Components
2
Twig Components
10
Render Count
4
ms
Render Time
6.0
MiB
Memory Usage
Components
| Name | Metadata | Render Count | Render Time |

| CardBlog |
"App\Twig\Components\CardBlog"components/CardBlog.html.twig |
9 | 3.29ms |
| Sidebar |
"App\Twig\Components\Sidebar"components/Sidebar.html.twig |
1 | 0.69ms |
Render calls
| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 1.41 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "503598860-1122052506632566-7493669991592011603-n-68480d1b40fe0.jpg" "title" => "NY FIANGONAN’I JESOA KRISTY" "subtitle" => "10 Jun 2025" "description" => "
Fampitaovana ho fanohanana ireo fantsona entina hampitana ny hafatra sy hanamafisana ny fanentanana amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara.
Fitaovana maro toy ny solosaina avolenta, vata fahitalavitra, fitaovana fakan-tsary mihetsika, sy “Table de régie” no noraisin-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna, androany.
Izy ity izay vokatry ny fiaraha-miasa ary natolotry ny Fiangonan’I Jesoa Kristy ho an’ny olomasin’ny andro farany mba hahafahana manatsara sy manavao ireo fitaovana ampiasain’ny haino aman-jerim-panjakana ho nomerika.
Hisitraka ireo fitaovana ireo ny rantsa-mangaikan’ny minisitera any amin’ny faritra. Ary ezahana ihany koa ny hanome anjara ho an’ireo haino aman-jery tsy miankina amin’ny fanjakana hijerevana ireo tena miara-misalahy amin’ny resaka fanabeazana sy ny fahasalamana ary ny Kolontsaina hoy hatrany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Mara Volamiranty Donna Mara Donna.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1058 +imgSrc: "503598860-1122052506632566-7493669991592011603-n-68480d1b40fe0.jpg" +title: "NY FIANGONAN’I JESOA KRISTY" +titleSize: "h5" +subtitle: "10 Jun 2025" +description: "
Fampitaovana ho fanohanana ireo fantsona entina hampitana ny hafatra sy hanamafisana ny fanentanana amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara.
Fitaovana maro toy ny solosaina avolenta, vata fahitalavitra, fitaovana fakan-tsary mihetsika, sy “Table de régie” no noraisin-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna, androany.
Izy ity izay vokatry ny fiaraha-miasa ary natolotry ny Fiangonan’I Jesoa Kristy ho an’ny olomasin’ny andro farany mba hahafahana manatsara sy manavao ireo fitaovana ampiasain’ny haino aman-jerim-panjakana ho nomerika.
Hisitraka ireo fitaovana ireo ny rantsa-mangaikan’ny minisitera any amin’ny faritra. Ary ezahana ihany koa ny hanome anjara ho an’ireo haino aman-jery tsy miankina amin’ny fanjakana hijerevana ireo tena miara-misalahy amin’ny resaka fanabeazana sy ny fahasalamana ary ny Kolontsaina hoy hatrany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Mara Volamiranty Donna Mara Donna.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.27 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "503595461-1156753926640020-3299821813790777767-n-68480b9ca7009.jpg" "title" => "NY 05 JONA 2025" "subtitle" => "10 Jun 2025" "description" => "
Nanolotra ny taratasy manendry azy hiasa sy honina eto Madagasikara tamin'ny Filohan'ny Repoblika ny Masoivoho vaovaon'ny Repoblika Algerianina Demokratika sy Entim-bahoaka, Andriamatoa Miloud Benmakhlouf. Mihamafy orina ny fifandraisana eo amin’ny firenena roa tonta izay efa manana fifandraisana ara-tantara an-taonany maro. Noresahana nandritra izao fihaonana izao ny hampiroboroboana ny fiaraha-miasa eo amin'ny sehatry ny fambolena, ny fampianarana ambony, ny angovo sy ny kolontsaina.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1311 +imgSrc: "503595461-1156753926640020-3299821813790777767-n-68480b9ca7009.jpg" +title: "NY 05 JONA 2025" +titleSize: "h5" +subtitle: "10 Jun 2025" +description: "
Nanolotra ny taratasy manendry azy hiasa sy honina eto Madagasikara tamin'ny Filohan'ny Repoblika ny Masoivoho vaovaon'ny Repoblika Algerianina Demokratika sy Entim-bahoaka, Andriamatoa Miloud Benmakhlouf. Mihamafy orina ny fifandraisana eo amin’ny firenena roa tonta izay efa manana fifandraisana ara-tantara an-taonany maro. Noresahana nandritra izao fihaonana izao ny hampiroboroboana ny fiaraha-miasa eo amin'ny sehatry ny fambolena, ny fampianarana ambony, ny angovo sy ny kolontsaina.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.23 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "503605482-1261507988675305-7773251476442612702-n-6848052e945a9.jpg" "title" => "FIFANDRAISAN'I MADAGASIKARA SY SLOVENIE" "subtitle" => "10 Jun 2025" "description" => "
Amin’izao andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana, marihana androany 5 jona izao, dia zaraiko ity fiaraha-mamboly hazo niarahanay sy Ramatoa Nataša Pirc Musar, Filohan’ny Repoblikan’I Slovénie tao Iavoloha nandritra ny Fitsidihana ara-panjakana nataony teto Madagasikara ity.
Mankasitraka azy amin’ny fanoloran-tenany handray an-tanana manokana ny fanamafisana ny fiaraha-miasa, ny firaisam-po ary ny fifanakalozan-kevitra eo amin’ny firenentsika roa tonta.
Sarobidy ary haharitra toy ity voamboana niarahana namboly ity anie ny fifandraisan’i Madagasikara sy Slovénie.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1269 +imgSrc: "503605482-1261507988675305-7773251476442612702-n-6848052e945a9.jpg" +title: "FIFANDRAISAN'I MADAGASIKARA SY SLOVENIE" +titleSize: "h5" +subtitle: "10 Jun 2025" +description: "
Amin’izao andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana, marihana androany 5 jona izao, dia zaraiko ity fiaraha-mamboly hazo niarahanay sy Ramatoa Nataša Pirc Musar, Filohan’ny Repoblikan’I Slovénie tao Iavoloha nandritra ny Fitsidihana ara-panjakana nataony teto Madagasikara ity.
Mankasitraka azy amin’ny fanoloran-tenany handray an-tanana manokana ny fanamafisana ny fiaraha-miasa, ny firaisam-po ary ny fifanakalozan-kevitra eo amin’ny firenentsika roa tonta.
Sarobidy ary haharitra toy ity voamboana niarahana namboly ity anie ny fifandraisan’i Madagasikara sy Slovénie.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.23 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "22-6841605cc7af7.jpg" "title" => "FENO FIHETSEM-PO NY ANDRO FAHAROAN' NY FITSIDIHANA ARA-PANJAKANA ATAON' NY FILOHA NATASA PIRC MUSAR ETO AMINTSIKA" "subtitle" => "05 Jun 2025" "description" => "
Feno fihetseham-po ny andro faharoan'ny fitsidihana ara-panjakana ataon'ny Filoha Natasa Pirc Musar eto amintsika. Teto Bemasoandro, teto amin'ny Akamasoa izahay, niaraka tamin'ny Pere Pedro ary notsenain'ireo ankizy mpianatra an'arivony tamin'ny tsikitsiky sy fitiavana.
Nahazo sekoly vaovao, misy efitra 12 vokatry ny fiaraha-miasa tamin’ny firenena Slovène ireto zanatsika beazina eto amin’ny Akamasoa. Nahazo fanafody sy fitaovam-pitsaboana ihany koa. Hipoky ny hafaliana izy ireo. Ary izany no manosika antsika hiasa isan’andro mba hampamiratra ny hoavin’ireo zaza Malagasy hatramin’ireo marefo indrindra.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1384 +imgSrc: "22-6841605cc7af7.jpg" +title: "FENO FIHETSEM-PO NY ANDRO FAHAROAN' NY FITSIDIHANA ARA-PANJAKANA ATAON' NY FILOHA NATASA PIRC MUSAR ETO AMINTSIKA" +titleSize: "h5" +subtitle: "05 Jun 2025" +description: "
Feno fihetseham-po ny andro faharoan'ny fitsidihana ara-panjakana ataon'ny Filoha Natasa Pirc Musar eto amintsika. Teto Bemasoandro, teto amin'ny Akamasoa izahay, niaraka tamin'ny Pere Pedro ary notsenain'ireo ankizy mpianatra an'arivony tamin'ny tsikitsiky sy fitiavana.
Nahazo sekoly vaovao, misy efitra 12 vokatry ny fiaraha-miasa tamin’ny firenena Slovène ireto zanatsika beazina eto amin’ny Akamasoa. Nahazo fanafody sy fitaovam-pitsaboana ihany koa. Hipoky ny hafaliana izy ireo. Ary izany no manosika antsika hiasa isan’andro mba hampamiratra ny hoavin’ireo zaza Malagasy hatramin’ireo marefo indrindra.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.29 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "13-68415a5b125ee.jpg" "title" => "TONGA NIJERY MIVANTANA NY VAHOAKAN' I NOSY VARIKA NY FITONDRAM-PANJAKANA TAMIN' NY ALALAN'NY MINISTRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA" "subtitle" => "05 Jun 2025" "description" => "

Tonga nijery mivantana ny vahoakan'i Nosy Varika ny Fitondram-panjakana tamin'ny alalan'ny Ministry ny Serasera sy ny Kolontsaina, izay nanatanteraka ny iraka avy amin'ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina , amin'ny maha Ministra "mpiahy" ny Faritra Vatovavy an'i Ramatoa Ministra MARA Volamiranty Donna Mara Donna.

Nitondra fanampiana ho an'ireo vahoaka tra-boina vokatry ny fahamaizan'ny tanànan'i Ampasimbola ny Fitondram-panjakana tamin'ny alalan'ny BNGRC .

Tsy nitazam-potsiny ny fahavoazana nihatra tamin'ny vahoakan'i Nosy varika ny Fitondram-panjakana fa nitondra ireo fanampiana ara-tsosialy mba hahafahan'ireo mponina manarina tsikelikely ny fahavoazana vokatry ny afo nanimba ny Tanànan'i AMPASIMBOLA ao amin'ny Kaomina SOAVINA.

Naneho ny fankasitrahany ho an'ny Filoha sy ny Governemanta manontolo ny vahoakan'i Nosy varika .Ankoatra izay dia nanolotra tantsoroka ho an'ireo Fikambanam-behivavy tantsaha ao amin'ny Kaomina FIADANANA ihany koa Ramatoa Ministra amin'ny maha Reny mpiahy azy, mba hanatevenana ireo hetsika fanaon'ny Fikambanana

Fa nandritra ity fidinana ifotony ity dia nitondran'ny Fitondram-panjakana vahaolana ihany koa ny fahatapahan-jiro ao Nosy varika, tamin'ny alalan'ny fanolorana "Groupe électrogène" hampiasain'ny JIRAMA mba ho vahaolana amin'ny famatsiana herinaratra hoan'ny vahoaka ao an-toerana.

Araka ny toromarika avy amin'Andriamatoa Filoha Andry Rajoelina hatrany dia ny fandraisan'andraikitra avy hatrany ataon'ireo tompon'andraikim-panjakana isan'ambaratongany, hitondrana vahaolana mivantana ho an'ny vahoaka .

Vory lanona ny vahoakan'i Nosy varika nandritra ity fotoana ity ary naneho ny fisaorany tanteraka ny Filoha.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1431 +imgSrc: "13-68415a5b125ee.jpg" +title: "TONGA NIJERY MIVANTANA NY VAHOAKAN' I NOSY VARIKA NY FITONDRAM-PANJAKANA TAMIN' NY ALALAN'NY MINISTRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA" +titleSize: "h5" +subtitle: "05 Jun 2025" +description: "

Tonga nijery mivantana ny vahoakan'i Nosy Varika ny Fitondram-panjakana tamin'ny alalan'ny Ministry ny Serasera sy ny Kolontsaina, izay nanatanteraka ny iraka avy amin'ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina , amin'ny maha Ministra "mpiahy" ny Faritra Vatovavy an'i Ramatoa Ministra MARA Volamiranty Donna Mara Donna.

Nitondra fanampiana ho an'ireo vahoaka tra-boina vokatry ny fahamaizan'ny tanànan'i Ampasimbola ny Fitondram-panjakana tamin'ny alalan'ny BNGRC .

Tsy nitazam-potsiny ny fahavoazana nihatra tamin'ny vahoakan'i Nosy varika ny Fitondram-panjakana fa nitondra ireo fanampiana ara-tsosialy mba hahafahan'ireo mponina manarina tsikelikely ny fahavoazana vokatry ny afo nanimba ny Tanànan'i AMPASIMBOLA ao amin'ny Kaomina SOAVINA.

Naneho ny fankasitrahany ho an'ny Filoha sy ny Governemanta manontolo ny vahoakan'i Nosy varika .Ankoatra izay dia nanolotra tantsoroka ho an'ireo Fikambanam-behivavy tantsaha ao amin'ny Kaomina FIADANANA ihany koa Ramatoa Ministra amin'ny maha Reny mpiahy azy, mba hanatevenana ireo hetsika fanaon'ny Fikambanana

Fa nandritra ity fidinana ifotony ity dia nitondran'ny Fitondram-panjakana vahaolana ihany koa ny fahatapahan-jiro ao Nosy varika, tamin'ny alalan'ny fanolorana "Groupe électrogène" hampiasain'ny JIRAMA mba ho vahaolana amin'ny famatsiana herinaratra hoan'ny vahoaka ao an-toerana.

Araka ny toromarika avy amin'Andriamatoa Filoha Andry Rajoelina hatrany dia ny fandraisan'andraikitra avy hatrany ataon'ireo tompon'andraikim-panjakana isan'ambaratongany, hitondrana vahaolana mivantana ho an'ny vahoaka .

Vory lanona ny vahoakan'i Nosy varika nandritra ity fotoana ity ary naneho ny fisaorany tanteraka ny Filoha.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.21 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "6-6841535fb06cf.jpg" "title" => "LALAO ARA-PANATANJAHANTENA NIALOAVANA DIABE TEO AMIN' NY TSANGAMBATO AN'I AMBOHIJATOVO NIHAZO NY KIANJAN' I BAREA MAHAMASINA" "subtitle" => "05 Jun 2025" "description" => "
Lalao ara-panatanjahantena nialoavana Diabe niala teo amin'ny tsangambato an'Ambohijatovo nihazo ny kianjan'i Barea Mahamasina, natao
androany alarobia 4 jona 2025.
Tafiditra ao anatin'ny hetsika fankalazana ny faha 65 taona nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovan-tena
Nanokatra ny isa ary nahafaty ny baolina ho an'ny Governemanta moa ny Ministry ny Serasera sy ny Kolontsaina Ramatoa MARA Volamiranty Donna Mara Donna tamin'ny lalao baolina kitra nikatrohan'ny mpikambana ao amin'ny Governemanta sy ny Foloalindahy.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1478 +imgSrc: "6-6841535fb06cf.jpg" +title: "LALAO ARA-PANATANJAHANTENA NIALOAVANA DIABE TEO AMIN' NY TSANGAMBATO AN'I AMBOHIJATOVO NIHAZO NY KIANJAN' I BAREA MAHAMASINA" +titleSize: "h5" +subtitle: "05 Jun 2025" +description: "
Lalao ara-panatanjahantena nialoavana Diabe niala teo amin'ny tsangambato an'Ambohijatovo nihazo ny kianjan'i Barea Mahamasina, natao
androany alarobia 4 jona 2025.
Tafiditra ao anatin'ny hetsika fankalazana ny faha 65 taona nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovan-tena
Nanokatra ny isa ary nahafaty ny baolina ho an'ny Governemanta moa ny Ministry ny Serasera sy ny Kolontsaina Ramatoa MARA Volamiranty Donna Mara Donna tamin'ny lalao baolina kitra nikatrohan'ny mpikambana ao amin'ny Governemanta sy ny Foloalindahy.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.23 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "500990859-1036397015369801-7549732955528387785-n-683eb9012d23f.jpg" "title" => "HIVANTANA AAMIN' NY TVM ANIO TALATA 3 JONA 2025 AMIN' NY 10 ORA SY SASANY MARAINA NY LANONAM-PANJAKANA FANDRAISANA AN-DRAMATOA NATASA PIRC MUSAR, FILOHAN'NY REPOBLIKAN' I SLOVENIE" "subtitle" => "03 Jun 2025" "description" => "
Hivantana amin'ny TVM anio Talata 3 Jona 2025 amin'ny 10 ora sy sasany maraina ny lanonam-panjakana fandraisana an-dRamatoa Natasa Pirc Musar, Filohan'ny Repoblikan'i Slovénie, eny Iavoloha, izay manatanteraka Fitsidihana ara-panjakana eto Madagasikara.
Izy no Filoham-pirenena faharoa manatanteraka fitsidihana ara-panjakana eto Madagasikara tamin'ity taona 2025 ity.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1525 +imgSrc: "500990859-1036397015369801-7549732955528387785-n-683eb9012d23f.jpg" +title: "HIVANTANA AAMIN' NY TVM ANIO TALATA 3 JONA 2025 AMIN' NY 10 ORA SY SASANY MARAINA NY LANONAM-PANJAKANA FANDRAISANA AN-DRAMATOA NATASA PIRC MUSAR, FILOHAN'NY REPOBLIKAN' I SLOVENIE" +titleSize: "h5" +subtitle: "03 Jun 2025" +description: "
Hivantana amin'ny TVM anio Talata 3 Jona 2025 amin'ny 10 ora sy sasany maraina ny lanonam-panjakana fandraisana an-dRamatoa Natasa Pirc Musar, Filohan'ny Repoblikan'i Slovénie, eny Iavoloha, izay manatanteraka Fitsidihana ara-panjakana eto Madagasikara.
Izy no Filoham-pirenena faharoa manatanteraka fitsidihana ara-panjakana eto Madagasikara tamin'ity taona 2025 ity.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.22 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "1-683eb72261b58.jpg" "title" => "FITSIDIHANA ARA-PANJAKANA MANAN-TANTARA" "subtitle" => "03 Jun 2025" "description" => "

Nigadona eto Madagasikara ny Filohan’ny Repoblikan'i Slovénie, Ramatoa Nataša Pirc Musar, hanatanteraka fitsidihana ara-panjakana.
Io hariva io no nigadona teny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato miaraka amin'ireo delegasiona miaraka aminy izy.
Hihaona amin'ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny tenany rahampitso 03 jona 2025.
Maro ny fiaraha-miasa hataon'ny firenena roa tonta amin'ny alalan'ny fifanaovan-tsonia mandritra izao fivahinianany eto Madagasikara izao.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1572 +imgSrc: "1-683eb72261b58.jpg" +title: "FITSIDIHANA ARA-PANJAKANA MANAN-TANTARA" +titleSize: "h5" +subtitle: "03 Jun 2025" +description: "

Nigadona eto Madagasikara ny Filohan’ny Repoblikan'i Slovénie, Ramatoa Nataša Pirc Musar, hanatanteraka fitsidihana ara-panjakana.
Io hariva io no nigadona teny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato miaraka amin'ireo delegasiona miaraka aminy izy.
Hihaona amin'ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny tenany rahampitso 03 jona 2025.
Maro ny fiaraha-miasa hataon'ny firenena roa tonta amin'ny alalan'ny fifanaovan-tsonia mandritra izao fivahinianany eto Madagasikara izao.

| CardBlog | App\Twig\Components\CardBlog | 6.0 MiB | 0.21 ms | |

| Input props | [ "titleSize" => "h5" "imgSrc" => "1-683eb003b3d7c.jpg" "title" => "" NY FITIAVAN-TANINDRAZANA MITARIKA FANDROSOANA"" "subtitle" => "03 Jun 2025" "description" => "
Fandraisana anjara tamin'ny fanombohana amin'ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha 65 taona niverenan'ny fahaleovan-tenan'i Madagasikara avy amin'ny mpiara-miasa eo anivon'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina.
Ny fitafy avy amin'ny faritra Vatovavy no nasongadina nandritra ny filatroana.

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\CardBlog {#1619 +imgSrc: "1-683eb003b3d7c.jpg" +title: "" NY FITIAVAN-TANINDRAZANA MITARIKA FANDROSOANA"" +titleSize: "h5" +subtitle: "03 Jun 2025" +description: "
Fandraisana anjara tamin'ny fanombohana amin'ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha 65 taona niverenan'ny fahaleovan-tenan'i Madagasikara avy amin'ny mpiara-miasa eo anivon'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina.
Ny fitafy avy amin'ny faritra Vatovavy no nasongadina nandritra ny filatroana.

| Sidebar | App\Twig\Components\Sidebar | 6.0 MiB | 0.69 ms | |

| Input props | [] |

| Attributes | [] |

| Component | App\Twig\Components\Sidebar {#1719 +categories: [ App\Entity\Article\Category {#1728 -id: 1 -title: "Ministère" -description: "Ministère" -image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png" -createdAt: DateTime @1740413642 {#1727 : 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1729 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1731 …} } App\Entity\Article\Category {#1734 -id: 2 -title: "Communication" -description: "Direction Générale de la Communication" -image: null -createdAt: DateTime @1740414753 {#1733 : 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1735 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1737 …} } App\Entity\Article\Category {#1740 -id: 3 -title: "Culture" -description: "Direction Générale de la Culture" -image: null -createdAt: DateTime @1740414786 {#1739 : 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1741 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1743 …} } App\Entity\Article\Category {#1746 -id: 4 -title: "Conseil" -description: "Conseil" -image: null -createdAt: DateTime @1740414813 {#1745 : 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1747 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1749 …} } App\Entity\Article\Category {#797 -id: 5 -title: "Actualités" -description: "Actualités" -image: null -createdAt: DateTime @1740414868 {#786 : 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …} } App\Entity\Article\Category {#1752 -id: 6 -title: "Slides" -description: "Slides" -image: null -createdAt: DateTime @1740414897 {#1751 : 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1753 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1755 …} } App\Entity\Article\Category {#1758 -id: 7 -title: "Promotion langue" -description: "Promotion langue" -image: null -createdAt: DateTime @1742494305 {#1757 : 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1759 …} -parent: App\Entity\Article\Category {#1740} -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1761 …} } App\Entity\Article\Category {#1764 -id: 8 -title: "General" -description: null -image: null -createdAt: DateTime @1742895753 {#1763 : 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00) } -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1765 …} -parent: null -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1767 …} } ] +actu: App\Entity\Article\Article {#1779 …} -crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …} -arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …} } |