GET https://www.mcc.gov.mg/page/5?page=47

Components

2 Twig Components
10 Render Count
4 ms Render Time
4.0 MiB Memory Usage

Components

Name Metadata Render Count Render Time
CardBlog
"App\Twig\Components\CardBlog"
components/CardBlog.html.twig
9 3.56ms
Sidebar
"App\Twig\Components\Sidebar"
components/Sidebar.html.twig
1 0.70ms

Render calls

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 1.67 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "1-67ed0e937dd48.jpg"
  "title" => "FANAMBARANA AVY AMIN’NY MASOIVOHON’I MADAGASIKARA ETO PARISY"
  "subtitle" => "02 Apr 2025"
  "description" => """
    Parisy, faha 01 aprily 2025\r\n
    Ny Masoivohon’i Madagasikara eto Parisy dia manamafy sy mandiso tanteraka ny vaovao diso misy manaparitaka ao amin’ny tambazotra serasera androany, milaza fa nisy fihoaram-pefy sy fidirana an-keriny tao amin’ny Masoivoho. \r\n
    Marihina fa mitohy araka ny mahazatra ny asa sy ny andraikitra sahanin’ny Masoivoho, ary tsy nisy fanelingelenana na fikorontanana nahatonga fanohintohinana amin’ny fampandehanana izany.\r\n
    Raha tsiahivina ny zava-nitranga dia nisy olom-bitsy miisa folo teo ho eo tonga nametraka fangatahana fihaonana amin’Andriamatoa Masoivohon’i Madagasikara, izay noraisina sy notanterahina araka ny fenitra diplaomatika ary izy ireo ihany no nanao fanambarana tamin'ny alalan'ny tambazotran-tserasera.\r\n
    Amin’ny maha solontenan’ny Repoblikan’i Madagasikara azy, dia manameloka tanteraka ny fielezan’ny vaovao tsy marina sy ny finiavana hanakorontana amin’ny alalan’ny fanentanana sy fampirisihana amin’ny hetsika fanelingelenana samihafa ny Masoivoho.\r\n
    Ny Masoivohon’i Madagasikara eto Parisy
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1058
  +imgSrc: "1-67ed0e937dd48.jpg"
  +title: "FANAMBARANA AVY AMIN’NY MASOIVOHON’I MADAGASIKARA ETO PARISY"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "02 Apr 2025"
  +description: """
    Parisy, faha 01 aprily 2025\r\n
    Ny Masoivohon’i Madagasikara eto Parisy dia manamafy sy mandiso tanteraka ny vaovao diso misy manaparitaka ao amin’ny tambazotra serasera androany, milaza fa nisy fihoaram-pefy sy fidirana an-keriny tao amin’ny Masoivoho. \r\n
    Marihina fa mitohy araka ny mahazatra ny asa sy ny andraikitra sahanin’ny Masoivoho, ary tsy nisy fanelingelenana na fikorontanana nahatonga fanohintohinana amin’ny fampandehanana izany.\r\n
    Raha tsiahivina ny zava-nitranga dia nisy olom-bitsy miisa folo teo ho eo tonga nametraka fangatahana fihaonana amin’Andriamatoa Masoivohon’i Madagasikara, izay noraisina sy notanterahina araka ny fenitra diplaomatika ary izy ireo ihany no nanao fanambarana tamin'ny alalan'ny tambazotran-tserasera.\r\n
    Amin’ny maha solontenan’ny Repoblikan’i Madagasikara azy, dia manameloka tanteraka ny fielezan’ny vaovao tsy marina sy ny finiavana hanakorontana amin’ny alalan’ny fanentanana sy fampirisihana amin’ny hetsika fanelingelenana samihafa ny Masoivoho.\r\n
    Ny Masoivohon’i Madagasikara eto Parisy
    """
}
CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.22 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "487831175-1071434408361043-2963390116532720980-n-67ebf672c1c26.jpg"
  "title" => "Volana vaovao!"
  "subtitle" => "01 Apr 2025"
  "description" => """
    Mirary volana aprily sambatra ao anatin'ny asa ho antsika rehetra.\r\n
    #Aprily #MSK
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1311
  +imgSrc: "487831175-1071434408361043-2963390116532720980-n-67ebf672c1c26.jpg"
  +title: "Volana vaovao!"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "01 Apr 2025"
  +description: """
    Mirary volana aprily sambatra ao anatin'ny asa ho antsika rehetra.\r\n
    #Aprily #MSK
    """
}
CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.23 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "487778416-1070566481781169-4302540500116346705-n-67ebe63fd1b09.jpg"
  "title" => "MUBARAK"
  "subtitle" => "01 Apr 2025"
  "description" => """
    Ny Minisiteran'ny Serasera sy Kolontsaina dia mirary Eid Mubarak feno fahasoavana ho an'ny mpino Silamo rehetra.\r\n
    ---\r\n
    Le Ministère de la Communication et de la Culture souhaite un Eid Mubarak empli de bénédictions à tous les fidèles musulmans.
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1269
  +imgSrc: "487778416-1070566481781169-4302540500116346705-n-67ebe63fd1b09.jpg"
  +title: "MUBARAK"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "01 Apr 2025"
  +description: """
    Ny Minisiteran'ny Serasera sy Kolontsaina dia mirary Eid Mubarak feno fahasoavana ho an'ny mpino Silamo rehetra.\r\n
    ---\r\n
    Le Ministère de la Communication et de la Culture souhaite un Eid Mubarak empli de bénédictions à tous les fidèles musulmans.
    """
}
CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.27 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "3-67e252f30eba2.jpg"
  "title" => "FIHAONANA TEO AMIN' ANDRIAMATOA DR EDWARD A. CHRISTOW SY RAMATOA MARA VOLAMIRANTY DONNA"
  "subtitle" => "25 Mar 2025"
  "description" => """
    Fihaonana teo amin'Andriamatoa Dr Edward A. Christow, mpandrindra maharitry ny PNUD eto Madagasikara sy i Ramatoa Mara Volamiranty Donna, Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina, omaly.\r\n
    Teboka lehibe nifanakalozana nandritra izany ny resaka ny fanamafisana ny fandriampahalemana amin'ny alalan'ny demokrasia. Ary nojerena ihany koa ny momba ny tanora sy ny filatsahana an-tsitrapo.\r\n
    "Serasera sy Kolontsaina, vatofototry ny fampandrosoana"
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1384
  +imgSrc: "3-67e252f30eba2.jpg"
  +title: "FIHAONANA TEO AMIN' ANDRIAMATOA DR EDWARD A. CHRISTOW SY RAMATOA MARA VOLAMIRANTY DONNA"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "25 Mar 2025"
  +description: """
    Fihaonana teo amin'Andriamatoa Dr Edward A. Christow, mpandrindra maharitry ny PNUD eto Madagasikara sy i Ramatoa Mara Volamiranty Donna, Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina, omaly.\r\n
    Teboka lehibe nifanakalozana nandritra izany ny resaka ny fanamafisana ny fandriampahalemana amin'ny alalan'ny demokrasia. Ary nojerena ihany koa ny momba ny tanora sy ny filatsahana an-tsitrapo.\r\n
    "Serasera sy Kolontsaina, vatofototry ny fampandrosoana"
    """
}
CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.25 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "3-67e125b02724f.jpg"
  "title" => "FAHATSIAROVANA NY 29 MARTSA 1947"
  "subtitle" => "24 Mar 2025"
  "description" => """
    Nisy ny fanompoam-pivavahana advantista nitondrana hafatra ho an'ny taranaka.\r\n
    Notanterahina teny amin'ny fiangonana Advantista Soamanandrariny ny sabotsy 22 marsa 2025 ny  fotoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka ny fahatsiarovana ny tolom-panafahana 29 mars 1947.\r\n
    Nandritra izany dia nisy ny vavaka nasandratra ho fangataham-pitahiana sy fitsofan-drano ho an'ny firenena ho entina manamarika izao faha-78 taonan'ny 29 marsa 1947 izao. Nifantoka tanteraka tamin'ny tara-kevitra " tolom-panafahana, fanilo miampita ho an'ny taranaka " ihany koa ny toriteny novoizina nandritra izany mba ho tena tafapaka ao am-pon'ny Malagasy ny fitiavan-tanindrazana nimatimatesan'ireo mpiady tia tanindrazana.
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1431
  +imgSrc: "3-67e125b02724f.jpg"
  +title: "FAHATSIAROVANA NY 29 MARTSA 1947"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "24 Mar 2025"
  +description: """
    Nisy ny fanompoam-pivavahana advantista nitondrana hafatra ho an'ny taranaka.\r\n
    Notanterahina teny amin'ny fiangonana Advantista Soamanandrariny ny sabotsy 22 marsa 2025 ny  fotoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka ny fahatsiarovana ny tolom-panafahana 29 mars 1947.\r\n
    Nandritra izany dia nisy ny vavaka nasandratra ho fangataham-pitahiana sy fitsofan-drano ho an'ny firenena ho entina manamarika izao faha-78 taonan'ny 29 marsa 1947 izao. Nifantoka tanteraka tamin'ny tara-kevitra " tolom-panafahana, fanilo miampita ho an'ny taranaka " ihany koa ny toriteny novoizina nandritra izany mba ho tena tafapaka ao am-pon'ny Malagasy ny fitiavan-tanindrazana nimatimatesan'ireo mpiady tia tanindrazana.
    """
}
CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.22 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "485374094-1061224422715375-4433215664183098-n-67da80e5ae9a4.jpg"
  "title" => "SARY FAMANTARANA NY MARIM-PAHATSIAROVANA NY HETSIKA TOLOM-PANAFAHANA 29 MARS 2025"
  "subtitle" => "19 Mar 2025"
  "description" => null
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1478
  +imgSrc: "485374094-1061224422715375-4433215664183098-n-67da80e5ae9a4.jpg"
  +title: "SARY FAMANTARANA NY MARIM-PAHATSIAROVANA NY HETSIKA TOLOM-PANAFAHANA 29 MARS 2025"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "19 Mar 2025"
  +description: null
}
CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.22 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "484826314-1057587343079083-1657335060502768201-n-67d7d35c8d17c.jpg"
  "title" => "VOAMIERAN' NY RANOMASIM-BE INDIANA: FIHAONANA AN-TAMPON' IREO FILOHAM-PANJAKANA 24 APRILY 2025 ANTANANARIVO"
  "subtitle" => "17 Mar 2025"
  "description" => """
    Vonona handray ny fihaonana an-tampon'ireo Filoham-panjakana mandrafitra ny Vaomieran'ny Ranomasim-be Indiana i Madagasikara. Nampahafantarina androany ny sary famantarana (Logo) sy ny Site Web : https://sommetcoi2025.diplomatie.gov.mg/\r\n
    Misokatra manomboka ny 15 martsa 2025 ihany koa ny fangatahana Accréditation ao amin'io Site Web io, izay hanasana ireo maniry ny hanatrika izany fihaonana an-tampony izany, indrindra ny Mpanao Gazety.
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1528
  +imgSrc: "484826314-1057587343079083-1657335060502768201-n-67d7d35c8d17c.jpg"
  +title: "VOAMIERAN' NY RANOMASIM-BE INDIANA: FIHAONANA AN-TAMPON' IREO FILOHAM-PANJAKANA 24 APRILY 2025 ANTANANARIVO"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "17 Mar 2025"
  +description: """
    Vonona handray ny fihaonana an-tampon'ireo Filoham-panjakana mandrafitra ny Vaomieran'ny Ranomasim-be Indiana i Madagasikara. Nampahafantarina androany ny sary famantarana (Logo) sy ny Site Web : https://sommetcoi2025.diplomatie.gov.mg/\r\n
    Misokatra manomboka ny 15 martsa 2025 ihany koa ny fangatahana Accréditation ao amin'io Site Web io, izay hanasana ireo maniry ny hanatrika izany fihaonana an-tampony izany, indrindra ny Mpanao Gazety.
    """
}
CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.21 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "484763838-1057581449746339-1300052448547546027-n-67d7d1c0c9cc2.jpg"
  "title" => "FAMPITAM-BAOVAO MOMBA NY FAMERENAN' I COMORES AMINTSIKA IREO BOLONGAM-BOMANENA TRATRA TANY NY TAONA 2021"
  "subtitle" => "17 Mar 2025"
  "description" => null
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1575
  +imgSrc: "484763838-1057581449746339-1300052448547546027-n-67d7d1c0c9cc2.jpg"
  +title: "FAMPITAM-BAOVAO MOMBA NY FAMERENAN' I COMORES AMINTSIKA IREO BOLONGAM-BOMANENA TRATRA TANY NY TAONA 2021"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "17 Mar 2025"
  +description: null
}
CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.27 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "1-67d28b4ae185f.jpg"
  "title" => "FANTARO AO ANATIN'ITY RANTY ITY IREO MPIKAMBANA VAOVAO AO AMIN'NY FILANKEVI-PITANTANAN'NY ANDRIN'NY MARIBONINAHI-PIRENENA"
  "subtitle" => "13 Mar 2025"
  "description" => """
    Fantaro ao anatin'ity ranty ity ireo mpikambana vaovao ao amin'ny Filankevi-pitantanan'ny Andrin’ny Mariboninahi-pirenena izay vao notendrena ny 10 Martsa 2025, nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fotoam-pivoriana voalohany. Lanonana izay teo ambany fiahian'ny Filoha Andry Rajoelina. Tsiahivina fa ny Grand Chancellier jeneraly misotro ronono Ranjeva Marcel no mitarika ity filankevitra ity. \r\n
    Mandritra ny 5 taona ny fe-potoam-pitantanan’ireo mpikambana vaovao amin' izany Filakevim-pitantanana izany, ary miisa 12 izy ireo, ary roa isaky ny faritany: \r\n
    Rakotonarivo Donatella ( Antananarivo)\r\n
    Vice-amiral Rakotoarisoa Marie Jean Lucien (Antananarivo)\r\n
    Imbiky Anaclet (Toamasina)\r\n
    Pr Mangalaza Eugene (Toamasina)\r\n
    General Manakany Sylvere Claude Regis (Toliara)\r\n
    Andreas Monique Rasoanirina Esoavelomandroso (Toliara)\r\n
    Antoine (Mahajanga)\r\n
    Soudjay Bachir Adehame (Mahajanga)\r\n
    Jean (Antsiranana)\r\n
    Manorohanta Cecile Marie Ange (Antsiranana)\r\n
    Père Ratongavao Charles Raymond (Fianarantsoa)\r\n
    Razafimanana Jean de Dieu (Fianarantsoa)
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1622
  +imgSrc: "1-67d28b4ae185f.jpg"
  +title: "FANTARO AO ANATIN'ITY RANTY ITY IREO MPIKAMBANA VAOVAO AO AMIN'NY FILANKEVI-PITANTANAN'NY ANDRIN'NY MARIBONINAHI-PIRENENA"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "13 Mar 2025"
  +description: """
    Fantaro ao anatin'ity ranty ity ireo mpikambana vaovao ao amin'ny Filankevi-pitantanan'ny Andrin’ny Mariboninahi-pirenena izay vao notendrena ny 10 Martsa 2025, nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fotoam-pivoriana voalohany. Lanonana izay teo ambany fiahian'ny Filoha Andry Rajoelina. Tsiahivina fa ny Grand Chancellier jeneraly misotro ronono Ranjeva Marcel no mitarika ity filankevitra ity. \r\n
    Mandritra ny 5 taona ny fe-potoam-pitantanan’ireo mpikambana vaovao amin' izany Filakevim-pitantanana izany, ary miisa 12 izy ireo, ary roa isaky ny faritany: \r\n
    Rakotonarivo Donatella ( Antananarivo)\r\n
    Vice-amiral Rakotoarisoa Marie Jean Lucien (Antananarivo)\r\n
    Imbiky Anaclet (Toamasina)\r\n
    Pr Mangalaza Eugene (Toamasina)\r\n
    General Manakany Sylvere Claude Regis (Toliara)\r\n
    Andreas Monique Rasoanirina Esoavelomandroso (Toliara)\r\n
    Antoine (Mahajanga)\r\n
    Soudjay Bachir Adehame (Mahajanga)\r\n
    Jean (Antsiranana)\r\n
    Manorohanta Cecile Marie Ange (Antsiranana)\r\n
    Père Ratongavao Charles Raymond (Fianarantsoa)\r\n
    Razafimanana Jean de Dieu (Fianarantsoa)
    """
}
Sidebar App\Twig\Components\Sidebar 4.0 MiB 0.70 ms
Input props
[]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\Sidebar {#1722
  +categories: [
    App\Entity\Article\Category {#1731
      -id: 1
      -title: "Ministère"
      -description: "Ministère"
      -image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png"
      -createdAt: DateTime @1740413642 {#1730
        date: 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1732 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1734 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#1737
      -id: 2
      -title: "Communication"
      -description: "Direction Générale de la Communication"
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1740414753 {#1736
        date: 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1738 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1740 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#1743
      -id: 3
      -title: "Culture"
      -description: "Direction Générale de la Culture"
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1740414786 {#1742
        date: 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1744 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1746 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#1749
      -id: 4
      -title: "Conseil"
      -description: "Conseil"
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1740414813 {#1748
        date: 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1750 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1752 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#797
      -id: 5
      -title: "Actualités"
      -description: "Actualités"
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1740414868 {#786
        date: 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#1755
      -id: 6
      -title: "Slides"
      -description: "Slides"
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1740414897 {#1754
        date: 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1756 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1758 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#1761
      -id: 7
      -title: "Promotion langue"
      -description: "Promotion langue"
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1742494305 {#1760
        date: 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1762 …}
      -parent: App\Entity\Article\Category {#1743}
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1764 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#1767
      -id: 8
      -title: "General"
      -description: null
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1742895753 {#1766
        date: 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1768 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1770 …}
    }
  ]
  +actu: App\Entity\Article\Article {#1782 …}
  -crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …}
  -arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …}
}