Redirect 302 redirect from GET @nav (b7ccb2)

GET https://www.mcc.gov.mg/page/3

Components

2 Twig Components
10 Render Count
5 ms Render Time
4.0 MiB Memory Usage

Components

Name Metadata Render Count Render Time
CardBlog
"App\Twig\Components\CardBlog"
components/CardBlog.html.twig
9 3.99ms
Sidebar
"App\Twig\Components\Sidebar"
components/Sidebar.html.twig
1 0.55ms

Render calls

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 1.68 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/634264632-1330273572477124-720313721900876100-n-699461da72f02.jpg"
"title" => "FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA"
"subtitle" => "17 Feb 2026"
"description" => "
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 notarihin’ny Talen’ny Kabinetra 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑯𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂 nanatrika ny andiany faha-39 amin’ny 𝑆𝑢𝑟𝑎𝑗𝑘𝑢𝑛𝑑 𝐼𝑛𝑡𝑒𝑟𝑛𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛𝑎𝑙 𝐶𝑟𝑎𝑓𝑡𝑠 𝑀𝑒𝑙𝑎, izay nisian’ny fanehoana sy fifanakalozana eo amin’ny sehatry ny 𝙠𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙯𝙖𝙫𝙖𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤 na ny 𝒇𝒐𝒂𝒓𝒂𝒃𝒆𝒏’𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒛𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐 natao tany India ny 1 hatramin’ny 16 febroary 2026 teo.
Sambany nahazo mari-pankasitrahana ny solon-tenan’i Madagasikara noho ny hakanton’ny seho natao tany an-toerana izay nanoloran’ireo Mpanao zavakanto miisa 13 avy amin’ny 𝘼𝙠𝙖𝙙𝙚𝙢𝙞𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙢𝙤𝙢𝙗𝙖 𝙣𝙮 𝙕𝙖𝙫𝙖𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 (ANAC) eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢.
𝑀𝑎𝑛𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑡𝑟𝑎 ℎ𝑎𝑡𝑟𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑦 𝑘𝑜𝑙𝑜𝑛𝑡𝑠𝑎𝑖𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1058
+imgSrc: "uploads/images/634264632-1330273572477124-720313721900876100-n-699461da72f02.jpg"
+title: "FAHOMBIAZANA NO AZON' NY DELEGASIONINA MALAGASY NANDRITRA NY FIFANAKALOZANA ARA-KOLONTSAINA TANY INDIA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "17 Feb 2026"
+description: "
Nahazo vokatra tsara ny Alakamisy 29 janoary 2026 ny delegasiona mzlagasy avy eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 notarihin’ny Talen’ny Kabinetra 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑯𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂 nanatrika ny andiany faha-39 amin’ny 𝑆𝑢𝑟𝑎𝑗𝑘𝑢𝑛𝑑 𝐼𝑛𝑡𝑒𝑟𝑛𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛𝑎𝑙 𝐶𝑟𝑎𝑓𝑡𝑠 𝑀𝑒𝑙𝑎, izay nisian’ny fanehoana sy fifanakalozana eo amin’ny sehatry ny 𝙠𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙯𝙖𝙫𝙖𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤 na ny 𝒇𝒐𝒂𝒓𝒂𝒃𝒆𝒏’𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒛𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐 natao tany India ny 1 hatramin’ny 16 febroary 2026 teo.
Sambany nahazo mari-pankasitrahana ny solon-tenan’i Madagasikara noho ny hakanton’ny seho natao tany an-toerana izay nanoloran’ireo Mpanao zavakanto miisa 13 avy amin’ny 𝘼𝙠𝙖𝙙𝙚𝙢𝙞𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙢𝙤𝙢𝙗𝙖 𝙣𝙮 𝙕𝙖𝙫𝙖𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 (ANAC) eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢.
𝑀𝑎𝑛𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑡𝑟𝑎 ℎ𝑎𝑡𝑟𝑎𝑛𝑦 𝑛𝑦 𝑘𝑜𝑙𝑜𝑛𝑡𝑠𝑎𝑖𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.29 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/4-699460a60d917.jpg"
"title" => "FAMPIRANTIANA"
"subtitle" => "17 Feb 2026"
"description" => "
Nosokafan’ny 𝘚𝘦𝘬𝘳𝘦𝘵𝘦𝘳𝘢 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝑹𝑨𝑺𝑶𝑳𝑶𝑭𝑶𝑨𝑹𝑰𝑱𝑨𝑶𝑵𝑨 𝑴𝒊𝒂𝒓𝒚 tamin’ny fomba ofisialy androany Talata 17 febroary tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy ny 𝑭𝒂𝒎𝒑𝒊𝒓𝒂𝒏𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂 𝑻𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 mahakasika ny tantaran’ny 𝘧𝘪𝘩𝘢𝘳𝘪𝘢𝘯𝘢, 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘩𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢, 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘵𝘳𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢, 𝘢𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘧𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘭𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 eo amin’ny sehatry ny 𝙫𝙖𝙧𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚𝙠𝙖𝙧𝙚𝙣𝙖 teto Madagasikara.
Haharitra 𝙞𝙧𝙖𝙮 𝙫𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖 ity fampirantiana manaraka ny programanasan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 momba ny fanomezan-danja ny 𝑻𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 ity.
Nanatrika ny fotoana ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝘛𝘳𝘢𝘯𝘰𝘮𝘣𝘰𝘬𝘪𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘦𝘵𝘰 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢, 𝑹𝑨𝑽𝑶𝑵𝑰𝑨𝑹𝑰𝑺𝑶𝑵 Noel Liva sy ireo mpiara-miasa.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1311
+imgSrc: "uploads/images/4-699460a60d917.jpg"
+title: "FAMPIRANTIANA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "17 Feb 2026"
+description: "
Nosokafan’ny 𝘚𝘦𝘬𝘳𝘦𝘵𝘦𝘳𝘢 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝑹𝑨𝑺𝑶𝑳𝑶𝑭𝑶𝑨𝑹𝑰𝑱𝑨𝑶𝑵𝑨 𝑴𝒊𝒂𝒓𝒚 tamin’ny fomba ofisialy androany Talata 17 febroary tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy ny 𝑭𝒂𝒎𝒑𝒊𝒓𝒂𝒏𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂 𝑻𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 mahakasika ny tantaran’ny 𝘧𝘪𝘩𝘢𝘳𝘪𝘢𝘯𝘢, 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘩𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢, 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘵𝘳𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢, 𝘢𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘧𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘭𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 eo amin’ny sehatry ny 𝙫𝙖𝙧𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚𝙠𝙖𝙧𝙚𝙣𝙖 teto Madagasikara.
Haharitra 𝙞𝙧𝙖𝙮 𝙫𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖 ity fampirantiana manaraka ny programanasan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 momba ny fanomezan-danja ny 𝑻𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 ity.
Nanatrika ny fotoana ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝘛𝘳𝘢𝘯𝘰𝘮𝘣𝘰𝘬𝘪𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘦𝘵𝘰 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢, 𝑹𝑨𝑽𝑶𝑵𝑰𝑨𝑹𝑰𝑺𝑶𝑵 Noel Liva sy ireo mpiara-miasa.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.26 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/1-69945bcb3c4df.jpg"
"title" => "ARANTY EO ANIVON' NY TRANOMBOKIM-PIRENENA ANOSY MANOMBOKA NY 16 FEBROARY HATRAMIN' NY 16 MARTSA BT TANTARAN' NY FIHARIANA"
"subtitle" => "17 Feb 2026"
"description" => "
Aranty eo anivon’ny Tranombokim-pirenena Anosy manomboka ny 𝟭𝟲 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟭𝟲 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 ny tantaran’ny 𝘧𝘪𝘩𝘢𝘳𝘪𝘢𝘯𝘢, 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘩𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢, 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘵𝘳𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢, 𝘢𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘧𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘭𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 eo amin’ny sehatry ny 𝙫𝙖𝙧𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚𝙠𝙖𝙧𝙚𝙣𝙖 teto Madagasikara.
𝑭𝒂𝒎𝒑𝒊𝒓𝒂𝒏𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂 azon’ny besinimaro tsidihina araka ny programanasan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 izay manome lanja ny 𝑻𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1269
+imgSrc: "uploads/images/1-69945bcb3c4df.jpg"
+title: "ARANTY EO ANIVON' NY TRANOMBOKIM-PIRENENA ANOSY MANOMBOKA NY 16 FEBROARY HATRAMIN' NY 16 MARTSA BT TANTARAN' NY FIHARIANA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "17 Feb 2026"
+description: "
Aranty eo anivon’ny Tranombokim-pirenena Anosy manomboka ny 𝟭𝟲 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟭𝟲 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 ny tantaran’ny 𝘧𝘪𝘩𝘢𝘳𝘪𝘢𝘯𝘢, 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘩𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢, 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘵𝘳𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢, 𝘢𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘧𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘭𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 eo amin’ny sehatry ny 𝙫𝙖𝙧𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚𝙠𝙖𝙧𝙚𝙣𝙖 teto Madagasikara.
𝑭𝒂𝒎𝒑𝒊𝒓𝒂𝒏𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂 azon’ny besinimaro tsidihina araka ny programanasan’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 izay manome lanja ny 𝑻𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.40 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/2-69944e3a3566b.jpg"
"title" => "NAMPAHAFANTARINA NANDRITRA NY FIVORIAMBEN' NY MPANAKANTO SY MPAMORONA IREO FANAVAOZANA EO ANIVON' NY OMDA"
"subtitle" => "17 Feb 2026"
"description" => "
Nanatanteraka 𝙁𝙞𝙫𝙤𝙧𝙞𝙖𝙢𝙗𝙚 ireo mpikambana eo anivon’ny OMDA taorian’ny 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙤𝙯𝙖𝙣𝙖 ny satan’ny 𝗢𝗠𝗗𝗔 na 𝑶𝒇𝒊𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 𝒎𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒛𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒂𝒎𝒐𝒓𝒐𝒏𝒂 (𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑒 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 𝑑𝑢 𝐷𝑟𝑜𝑖𝑡 𝑑’𝐴𝑢𝑡𝑒𝑢𝑟) izay nametrahana ny 𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 ahitana "Tale jeneraly" sy ireo "departemanta" telo vaovao vao napetraka ( 𝐷𝑖𝑟𝑒𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛 𝐴𝑑𝑚𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑟𝑎𝑡𝑖𝑣𝑒, 𝐹𝑖𝑛𝑎𝑛𝑐𝑖𝑒̀𝑟𝑒 𝑒𝑡 𝑑𝑒𝑠 𝐶𝑜𝑛𝑡𝑎𝑐𝑡𝑠, 𝐷𝑖𝑟𝑒𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛  𝑑𝑒 𝑃𝑒𝑟𝑐𝑒𝑝𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑅𝑒𝑙𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑎𝑣𝑒𝑐 𝑙𝑒𝑠 𝑈𝑠𝑎𝑔𝑒𝑟𝑠, 𝐷𝑖𝑟𝑒𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑅𝑒́𝑝𝑎𝑟𝑡𝑖𝑡𝑖𝑜𝑛, 𝐷𝑜𝑐𝑢𝑚𝑒𝑛𝑡𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑒𝑡 𝐴𝑓𝑓𝑎𝑖𝑟𝑒𝑠 𝑗𝑢𝑟𝑖𝑑𝑖𝑞𝑢𝑒𝑠.). Nampahafantarina ny besinimaro nandritra ity Fivoriambe (AG) natao tetsy amin’ny HAVORIA Anosy ity izany fanovana rehetra izany mba ho tatitra ho an’ireo mpikambana eo anivon’ny OMDA.
Nandritra ity fotoana ity koa no nanamafisan’ny  𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 fa adisisika goavana nentiny tao anatin’ny fotoana fohy nahavoatendry azy amin’ny andraikitra maha minisitra, 𝙝𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙣𝙩𝙤𝙡𝙤𝙣’𝙣𝙮 𝙊𝙈𝘿𝘼 ny fahavitan’ireo didim-panjakana roa natao ho 𝙛𝙞𝙖𝙧𝙤𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙯𝙤𝙣’𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙖𝙢𝙤𝙧𝙤𝙣𝙖, izay nankatoavin’ny Fitondram-panjakana avokoa.
Tonga nanotrona ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 nandritra ity Fivoriamben’ny OMDA ity ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 mpiahy, niaraka tamin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘖𝘔𝘋𝘈 𝑹𝑨𝑵𝑱𝑨𝑹𝑰𝑽𝑶 𝑯𝒂𝒋𝒂 notronin’ireo Tale vaovao miisa telo.
Mandritra ny Fivoriambe tahaka izao no anaovana ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 ireo mpikambana eo anivon’ny Filankevim-pitantanan’ny OMDA, ka lany nandritra ny fifidianana ireo solon-tenan’ny mpamorona manaraka ireto  :
𝙎𝙤𝙠𝙖𝙟𝙮 𝙈𝙤𝙯𝙞𝙠𝙖 :
RANDRIANARISOA Germain (Rajery) - RAKOTOMAMONJY Mialimananoro Colombe ( Mialy RAKOTOMAMONJY)- RAKOTONAVORY Jimmy Hilarion (Lejim 415)
𝙎𝙤𝙠𝙖𝙟𝙮 𝙃𝙖𝙞𝙨𝙤𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 :
RAZANAJATOVO Andrianimerina Hobiana
𝙎𝙤𝙠𝙖𝙟𝙮 𝙏𝙖𝙣𝙩𝙖𝙧𝙖 :
RATOVOARISOA Line Marie (Nirina RNM)
𝙎𝙤𝙠𝙖𝙟𝙮 𝙎𝙖𝙧𝙞𝙢𝙞𝙝𝙚𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖 :
RAZAFINDRAKOTO Martial
𝙎𝙤𝙠𝙖𝙟𝙮 𝙎𝙖𝙧𝙮 :
RAFALINIRINA Andrianiaina Zo
Nandeha mivantana tany amin’ny faritra hafa tahaka an’i 𝘔𝘢𝘩𝘢𝘫𝘢𝘯𝘨𝘢, 𝘈𝘯𝘵𝘴𝘪𝘳𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢,𝘛𝘰𝘭𝘪𝘢𝘳𝘢 ny fotoana rehetra tao amin’ny HAVORIA Anosy  ka afaka nandray anjara ireo mpanakanto sy mpamorona avy any an-toerana.
Tontosa nandritra ity fotoana ity koa ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny OMDA sy ny tranom-piantohana NY HAVANA.
Taorian’ny tatitry ny zava-bita sy ny tatitra ara-bola nadritra ny taona 2025, dia nisy ny fanampim-panazavana ho fantatry ny mpikambana avy amin’ny orinasa MANOOVA sy ny Studio MG mahakasika ireo fivoarana ara-teknôlôjika eo amin’ny sehatry ny asa iarahan’izy ireo.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1384
+imgSrc: "uploads/images/2-69944e3a3566b.jpg"
+title: "NAMPAHAFANTARINA NANDRITRA NY FIVORIAMBEN' NY MPANAKANTO SY MPAMORONA IREO FANAVAOZANA EO ANIVON' NY OMDA"

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.32 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/7-69940e3ee6dcf.jpg"
"title" => "NAMPIRANTY NY FAHA 51 TAONA NAHAFATESAN' NY KOLONELY RICHARD RATSIMANDRAVA 11 FEBROARY 1975- 11 FEBROARY 2026"
"subtitle" => "17 Feb 2026"
"description" => "
Notanterahina androany 13 febroary 2026 ny fanokafana ny ranty an-tsary ho fahatsiarovana ny nahafatesan'ny Kolonely 𝗥𝗶𝗰𝗵𝗮𝗿𝗱 𝗥𝗔𝗧𝗦𝗜𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗩𝗔, 𝘧𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘭𝘢𝘨𝘢𝘴𝘺, izay maty notifirina ny alin'ny 𝟭𝟭 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟭𝟵𝟳𝟱, andro vitsy taorian’ny nandraisany ny fitondrana. Nanatrika ny fotoana sady nisolon-tena ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂, ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝘛𝘳𝘢𝘯𝘰𝘮𝘣𝘰𝘬𝘪𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘦𝘵𝘰 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢, 𝑹𝑨𝑽𝑶𝑵𝑰𝑨𝑹𝑰𝑺𝑶𝑵 Noel 𝑳𝒊𝒗𝒂 sy Ramatoa 𝑫𝒂𝒏𝒊𝒆𝒍𝒍𝒆 𝑹𝑨𝑻𝑺𝑰𝑴𝑨𝑵𝑫𝑹𝑨𝑽𝑨 zanany izany hetsika izany, natao ho fanehoana ny lanjan’ny fitiavan-tanindrazana.
Nasongadina tamin'izany ny maha 𝒕𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒎𝒃𝒐𝒏𝒊𝒏𝒂𝒉𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒎𝒃𝒐𝒏𝒚 azy; tena 𝒕𝒊𝒂 𝒕𝒂𝒏𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 , nanana vina hanao fanovan-drafitra ny fitondrana eto Madagasikara.
Foto-kevitra najorony ny 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲𝘇𝗮𝗻-𝗱𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗼𝗸𝗼𝗻𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 izay fototry ny fampandrosoana ny firenena,  fanomezan-danja ny firaisan-kinam-pirenena, fametrahana ny fahamarinana sy ny ady amin'ny kolikoly, fitondrana miezaka manakaiky vahoaka , ary ny fametrahana ny vatoeka sy ny maro hafa.
𝗩𝗮𝗸𝗼𝗸𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗼𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝗮𝗻- 𝘁𝘀𝗮𝗿𝘆 voatahiry ao amin'ny  Tranombokim-pirenena  no aranty ao amin'ny Trano Sary Ambohidahy mandritra ny roa herinandro ary misokatra ho an’ny daholobe. Natao hotsidihina maimaimpoana izany .

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1431
+imgSrc: "uploads/images/7-69940e3ee6dcf.jpg"
+title: "NAMPIRANTY NY FAHA 51 TAONA NAHAFATESAN' NY KOLONELY RICHARD RATSIMANDRAVA 11 FEBROARY 1975- 11 FEBROARY 2026"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "17 Feb 2026"
+description: "
Notanterahina androany 13 febroary 2026 ny fanokafana ny ranty an-tsary ho fahatsiarovana ny nahafatesan'ny Kolonely 𝗥𝗶𝗰𝗵𝗮𝗿𝗱 𝗥𝗔𝗧𝗦𝗜𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗩𝗔, 𝘧𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘭𝘢𝘨𝘢𝘴𝘺, izay maty notifirina ny alin'ny 𝟭𝟭 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟭𝟵𝟳𝟱, andro vitsy taorian’ny nandraisany ny fitondrana. Nanatrika ny fotoana sady nisolon-tena ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂, ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝘛𝘳𝘢𝘯𝘰𝘮𝘣𝘰𝘬𝘪𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘦𝘵𝘰 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢, 𝑹𝑨𝑽𝑶𝑵𝑰𝑨𝑹𝑰𝑺𝑶𝑵 Noel 𝑳𝒊𝒗𝒂 sy Ramatoa 𝑫𝒂𝒏𝒊𝒆𝒍𝒍𝒆 𝑹𝑨𝑻𝑺𝑰𝑴𝑨𝑵𝑫𝑹𝑨𝑽𝑨 zanany izany hetsika izany, natao ho fanehoana ny lanjan’ny fitiavan-tanindrazana.
Nasongadina tamin'izany ny maha 𝒕𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒎𝒃𝒐𝒏𝒊𝒏𝒂𝒉𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒎𝒃𝒐𝒏𝒚 azy; tena 𝒕𝒊𝒂 𝒕𝒂𝒏𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 , nanana vina hanao fanovan-drafitra ny fitondrana eto Madagasikara.
Foto-kevitra najorony ny 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲𝘇𝗮𝗻-𝗱𝗮𝗻𝗷𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗼𝗸𝗼𝗻𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 izay fototry ny fampandrosoana ny firenena,  fanomezan-danja ny firaisan-kinam-pirenena, fametrahana ny fahamarinana sy ny ady amin'ny kolikoly, fitondrana miezaka manakaiky vahoaka , ary ny fametrahana ny vatoeka sy ny maro hafa.
𝗩𝗮𝗸𝗼𝗸𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗼𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝗮𝗻- 𝘁𝘀𝗮𝗿𝘆 voatahiry ao amin'ny  Tranombokim-pirenena  no aranty ao amin'ny Trano Sary Ambohidahy mandritra ny roa herinandro ary misokatra ho an’ny daholobe. Natao hotsidihina maimaimpoana izany .

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.22 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/627815186-1323457303158751-7526414642581453324-n-698d79ff3caf7.jpg"
"title" => "ALO HIANATRA FITENIM-PARITRY"
"subtitle" => "12 Feb 2026"
"description" => "
Fomba fanaovana veloma alohan'ny handeha, amin'ny fiteny 𝙩𝙨𝙞𝙢𝙞𝙝𝙚𝙩𝙮, faritra Sofia, no ifampizarana amintsika androany.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1478
+imgSrc: "uploads/images/627815186-1323457303158751-7526414642581453324-n-698d79ff3caf7.jpg"
+title: "ALO HIANATRA FITENIM-PARITRY"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 Feb 2026"
+description: "
Fomba fanaovana veloma alohan'ny handeha, amin'ny fiteny 𝙩𝙨𝙞𝙢𝙞𝙝𝙚𝙩𝙮, faritra Sofia, no ifampizarana amintsika androany.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.27 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/627143471-1322252353279246-6367225923335435454-n-69898e1fb6df1.jpg"
"title" => "TSAPIKY FESTIVALY"
"subtitle" => "09 Feb 2026"
"description" => "
𝟮𝟳 𝘀𝘆 𝟮𝟴 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 2026 ao Toliary.
Hetsika manandratra ny 𝑲𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚.
Voasoratra eo anivon’ny UNESCO ho isan’ny 𝑯𝑨𝑹𝑬𝑴𝑩𝑨𝑲𝑶𝑲𝑨 𝑻𝑺𝒀 𝑨𝒁𝑶 𝑻𝑺𝑨𝑷𝑨𝑰𝑵-𝑻𝑨𝑵𝑨𝑵𝑨 𝑯𝑶 𝑨𝑵’𝑵𝒀 𝒁𝑨𝑵𝑨𝑲’𝑶𝑳𝑶𝑴𝑩𝑬𝑳𝑶𝑵𝑨 ny 𝙏𝙎𝘼𝙋𝙄𝙆𝙔, 𝙜𝙖𝙙𝙤𝙣𝙖 𝙢𝙤𝙯𝙞𝙠𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 avy amin’ny faritra Atsimo Andrefan’i Madagasikara.
𝑴𝒊𝒂𝒗𝒊𝒂 𝑰𝒂𝒃𝒚 𝒇𝒂 𝑻𝑺𝑨𝑷𝑰𝑲𝒀 𝒕𝒐𝒚 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒓𝒐𝒍𝒂𝒉𝒚

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1531
+imgSrc: "uploads/images/627143471-1322252353279246-6367225923335435454-n-69898e1fb6df1.jpg"
+title: "TSAPIKY FESTIVALY"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "09 Feb 2026"
+description: "
𝟮𝟳 𝘀𝘆 𝟮𝟴 𝗳𝗲𝗯𝗿𝗼𝗮𝗿𝘆 2026 ao Toliary.
Hetsika manandratra ny 𝑲𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚.
Voasoratra eo anivon’ny UNESCO ho isan’ny 𝑯𝑨𝑹𝑬𝑴𝑩𝑨𝑲𝑶𝑲𝑨 𝑻𝑺𝒀 𝑨𝒁𝑶 𝑻𝑺𝑨𝑷𝑨𝑰𝑵-𝑻𝑨𝑵𝑨𝑵𝑨 𝑯𝑶 𝑨𝑵’𝑵𝒀 𝒁𝑨𝑵𝑨𝑲’𝑶𝑳𝑶𝑴𝑩𝑬𝑳𝑶𝑵𝑨 ny 𝙏𝙎𝘼𝙋𝙄𝙆𝙔, 𝙜𝙖𝙙𝙤𝙣𝙖 𝙢𝙤𝙯𝙞𝙠𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 avy amin’ny faritra Atsimo Andrefan’i Madagasikara.
𝑴𝒊𝒂𝒗𝒊𝒂 𝑰𝒂𝒃𝒚 𝒇𝒂 𝑻𝑺𝑨𝑷𝑰𝑲𝒀 𝒕𝒐𝒚 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒓𝒐𝒍𝒂𝒉𝒚

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.22 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/1-69898ab2751e4.jpg"
"title" => "RANKIZY O 'NDAO HAMAKY BOKY"
"subtitle" => "09 Feb 2026"
"description" => "
Tongava mamaky ireo boky nosoratana mpanoratra malagasy ao amin’ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM  ANOSY - 𝙀𝙛𝙞𝙩𝙧𝙖𝙣𝙤 𝙅𝙖𝙤𝙢𝙖𝙣𝙤𝙧𝙤.
Misokatra 𝙞𝙨𝙖𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1578
+imgSrc: "uploads/images/1-69898ab2751e4.jpg"
+title: "RANKIZY O 'NDAO HAMAKY BOKY"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "09 Feb 2026"
+description: "
Tongava mamaky ireo boky nosoratana mpanoratra malagasy ao amin’ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM  ANOSY - 𝙀𝙛𝙞𝙩𝙧𝙖𝙣𝙤 𝙅𝙖𝙤𝙢𝙖𝙣𝙤𝙧𝙤.
Misokatra 𝙞𝙨𝙖𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.34 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/1-69843a5e60b32.jpg"
"title" => "FAMPIROBOROBOANA NY TONTOLON' NY BOKY ATAON' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NAMPAHAFANTATRA ANDROANY NY DIARIN' I ANNE FRANK VITA TENY MALAGASY"
"subtitle" => "05 Feb 2026"
"description" => "
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy androany alarobia 4 febroary 2026 tao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy ilay boky «𝑵𝒚 𝑫𝒊𝒂𝒓𝒊𝒏’𝒊 𝑨𝒏𝒏𝒆 𝑭𝒓𝒂𝒏𝒌 » 𝙙𝙞𝙠𝙖 𝙩𝙚𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 ny boky «𝐿𝑒 𝑗𝑜𝑢𝑟𝑛𝑎𝑙 𝑑’𝐴𝑛𝑛𝑒 𝐹𝑟𝑎𝑛𝑘 ».
Boky vokatry ny Voankevitra avy amin’ i 𝒁𝒐𝒖𝒛𝒂𝒓 𝑩𝑶𝑼𝑲𝑨, Filohan’ny VIMA - 𝑉𝑖𝑠𝑖𝑜𝑛 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑐𝑎𝑟, ary nadikan’ireo mpanoratra malagasy 𝘔𝘪𝘤𝘩𝘦̀𝘭𝘦 𝘙𝘈𝘒𝘖𝘛𝘖𝘚𝘖𝘕 sy 𝘙𝘪𝘢𝘮𝘣𝘰𝘭𝘢 𝘔𝘐𝘛𝘐𝘈.
Tonga nanome voninahitra ny hetsika sady nandray ireo boky ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, notronin’ireo mpiara-miasa aminy 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘬𝘳𝘦𝘵𝘦𝘳𝘢 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘺, 𝘯𝘺 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢, 𝘢𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘛𝘳𝘢𝘯𝘰𝘮𝘣𝘰𝘬𝘪𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 sy ireo 𝘵𝘰𝘮𝘱𝘰𝘯𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘪𝘬𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘴𝘢𝘮𝘪𝘩𝘢𝘧𝘢 eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢; teo koa ireo mpiara-miombona antoka rehetra niara-nisalahy tamin’ny fandraketana izao diary izao, ary ny Filoha lefitra misahana ny serasera eo anivon’ny VIMA 𝘛𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘙𝘈𝘑𝘈𝘖𝘕𝘈.
«𝑵𝒚 𝑫𝒊𝒂𝒓𝒊𝒏’𝒊 𝑨𝒏𝒏𝒆 𝑭𝒓𝒂𝒏𝒌 » dia fitantarana nataon’ilay tovovavy jiosy 14 taona, voaheloka ho lasibatry ny fanenjehana sy ny fandringanana, izay niafina tao anaty toerana tery nandritra ny roa taona, sady tsy nanan-kery hiaro tena, tantara teo anelanelan’ny taona 1942 sy 1944, nandritra ny Ady Lehibe Faharoa, teo ambany herin’ny Nazia.
Marihina fa ny «𝑵𝒚 𝑫𝒊𝒂𝒓𝒊𝒏’𝒊 𝑨𝒏𝒏𝒆 𝑭𝒓𝒂𝒏𝒌 » dia efa 𝘯𝘢𝘥𝘪𝘬𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘵𝘦𝘯𝘺 𝘮𝘪𝘩𝘰𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘺 70 𝘮𝘢𝘯𝘦𝘳𝘢𝘯-𝘵𝘢𝘯𝘺, ary izao 𝙫𝙞𝙩𝙖 𝙙𝙞𝙠𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙩𝙚𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 izao. Nisy koa ny fanovana azy ho tantara an-tsehatra sy ho sarimihetsika. Hatramin’ny taona 2009 dia voasoratra ao amin’ny Rejisitry ny Fahatsiarovana Iraisam-pirenena an’ny UNESCO izy, ho lova ara-taratasy manan-danja ho an’izao tontolo izao.
Nisy koa ny fanolorana boky ho an’ireo tranomboky sy sekoly maro manerana ny Nosy.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1625
+imgSrc: "uploads/images/1-69843a5e60b32.jpg"
+title: "FAMPIROBOROBOANA NY TONTOLON' NY BOKY ATAON' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NAMPAHAFANTATRA ANDROANY NY DIARIN' I ANNE FRANK VITA TENY MALAGASY"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "05 Feb 2026"
+description: "
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy androany alarobia 4 febroary 2026 tao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy ilay boky «𝑵𝒚 𝑫𝒊𝒂𝒓𝒊𝒏’𝒊 𝑨𝒏𝒏𝒆 𝑭𝒓𝒂𝒏𝒌 » 𝙙𝙞𝙠𝙖 𝙩𝙚𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 ny boky «𝐿𝑒 𝑗𝑜𝑢𝑟𝑛𝑎𝑙 𝑑’𝐴𝑛𝑛𝑒 𝐹𝑟𝑎𝑛𝑘 ».
Boky vokatry ny Voankevitra avy amin’ i 𝒁𝒐𝒖𝒛𝒂𝒓 𝑩𝑶𝑼𝑲𝑨, Filohan’ny VIMA - 𝑉𝑖𝑠𝑖𝑜𝑛 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑐𝑎𝑟, ary nadikan’ireo mpanoratra malagasy 𝘔𝘪𝘤𝘩𝘦̀𝘭𝘦 𝘙𝘈𝘒𝘖𝘛𝘖𝘚𝘖𝘕 sy 𝘙𝘪𝘢𝘮𝘣𝘰𝘭𝘢 𝘔𝘐𝘛𝘐𝘈.
Tonga nanome voninahitra ny hetsika sady nandray ireo boky ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, notronin’ireo mpiara-miasa aminy 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘬𝘳𝘦𝘵𝘦𝘳𝘢 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘺, 𝘯𝘺 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢, 𝘢𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘛𝘳𝘢𝘯𝘰𝘮𝘣𝘰𝘬𝘪𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 sy ireo 𝘵𝘰𝘮𝘱𝘰𝘯𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘪𝘬𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘴𝘢𝘮𝘪𝘩𝘢𝘧𝘢 eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢; teo koa ireo mpiara-miombona antoka rehetra niara-nisalahy tamin’ny fandraketana izao diary izao, ary ny Filoha lefitra misahana ny serasera eo anivon’ny VIMA 𝘛𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘙𝘈𝘑𝘈𝘖𝘕𝘈.
«𝑵𝒚 𝑫𝒊𝒂𝒓𝒊𝒏’𝒊 𝑨𝒏𝒏𝒆 𝑭𝒓𝒂𝒏𝒌 » dia fitantarana nataon’ilay tovovavy jiosy 14 taona, voaheloka ho lasibatry ny fanenjehana sy ny fandringanana, izay niafina tao anaty toerana tery nandritra ny roa taona, sady tsy nanan-kery hiaro tena, tantara teo anelanelan’ny taona 1942 sy 1944, nandritra ny Ady Lehibe Faharoa, teo ambany herin’ny Nazia.
Marihina fa ny «𝑵𝒚 𝑫𝒊𝒂𝒓𝒊𝒏’𝒊 𝑨𝒏𝒏𝒆 𝑭𝒓𝒂𝒏𝒌 » dia efa 𝘯𝘢𝘥𝘪𝘬𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘵𝘦𝘯𝘺 𝘮𝘪𝘩𝘰𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘺 70 𝘮𝘢𝘯𝘦𝘳𝘢𝘯-𝘵𝘢𝘯𝘺, ary izao 𝙫𝙞𝙩𝙖 𝙙𝙞𝙠𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙩𝙚𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 izao. Nisy koa ny fanovana azy ho tantara an-tsehatra sy ho sarimihetsika. Hatramin’ny taona 2009 dia voasoratra ao amin’ny Rejisitry ny Fahatsiarovana Iraisam-pirenena an’ny UNESCO izy, ho lova ara-taratasy manan-danja ho an’izao tontolo izao.
Nisy koa ny fanolorana boky ho an’ireo tranomboky sy sekoly maro manerana ny Nosy.

Sidebar App\Twig\Components\Sidebar 4.0 MiB 0.55 ms
Input props

Attributes

Component
App\Twig\Components\Sidebar {#1704
+categories: [
App\Entity\Article\Category {#1713
-id: 1
-title: "Ministère"
-description: "Ministère"
-image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png"
-createdAt: DateTime @1740413642 {#1712
date: 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1714 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1716 …}

App\Entity\Article\Category {#1719
-id: 2
-title: "Communication"
-description: "Direction Générale de la Communication"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414753 {#1718
date: 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1720 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1722 …}

App\Entity\Article\Category {#797
-id: 3
-title: "Culture"
-description: "Direction Générale de la Culture"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414786 {#786
date: 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …}

App\Entity\Article\Category {#1725
-id: 4
-title: "Conseil"
-description: "Conseil"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414813 {#1724
date: 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1726 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1728 …}

App\Entity\Article\Category {#1731
-id: 5
-title: "Actualités"
-description: "Actualités"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414868 {#1730
date: 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1732 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1734 …}

App\Entity\Article\Category {#1518
-id: 6
-title: "Slides"
-description: "Slides"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414897 {#1519
date: 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1525 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1527 …}

App\Entity\Article\Category {#1737
-id: 7
-title: "Promotion langue"
-description: "Promotion langue"
-image: null
-createdAt: DateTime @1742494305 {#1736
date: 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1738 …}
-parent: App\Entity\Article\Category {#797}
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1740 …}

App\Entity\Article\Category {#1743
-id: 8
-title: "General"
-description: null
-image: null
-createdAt: DateTime @1742895753 {#1742
date: 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1744 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1746 …}

+actu: App\Entity\Article\Article {#572 …}
-crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …}
-arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …}