GET https://www.mcc.gov.mg/page/5?page=2

Components

2 Twig Components
10 Render Count
4 ms Render Time
8.0 MiB Memory Usage

Components

Name Metadata Render Count Render Time
CardBlog
"App\Twig\Components\CardBlog"
components/CardBlog.html.twig
9 3.50ms
Sidebar
"App\Twig\Components\Sidebar"
components/Sidebar.html.twig
1 0.70ms

Render calls

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 1.49 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/1-698d9130c1c9b.jpg"
"title" => "FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA | 11 Febroary 2026"
"subtitle" => "12 Feb 2026"
"description" => "
10 ora maraina
Tamin’ny 09 ora maraina teo dia tao amin’ny Kaominina Kiranomena, distrikan’i Fenoarivobe no nisy ny foiben’i GEZANI. Nihena hatrany ny heriny. 45 km/ora ny rivotra miaraka aminy, izay arahina tafiotra 60 km/ora indraindray. Nikisaka niakandrefana somary atsimo andrefana izy ka nahafaka 26 km/ora.
Vinavinaina hivoaka any amin’ny lakandranon’i Mozambika, eo anelanelan’ny Maintirano sy Morondava izy anio hariva na ny alina. .
Mbola hitohy ny orana miatoato amina faritra maro ary mbola mety handrivotra ny andro amin’ny ankapobeny. Azo ambara kosa nefa fa efa nihena ny hambana mivantana. Noho izany dia miova toy izao ny filazana loza mikasika ny rivodoza.❗❗
Miova toy izao ny filazana loza mikasika ny rivodoza :
Fahamailoana miloko manga : Analanjirofo, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Analamanga, Betsiboka, Bongolava, Itasy, Vakinankaratra, Melaky ary Menabe.
Iangaviana ny mpampiasa ranomasina eo anelanelan’i Besalampy sy Morombe mba tsy hiandriaka satria mikorontana ny toetry ny andro.
Entanina ny rehetra mba hanaraka hatrany ny toromarika omen’ny manam-pahefana isan-tokony.
Météo Madagascar
Foibe Famantarana ny toetry ny andro

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1058
+imgSrc: "uploads/images/1-698d9130c1c9b.jpg"
+title: "FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA | 11 Febroary 2026"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 Feb 2026"
+description: "
10 ora maraina
Tamin’ny 09 ora maraina teo dia tao amin’ny Kaominina Kiranomena, distrikan’i Fenoarivobe no nisy ny foiben’i GEZANI. Nihena hatrany ny heriny. 45 km/ora ny rivotra miaraka aminy, izay arahina tafiotra 60 km/ora indraindray. Nikisaka niakandrefana somary atsimo andrefana izy ka nahafaka 26 km/ora.
Vinavinaina hivoaka any amin’ny lakandranon’i Mozambika, eo anelanelan’ny Maintirano sy Morondava izy anio hariva na ny alina. .
Mbola hitohy ny orana miatoato amina faritra maro ary mbola mety handrivotra ny andro amin’ny ankapobeny. Azo ambara kosa nefa fa efa nihena ny hambana mivantana. Noho izany dia miova toy izao ny filazana loza mikasika ny rivodoza.❗❗
Miova toy izao ny filazana loza mikasika ny rivodoza :
Fahamailoana miloko manga : Analanjirofo, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Analamanga, Betsiboka, Bongolava, Itasy, Vakinankaratra, Melaky ary Menabe.
Iangaviana ny mpampiasa ranomasina eo anelanelan’i Besalampy sy Morombe mba tsy hiandriaka satria mikorontana ny toetry ny andro.
Entanina ny rehetra mba hanaraka hatrany ny toromarika omen’ny manam-pahefana isan-tokony.
Météo Madagascar
Foibe Famantarana ny toetry ny andro

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.27 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/2-698d8ea9216e6.jpg"
"title" => "AM-PERINASA AVY HATRANY KOA IREO TOMPON' ANDRAIKITRA ENY IFOTONY TARIHIN' NY LEHIBEN' NY DISTRIKA AO MANJAKANDRIANA MANALA IREO HAZOBE NIANJERA VOKATRY NY RIVODOZA GEZANI KA NANELINGELINA NY FIVEZIVEZENA AMIN' NY LALAM-PIRENENA FAHA 2 INY"
"subtitle" => "12 Feb 2026"
"description" => "
𝙀𝙛𝙖 𝙣𝙞𝙫𝙚𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙛𝙖𝙢𝙤𝙞𝙫𝙤𝙞𝙯𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙍𝙉2 amin’iny faritr’i 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐤𝐚 iny ankehitriny raha tapaka izany nandritra ny alin'ny talata 10 febroary 2026. Mitohy hatrany ny fampitam-baovao mianga avy eny ifotony amin’ny alalan’ireo 𝙙𝙚𝙡𝙚𝙜𝙖𝙨𝙞𝙤𝙣𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙨𝙚𝙧𝙖𝙨𝙚𝙧𝙖 izay rantsamangaikan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 eny anivon’ireo distrika toy ity ao Manjakandriana ity.
Sary : Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Analamanga - 𝙙𝙚𝙡𝙚𝙜𝙖𝙨𝙞𝙤𝙣𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙨𝙚𝙧𝙖𝙨𝙚𝙧𝙖 Manjakandriana

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1311
+imgSrc: "uploads/images/2-698d8ea9216e6.jpg"
+title: "AM-PERINASA AVY HATRANY KOA IREO TOMPON' ANDRAIKITRA ENY IFOTONY TARIHIN' NY LEHIBEN' NY DISTRIKA AO MANJAKANDRIANA MANALA IREO HAZOBE NIANJERA VOKATRY NY RIVODOZA GEZANI KA NANELINGELINA NY FIVEZIVEZENA AMIN' NY LALAM-PIRENENA FAHA 2 INY"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 Feb 2026"
+description: "
𝙀𝙛𝙖 𝙣𝙞𝙫𝙚𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙛𝙖𝙢𝙤𝙞𝙫𝙤𝙞𝙯𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙍𝙉2 amin’iny faritr’i 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐤𝐚 iny ankehitriny raha tapaka izany nandritra ny alin'ny talata 10 febroary 2026. Mitohy hatrany ny fampitam-baovao mianga avy eny ifotony amin’ny alalan’ireo 𝙙𝙚𝙡𝙚𝙜𝙖𝙨𝙞𝙤𝙣𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙨𝙚𝙧𝙖𝙨𝙚𝙧𝙖 izay rantsamangaikan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 eny anivon’ireo distrika toy ity ao Manjakandriana ity.
Sary : Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Analamanga - 𝙙𝙚𝙡𝙚𝙜𝙖𝙨𝙞𝙤𝙣𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙨𝙚𝙧𝙖𝙨𝙚𝙧𝙖 Manjakandriana

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.31 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/1-698d8cde44afe.jpg"
"title" => "MAVESATRA NY FAHASIMBANA AMIN' IREO FARITRA NOLALOVAN' NY RIVODOZA GEZANI, INDRINDRA NY FARITRA ATSINANAN' NY NOSY IZAY NIDIRAN' ITY RIVODOZA MAHERY VAIKA ITY AN-TANETY"
"subtitle" => "12 Feb 2026"
"description" => "
Miara-miatrika sy manao fanavotana ireo mpiray tanindrazana misedra ny mafy any an-toerana ny delegasiona avy amin’ny Fitondram-panjakana tarihin’ny 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢 𝑵𝒚 Kolonely 𝑹𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 Michael mivady, izay efa tonga tany Toamasina andro vitsy mialohan’ny fahatongan’ny rivodoza, hitarika ny fiomanana amin’ny fiatrehana ny rivodoza miaraka amin’ireo tomponandraikitra samihafa.
Maro ny fahapotehana, maro no simba fananana, maro ny vahoaka traboina ka am-perinasa avy hatrany ny Fanjakana malagasy miaraka mifarimbona manampy ny mpiray tanindrazana sy manao ireo asa fanarenana maika mba hamerenana haingana ny fiainana andavanandron’ny vahoaka.
Etsy andaniny dia tsy mikely soroka ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 amin’ny alalan’ireo 𝙧𝙖𝙣𝙩𝙨𝙖𝙢𝙖𝙣𝙜𝙖𝙞𝙠𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙝𝙖𝙞𝙣𝙤 𝙖𝙢𝙖𝙣-𝙟𝙚𝙧𝙞𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 eny anivon’ny distrika maro, ary koa miaraka amin’ireo 𝙝𝙖𝙞𝙣𝙤 𝙖𝙢𝙖𝙣-𝙟𝙚𝙧𝙮 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙖𝙣𝙠𝙞𝙣𝙖 maro, miara-mientana amin’ny fanomezana vaovao haingana sy fampitana tsy tapaka ny vaovao amin’ny fivoaran’ny zava-misy mba hanampiana ny mpiray tanindrazana sy hanamorana ny asan’ireo tomponandraikitra manao ny asa famonjena.
Entanina hatrany ny rehetra samy hitandrina, samy ho mailo ka 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙧𝙖𝙠𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙩𝙖𝙥𝙖𝙠𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙧𝙤-𝙢𝙖𝙧𝙞𝙠𝙖 ofisialy omen’ireo tomponandraikitra, ary indrindra hifanampy ao anatin’ny fiatrehana ity rivodoza Gezani ity, izay fantatra fa efa niha-nihena miandalana ny heriny nanomboka tamin’ny 7 ora maraina teo tany amin’ny faritry ny distrikan’Ankazobe; saingy mbola mitoetra hatrany kosa ny filazana fiomanana hoan’ireo distrika sasany toy ny ao 𝗕𝗼𝗻𝗴𝗼𝗹𝗮𝘃𝗮, 𝗜𝘁𝗮𝘀𝘆, 𝗩𝗮𝗸𝗶𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮, 𝗠𝗲𝗹𝗮𝗸𝘆, ary 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲 izay ao anatin’ny Filazana 𝙇𝙤𝙯𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙢𝙗𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙡𝙤𝙠𝙤 𝙢𝙖𝙫𝙤, midika fiomanana mialohan’ny fahatongavan’ny rivodoza.
𝑴𝒂𝒏𝒌𝒂𝒉𝒆𝒓𝒚 𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒎𝒑𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1269
+imgSrc: "uploads/images/1-698d8cde44afe.jpg"
+title: "MAVESATRA NY FAHASIMBANA AMIN' IREO FARITRA NOLALOVAN' NY RIVODOZA GEZANI, INDRINDRA NY FARITRA ATSINANAN' NY NOSY IZAY NIDIRAN' ITY RIVODOZA MAHERY VAIKA ITY AN-TANETY"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 Feb 2026"
+description: "
Miara-miatrika sy manao fanavotana ireo mpiray tanindrazana misedra ny mafy any an-toerana ny delegasiona avy amin’ny Fitondram-panjakana tarihin’ny 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢 𝑵𝒚 Kolonely 𝑹𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 Michael mivady, izay efa tonga tany Toamasina andro vitsy mialohan’ny fahatongan’ny rivodoza, hitarika ny fiomanana amin’ny fiatrehana ny rivodoza miaraka amin’ireo tomponandraikitra samihafa.
Maro ny fahapotehana, maro no simba fananana, maro ny vahoaka traboina ka am-perinasa avy hatrany ny Fanjakana malagasy miaraka mifarimbona manampy ny mpiray tanindrazana sy manao ireo asa fanarenana maika mba hamerenana haingana ny fiainana andavanandron’ny vahoaka.
Etsy andaniny dia tsy mikely soroka ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 amin’ny alalan’ireo 𝙧𝙖𝙣𝙩𝙨𝙖𝙢𝙖𝙣𝙜𝙖𝙞𝙠𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙝𝙖𝙞𝙣𝙤 𝙖𝙢𝙖𝙣-𝙟𝙚𝙧𝙞𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 eny anivon’ny distrika maro, ary koa miaraka amin’ireo 𝙝𝙖𝙞𝙣𝙤 𝙖𝙢𝙖𝙣-𝙟𝙚𝙧𝙮 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙖𝙣𝙠𝙞𝙣𝙖 maro, miara-mientana amin’ny fanomezana vaovao haingana sy fampitana tsy tapaka ny vaovao amin’ny fivoaran’ny zava-misy mba hanampiana ny mpiray tanindrazana sy hanamorana ny asan’ireo tomponandraikitra manao ny asa famonjena.
Entanina hatrany ny rehetra samy hitandrina, samy ho mailo ka 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙧𝙖𝙠𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙩𝙖𝙥𝙖𝙠𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙧𝙤-𝙢𝙖𝙧𝙞𝙠𝙖 ofisialy omen’ireo tomponandraikitra, ary indrindra hifanampy ao anatin’ny fiatrehana ity rivodoza Gezani ity, izay fantatra fa efa niha-nihena miandalana ny heriny nanomboka tamin’ny 7 ora maraina teo tany amin’ny faritry ny distrikan’Ankazobe; saingy mbola mitoetra hatrany kosa ny filazana fiomanana hoan’ireo distrika sasany toy ny ao 𝗕𝗼𝗻𝗴𝗼𝗹𝗮𝘃𝗮, 𝗜𝘁𝗮𝘀𝘆, 𝗩𝗮𝗸𝗶𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮, 𝗠𝗲𝗹𝗮𝗸𝘆, ary 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲 izay ao anatin’ny Filazana 𝙇𝙤𝙯𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙢𝙗𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙡𝙤𝙠𝙤 𝙢𝙖𝙫𝙤, midika fiomanana mialohan’ny fahatongavan’ny rivodoza.
𝑴𝒂𝒏𝒌𝒂𝒉𝒆𝒓𝒚 𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒎𝒑𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.22 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => null
"title" => "VAOVAO TSELATRA MOMBA NY RIVODOZA GEZANI / 11 FEBROARY 2026"
"subtitle" => "12 Feb 2026"
"description" => "
07 ora maraina
TOERANA MISY NY FOIBENY: Distrikan’Ankazobe
HERINY: Tempête Tropicale Modérée
RIVOTRA ENTINY: 80 Km/ora
TAFIOTRA MIARAKA AMINY: 110 Km/ora manakaiky ny foibeny
FIKISAHANY: Niakandrefana
HAFAINGANAM-PANDEHANY: 22 Km/ora.
FANAMARIHANA: Mihena miandalana ny heriny.
Météo Madagascar
Foibe Famantarana ny toetry ny andro

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1384
+imgSrc: null
+title: "VAOVAO TSELATRA MOMBA NY RIVODOZA GEZANI / 11 FEBROARY 2026"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 Feb 2026"
+description: "
07 ora maraina
TOERANA MISY NY FOIBENY: Distrikan’Ankazobe
HERINY: Tempête Tropicale Modérée
RIVOTRA ENTINY: 80 Km/ora
TAFIOTRA MIARAKA AMINY: 110 Km/ora manakaiky ny foibeny
FIKISAHANY: Niakandrefana
HAFAINGANAM-PANDEHANY: 22 Km/ora.
FANAMARIHANA: Mihena miandalana ny heriny.
Météo Madagascar
Foibe Famantarana ny toetry ny andro

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.33 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/629075501-1324458763058605-3832899499534188619-n-698d8a57172b3.jpg"
"title" => "MBOLA MITOETRA HATRANY ARY EFA NIDITRA AN-TANETY ILAY RIVODOZA MAHERY VAIKA GEZANI, KA ARAKA IZANY DIA MBOLA MITONDRA ORAM-BE SY TAFIO-DRIFOTRA MAFY"
"subtitle" => "12 Feb 2026"
"description" => "𝗡𝘆 𝗕𝗡𝗚𝗥𝗖 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗺𝗽𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗺𝗶𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗼 𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗻𝗼 𝘀𝘆 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗲𝗳𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗵𝗼𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘆, 𝗮𝗿𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼-𝗺𝗮𝗵𝗲𝗿𝘆 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮, 𝗔𝗹𝗮𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗼𝗿𝗼, 𝗕𝗲𝘁𝘀𝗶𝗯𝗼𝗸𝗮, 𝗩𝗮𝗸𝗶𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗠𝗲𝗹𝗮𝗸𝘆, 𝗺𝗯𝗮 𝗵𝗶𝗳𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗵𝗮𝗺𝗼𝗻𝗷𝘆 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝗮 𝗸𝗼𝗸𝗼𝗮.
𝗛𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗜 𝗲𝘁 𝗜𝗜 𝗮𝗿𝘆 𝗶 𝗕𝗿𝗶𝗰𝗸𝗮𝘃𝗶𝗹𝗹𝗲 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗶𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗻𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗶𝗮𝗹𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗵𝗶𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗲𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗶𝗳𝗼𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮. 𝗡𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝗵𝗼 𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗮𝘇𝗮 𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼𝘁𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗲𝗻𝘁𝗶𝗻𝘆 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗶𝗹𝗮 𝗺𝗮𝗶𝗹𝗼 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗻𝗶𝗮𝗻𝗷𝗲𝗿𝗮, 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻-𝗷𝗶𝗿𝗼 𝘁𝗮𝗽𝗮𝗸𝗮, 𝘁𝗮𝗺𝗯𝗼𝗵𝗼 𝗻𝗮 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗮𝗵𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗶𝗿𝗼𝗱𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗮𝗳𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗶𝘁𝘀𝗼 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗺𝗶𝗽𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗻𝘆.
𝙈𝙖𝙣𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙫𝙖𝙤𝙫𝙖𝙤 𝙩𝙨𝙮 𝙩𝙖𝙥𝙖𝙠𝙖
BNGRC

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1434
+imgSrc: "uploads/images/629075501-1324458763058605-3832899499534188619-n-698d8a57172b3.jpg"
+title: "MBOLA MITOETRA HATRANY ARY EFA NIDITRA AN-TANETY ILAY RIVODOZA MAHERY VAIKA GEZANI, KA ARAKA IZANY DIA MBOLA MITONDRA ORAM-BE SY TAFIO-DRIFOTRA MAFY"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 Feb 2026"
+description: "𝗡𝘆 𝗕𝗡𝗚𝗥𝗖 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗺𝗽𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗺𝗶𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗼 𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗻𝗼 𝘀𝘆 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗲𝗳𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗵𝗼𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘆, 𝗮𝗿𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼-𝗺𝗮𝗵𝗲𝗿𝘆 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮, 𝗔𝗹𝗮𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗼𝗿𝗼, 𝗕𝗲𝘁𝘀𝗶𝗯𝗼𝗸𝗮, 𝗩𝗮𝗸𝗶𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗠𝗲𝗹𝗮𝗸𝘆, 𝗺𝗯𝗮 𝗵𝗶𝗳𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗵𝗮𝗺𝗼𝗻𝗷𝘆 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝗮 𝗸𝗼𝗸𝗼𝗮.
𝗛𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗜 𝗲𝘁 𝗜𝗜 𝗮𝗿𝘆 𝗶 𝗕𝗿𝗶𝗰𝗸𝗮𝘃𝗶𝗹𝗹𝗲 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗶𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗻𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗶𝗮𝗹𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗵𝗶𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗲𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗶𝗳𝗼𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮. 𝗡𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝗵𝗼 𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗮𝘇𝗮 𝗻𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼𝘁𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗲𝗻𝘁𝗶𝗻𝘆 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗶𝗹𝗮 𝗺𝗮𝗶𝗹𝗼 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗻𝗶𝗮𝗻𝗷𝗲𝗿𝗮, 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻-𝗷𝗶𝗿𝗼 𝘁𝗮𝗽𝗮𝗸𝗮, 𝘁𝗮𝗺𝗯𝗼𝗵𝗼 𝗻𝗮 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗮𝗵𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗶𝗿𝗼𝗱𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗮𝗳𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗶𝘁𝘀𝗼 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗺𝗶𝗽𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗻𝘆.
𝙈𝙖𝙣𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙫𝙖𝙤𝙫𝙖𝙤 𝙩𝙨𝙮 𝙩𝙖𝙥𝙖𝙠𝙖
BNGRC

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.19 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/629326998-1324436589727489-3045425213386498493-n-698d8600dd0b1.jpg"
"title" => "FANAMBARANA"
"subtitle" => "12 Feb 2026"
"description" => null

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1481
+imgSrc: "uploads/images/629326998-1324436589727489-3045425213386498493-n-698d8600dd0b1.jpg"
+title: "FANAMBARANA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 Feb 2026"
+description: null

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.22 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/628901429-1324352426402572-5239298859923581221-n-698d84cf81747.jpg"
"title" => "URGENT"
"subtitle" => "12 Feb 2026"
"description" => "
Niditra an-tanety tamin' ny 07 ora sy sasany teo, tao Toamasina ilay rivodoza mahery vaika GEZANI. 180km/ora ny rivotra miaraka aminy, izay arahina tafotra 250km/ora manakaiky ny fiobeny. Nikisaka niakandrefana izy ka nahafaka 16km/ora
Haharitra mandritra ny adiny iray eo ho eo ny fitoniana mandritra ny fandalova’i ivony.Aorian’izay dia hiverina hisafotofoto indray ny rivotra ary hijojo ny orana.
Tsy misy fiovana ny filazana loza mikasika ny rivodoza :
Loza mitatao miloko mena : Analanjirofo, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Analamanga ary Betsiboka ;
Loza manambana miloko mavo : Ambatosoa, Bongolava, Itasy, Vakinankaratra, Melaky, Menabe, Mandritsara ary Befandriana Avaratra ;
BNGRC

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1530
+imgSrc: "uploads/images/628901429-1324352426402572-5239298859923581221-n-698d84cf81747.jpg"
+title: "URGENT"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 Feb 2026"
+description: "
Niditra an-tanety tamin' ny 07 ora sy sasany teo, tao Toamasina ilay rivodoza mahery vaika GEZANI. 180km/ora ny rivotra miaraka aminy, izay arahina tafotra 250km/ora manakaiky ny fiobeny. Nikisaka niakandrefana izy ka nahafaka 16km/ora
Haharitra mandritra ny adiny iray eo ho eo ny fitoniana mandritra ny fandalova’i ivony.Aorian’izay dia hiverina hisafotofoto indray ny rivotra ary hijojo ny orana.
Tsy misy fiovana ny filazana loza mikasika ny rivodoza :
Loza mitatao miloko mena : Analanjirofo, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Analamanga ary Betsiboka ;
Loza manambana miloko mavo : Ambatosoa, Bongolava, Itasy, Vakinankaratra, Melaky, Menabe, Mandritsara ary Befandriana Avaratra ;
BNGRC

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.22 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => null
"title" => "VAOVAO TSELATRA MOMBA NY RIVODOZA GEZANI | 10 Febroary 2026"
"subtitle" => "12 Feb 2026"
"description" => "
01 ora atoandro
TOERANA MISY NY FOIBENY: 117 Km atsinanan’i Toamasina.
HERINY: Cyclone Tropical Intense
RIVOTRA ENTINY: 165 Km/ora
TAFIOTRA MIARAKA AMINY: 230 Km/ora manakaiky ny foibeny
FIKISAHANY: Niakandrefana
HAFAINGANAM-PANDEHANY: 18 Km/ora.
TOERANA HIDIRANY AN-TANETY: ao amin’ny distrikan’i Toamasina II
FANAMARIHANA: Hijanona ho rivodoza mahery vaika hatrany (tafiotra manodidina ny 250 Km/ora) izy eo ampidirana an-tanety anio hariva.
Foibe Famantarana ny toetry ny andro

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1577
+imgSrc: null
+title: "VAOVAO TSELATRA MOMBA NY RIVODOZA GEZANI | 10 Febroary 2026"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 Feb 2026"
+description: "
01 ora atoandro
TOERANA MISY NY FOIBENY: 117 Km atsinanan’i Toamasina.
HERINY: Cyclone Tropical Intense
RIVOTRA ENTINY: 165 Km/ora
TAFIOTRA MIARAKA AMINY: 230 Km/ora manakaiky ny foibeny
FIKISAHANY: Niakandrefana
HAFAINGANAM-PANDEHANY: 18 Km/ora.
TOERANA HIDIRANY AN-TANETY: ao amin’ny distrikan’i Toamasina II
FANAMARIHANA: Hijanona ho rivodoza mahery vaika hatrany (tafiotra manodidina ny 250 Km/ora) izy eo ampidirana an-tanety anio hariva.
Foibe Famantarana ny toetry ny andro

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.25 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/627937181-1324095323094949-4092397310673654979-n-698d8208a9f7e.jpg"
"title" => "URGENT"
"subtitle" => "12 Feb 2026"
"description" => "
𝙇𝙤𝙯𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙢𝙗𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙡𝙤𝙠𝙤 𝙢𝙖𝙫𝙤 :
Ambatosoa,
Alaotra Mangoro,
Analamanga,
Bongolava
Itasy ;
Vakinankaratra;
Melaky ;
Menabe ;
Antalaha ;
Andapa ;
Mandritsara ,
Befandriana Avaratra .
Filazana miloko mavo/loza manambana
1 na 2 andro alohan’ny fahatongavan’ny rivodoza.
Akarina an-tanety ny lakana sy ny baka
Manomana tahirin-tsakafo maharitra andro vitsivitsy
Manangona vatoaratra sy labozia na jiro fanao am-paosy
Afindra amin'ny toerana azo antoka ny biby fiompy (akoho,gisa,saka,alika...)
Manara-maso ny zaza sy ny tanora
Vokisana ny vatoaratra
Mifampilaza ny isan-tokantrano amin'ny fandaharam-potoana rehetra
Mamonjy toerana efa voaomana raha tsy azo antoka ny fonenana (EPP, CEG, Lycée, Fiangonana)
Manaraka tsy tapaka ny fivoaran’ny andro ratsy
Mifampizara vaovao, indrindra amin'ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo
Entanina ny rehetra mba hanaraka ny toro-marika omen’ny manam-pahefana isan-tokony.
BNGRC

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1624
+imgSrc: "uploads/images/627937181-1324095323094949-4092397310673654979-n-698d8208a9f7e.jpg"
+title: "URGENT"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 Feb 2026"
+description: "
𝙇𝙤𝙯𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙢𝙗𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙡𝙤𝙠𝙤 𝙢𝙖𝙫𝙤 :
Ambatosoa,
Alaotra Mangoro,
Analamanga,
Bongolava
Itasy ;
Vakinankaratra;
Melaky ;
Menabe ;
Antalaha ;
Andapa ;
Mandritsara ,
Befandriana Avaratra .
Filazana miloko mavo/loza manambana
1 na 2 andro alohan’ny fahatongavan’ny rivodoza.
Akarina an-tanety ny lakana sy ny baka
Manomana tahirin-tsakafo maharitra andro vitsivitsy
Manangona vatoaratra sy labozia na jiro fanao am-paosy
Afindra amin'ny toerana azo antoka ny biby fiompy (akoho,gisa,saka,alika...)
Manara-maso ny zaza sy ny tanora
Vokisana ny vatoaratra
Mifampilaza ny isan-tokantrano amin'ny fandaharam-potoana rehetra
Mamonjy toerana efa voaomana raha tsy azo antoka ny fonenana (EPP, CEG, Lycée, Fiangonana)
Manaraka tsy tapaka ny fivoaran’ny andro ratsy
Mifampizara vaovao, indrindra amin'ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo
Entanina ny rehetra mba hanaraka ny toro-marika omen’ny manam-pahefana isan-tokony.
BNGRC

Sidebar App\Twig\Components\Sidebar 8.0 MiB 0.70 ms
Input props

Attributes

Component
App\Twig\Components\Sidebar {#1724
+categories: [
App\Entity\Article\Category {#1733
-id: 1
-title: "Ministère"
-description: "Ministère"
-image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png"
-createdAt: DateTime @1740413642 {#1732
date: 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1734 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1736 …}

App\Entity\Article\Category {#1739
-id: 2
-title: "Communication"
-description: "Direction Générale de la Communication"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414753 {#1738
date: 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1740 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1742 …}

App\Entity\Article\Category {#1745
-id: 3
-title: "Culture"
-description: "Direction Générale de la Culture"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414786 {#1744
date: 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1746 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1748 …}

App\Entity\Article\Category {#1751
-id: 4
-title: "Conseil"
-description: "Conseil"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414813 {#1750
date: 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1752 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1754 …}

App\Entity\Article\Category {#797
-id: 5
-title: "Actualités"
-description: "Actualités"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414868 {#786
date: 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …}

App\Entity\Article\Category {#1757
-id: 6
-title: "Slides"
-description: "Slides"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414897 {#1756
date: 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1758 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1760 …}

App\Entity\Article\Category {#1763
-id: 7
-title: "Promotion langue"
-description: "Promotion langue"
-image: null
-createdAt: DateTime @1742494305 {#1762
date: 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1764 …}
-parent: App\Entity\Article\Category {#1745}
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1766 …}

App\Entity\Article\Category {#1769
-id: 8
-title: "General"
-description: null
-image: null
-createdAt: DateTime @1742895753 {#1768
date: 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1770 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1772 …}

+actu: App\Entity\Article\Article {#1784 …}
-crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …}
-arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …}