨 sy ny hafa izay miaina ny takaitra vokatry ny fandalovan’ny 𝗿𝗶𝘃𝗼𝗱𝗼𝘇𝗮 𝗚𝗲𝘇𝗮𝗻𝗶 ny 10 febroary 2026.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1622 +imgSrc: "uploads/images/18-698d935a50393.jpg" +title: ""HIARA-HIATRIKA SY HIOMBOM-PO AMIN' NY VAHOAKAN' NY FARITRA ATSINANANA NO NAHATONGAVAKO ETO" HOY NY FILOHAN' NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA NY KOLONELY RANDRIANIRINA MICHAEL" +titleSize: "h5" +subtitle: "12 Feb 2026" +description: "
Ankehitriny dia am-perinasa tanteraka ny Fitondram-panjakana malagasy manontolo manomboka androany 𝟏𝟏 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 manatanteraka ny asa fanarenana ireo rava sy famerenana amin’ny laoniny ny fiainam-bahoaka manomboka ao Toamasina ary hitohy amin’ireo distrika maro ao amin’ny 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐢𝐫𝐨𝐟𝐨 sy ny hafa izay miaina ny takaitra vokatry ny fandalovan’ny 𝗿𝗶𝘃𝗼𝗱𝗼𝘇𝗮 𝗚𝗲𝘇𝗮𝗻𝗶 ny 10 febroary 2026.

| Sidebar | App\Twig\Components\Sidebar | 8.0 MiB | 0.69 ms | |

| Input props | [] |

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\Sidebar {#1721 +categories: [ App\Entity\Article\Category {#1730 -id: 1 -title: "Ministère" -description: "Ministère" -image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png" -createdAt: DateTime @1740413642 {#1729 : 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1731 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1733 …} } App\Entity\Article\Category {#1736 -id: 2 -title: "Communication" -description: "Direction Générale de la Communication" -image: null -createdAt: DateTime @1740414753 {#1735 : 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1737 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1739 …} } App\Entity\Article\Category {#1742 -id: 3 -title: "Culture" -description: "Direction Générale de la Culture" -image: null -createdAt: DateTime @1740414786 {#1741 : 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1743 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1745 …} } App\Entity\Article\Category {#1748 -id: 4 -title: "Conseil" -description: "Conseil" -image: null -createdAt: DateTime @1740414813 {#1747 : 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1749 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1751 …} } App\Entity\Article\Category {#797 -id: 5 -title: "Actualités" -description: "Actualités" -image: null -createdAt: DateTime @1740414868 {#786 : 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …} } App\Entity\Article\Category {#1754 -id: 6 -title: "Slides" -description: "Slides" -image: null -createdAt: DateTime @1740414897 {#1753 : 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1755 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1757 …} } App\Entity\Article\Category {#1760 -id: 7 -title: "Promotion langue" -description: "Promotion langue" -image: null -createdAt: DateTime @1742494305 {#1759 : 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1761 …} -parent: App\Entity\Article\Category {#1742} -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1763 …} } App\Entity\Article\Category {#1766 -id: 8 -title: "General" -description: null -image: null -createdAt: DateTime @1742895753 {#1765 : 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1767 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1769 …} } ] +actu: App\Entity\Article\Article {#1781 …} -crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …} -arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …} } |