GET https://www.mcc.gov.mg/page/3?page=4

Components

2 Twig Components
10 Render Count
5 ms Render Time
10.0 MiB Memory Usage

Components

Name Metadata Render Count Render Time
CardBlog
"App\Twig\Components\CardBlog"
components/CardBlog.html.twig
9 3.99ms
Sidebar
"App\Twig\Components\Sidebar"
components/Sidebar.html.twig
1 0.68ms

Render calls

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 10.0 MiB 1.39 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/618123813-1309580331213115-5053057789504899425-n-69772cc26b1c2.jpg"
"title" => "MINISITERAN'NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA : TOLORANA MARI-BONINAHITRA SY OMEN-KAJA AVOKOA IZAY REHETRA NAHAVITA BE TEO AMIN'NY SEHATRY NY KANTO SY NY KOLONTSAINA MALAGASY."
"subtitle" => "26 Jan 2026"
"description" => "

Komity ahitana solon-tena avy amin'ny minisitera, toy ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Siantifika; ny Fanabeazam-pirenena; ny Fizahantany sy ny asa tanana. Mandrafitra ny komity koa ny solon-tena avy eo anivon'ny  Akademia malagasy; manampy izany ny avy eo anivon'ny Arisivam-pirenena; ny Com-nat Unesco ary ny solon-tena anatiny avy eto anivon'ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯'𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 no miara-mandinika sy mifantina ireo mpisehatra sy mpanakanto hisitraka ny 𝙈𝙖𝙧𝙞-𝙗𝙤𝙣𝙞𝙣𝙖𝙝𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙎𝙤𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 mialoha ny fanolorana.

Tsy misy atao zanak’ikalahafa fa ezahin’ny 𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 omen-kaja avokoa izay rehetra 𝙣𝙖𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙫𝙤 𝙣𝙮 𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙠𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 araka ny nambaran’ny  𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂.

Hitohy amin’ireo sokajy hafa izany, ho fankasitrahana, ary indrindra 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂 ireo mpanandratra avo ny 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1058
+imgSrc: "uploads/images/618123813-1309580331213115-5053057789504899425-n-69772cc26b1c2.jpg"
+title: "MINISITERAN'NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA : TOLORANA MARI-BONINAHITRA SY OMEN-KAJA AVOKOA IZAY REHETRA NAHAVITA BE TEO AMIN'NY SEHATRY NY KANTO SY NY KOLONTSAINA MALAGASY."
+titleSize: "h5"
+subtitle: "26 Jan 2026"
+description: "

Komity ahitana solon-tena avy amin'ny minisitera, toy ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Siantifika; ny Fanabeazam-pirenena; ny Fizahantany sy ny asa tanana. Mandrafitra ny komity koa ny solon-tena avy eo anivon'ny  Akademia malagasy; manampy izany ny avy eo anivon'ny Arisivam-pirenena; ny Com-nat Unesco ary ny solon-tena anatiny avy eto anivon'ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯'𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 no miara-mandinika sy mifantina ireo mpisehatra sy mpanakanto hisitraka ny 𝙈𝙖𝙧𝙞-𝙗𝙤𝙣𝙞𝙣𝙖𝙝𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙎𝙤𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 mialoha ny fanolorana.

Tsy misy atao zanak’ikalahafa fa ezahin’ny 𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 omen-kaja avokoa izay rehetra 𝙣𝙖𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙫𝙤 𝙣𝙮 𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙠𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 araka ny nambaran’ny  𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂.

Hitohy amin’ireo sokajy hafa izany, ho fankasitrahana, ary indrindra 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂 ireo mpanandratra avo ny 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 10.0 MiB 0.44 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/618117684-1308808124623669-5357913917950384544-n-697727b5be764.jpg"
"title" => "NOVALIN’NY MINISITRA GASCAR FENOSOA NY HETAHETAN'IREO MPISEHATRA ARA-KOLONTSAINA  TAMIN'NY ALALAN'NY FANOLORANA MARI-BONINAHITRA TAO TOAMASINA"
"subtitle" => "26 Jan 2026"
"description" => "

Nandritra ny roa taona no nanaovan’ireo mpisehatra ara-kolontsaina ao amin’ny Faritra Atsinanan'ny Nosy ny fangatahana teo anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina mba hisitraka 𝙈𝙖𝙧𝙞-𝙗𝙤𝙣𝙞𝙣𝙖𝙝𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙎𝙤𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 ka tanteraka izany ankehitriny.

Tonga nanolotra 𝘮𝘢𝘳𝘪-𝘣𝘰𝘯𝘪𝘯𝘢𝘩𝘪𝘵𝘳𝘢 ho an’ireo 𝗺𝗽𝗶𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗸𝗼𝗹𝗼𝗻𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 sy mpisehatra eo amin’ny tontolon’ ny serasera tao 𝙏𝙤𝙖𝙢𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖 ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 ny zoma 23 janoary 2026, izay nahitana sokajina 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐 toy ny 𝑴𝒑𝒊𝒉𝒊𝒓𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒌𝒂 𝒔𝒂𝒓𝒊𝒑𝒊𝒌𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒈𝒂𝒛𝒆𝒕𝒚 𝒂𝒓𝒂-𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂, 𝑴𝒑𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂𝒓𝒂 𝒉𝒆𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂, 𝑴𝒑𝒊𝒍𝒂𝒍𝒂𝒐 𝒔𝒂𝒓𝒊𝒎𝒊𝒉𝒆𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒓𝒚 𝑴𝒑𝒊𝒌𝒂𝒃𝒂𝒓𝒚.

Lanonana niavaka tokoa ity tao Toamasina ity noho ny fanotronan’ny 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢 𝑵𝒚 𝑲𝒐̂𝒍𝒐̂𝒏𝒆𝒍𝒚 𝑹𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑴𝒊𝒄𝒉𝒂𝒆̈𝒍, izay nanome voninahitra ireo mpisehatra sy ny 𝗞𝗼𝗹𝗼𝗻𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆.

Nandritra ny fakan-kevitra ara-kolontsaina nokarakarain’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 nanomboka ny 13 novambra 2025 lasa teo no nanamafisan’ireo mpisehatra ny hetahetan’izy ireo, ka androany dia miisa 𝟱𝟳 ireo 𝗺𝗽𝗶𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 nisitraka mari-boninahitra, ka ny 36 amin’ireo no notolorana 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑎𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑙'𝑂𝑟𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐿𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒, 16 nosalorana ny 𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑖𝑒𝑟 𝑑𝑒 𝑙'𝑂𝑟𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐿𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒, ary miisa 05  ny 𝐶ℎ𝑒𝑣𝑎𝑙𝑖𝑒𝑟 𝑑𝑒 𝑙'𝑂𝑟𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐿𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒.

Nambaran’ny Minisitra fa "𝑹𝒂𝒓𝒊𝒏𝒚 𝒓𝒂𝒉𝒂 𝒂𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒑𝒊𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒂𝒕𝒓𝒊𝒂 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒍𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆 𝒆𝒐 𝒂𝒏𝒊𝒗𝒐𝒏’𝒏𝒚 k𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 𝒏𝒐 𝒊𝒎𝒂𝒔𝒐𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒆𝒓𝒂 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒉𝒚 𝒂𝒏𝒌𝒆𝒉𝒊𝒕𝒓𝒊𝒏𝒚 𝒓𝒂𝒉𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒉𝒊𝒕𝒂𝒏𝒊𝒔𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒕𝒆𝒕𝒊𝒌𝒂𝒔𝒂 𝒈𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒆𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 "𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑲𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂" 𝒔𝒚 𝒏𝒚 "𝑻𝒂𝒐𝒎𝒃𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚," 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒆𝒇𝒂 𝒔𝒂𝒎𝒚 𝒅𝒊𝒏𝒊𝒉𝒊𝒏𝒂 𝒆𝒐 𝒂𝒏𝒊𝒗𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒕𝒐𝒏𝒅𝒓𝒂𝒎-𝒑𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 𝒂𝒏𝒌𝒆𝒉𝒊𝒕𝒓𝒊𝒏𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒆𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒛𝒚.

Sahaben’ny kolontsaina ny Faritra Atsinanana, ary vavolombelon’ny firoboroboan’ny kolontsaina sy fivelaran’ny zavakanto aty Atsinanana izao fahavitrihan’ny mpisehatra ara-kolontsaina ao an-toerana izao, izay ahitana 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒔𝒂𝒓𝒚 𝒉𝒐𝒔𝒐𝒅𝒐𝒌𝒐, 𝑴𝒑𝒂𝒎𝒐𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒔𝒚 𝒎𝒑𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂𝒓𝒂 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐, 𝑴𝒑𝒂𝒌𝒂 𝒔𝒂𝒓𝒊𝒑𝒊𝒌𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒎𝒐𝒓𝒐𝒏-𝒌𝒊𝒓𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒔𝒂𝒓𝒊𝒔𝒐𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂, 𝒎𝒑𝒊𝒕𝒆𝒏𝒅𝒓𝒚, 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒊𝒉𝒚, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒗𝒂𝒌𝒐𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒔𝒂𝒓𝒚, 𝑴𝒑𝒊𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 𝒂𝒏𝒈𝒂𝒏𝒐, 𝑴𝒑𝒊𝒍𝒂𝒍𝒂𝒐 𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝑺𝑳𝑨𝑴.

Niandraikitra ny fanomanana tao an-toerana ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsinanana notarihin’ny Talem-paritra mpisolo toerana 𝑯𝑨𝑹𝑰𝑺𝑶𝑵 𝑺𝒕𝒆́𝒑𝒉𝒂𝒏𝒊𝒐 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒆́.

Nahitana solon-tena nisitraka mari-boninahitra androany koa ny avy amin’ireo distrika manodidina toa an’i 𝘽𝙧𝙞𝙘𝙠𝙖𝙫𝙞𝙡𝙡𝙚, 𝙏𝙤𝙖𝙢𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙧𝙤𝙖, 𝙑𝙖𝙩𝙤𝙢𝙖𝙣𝙙𝙧𝙮, ary 𝙈𝙖𝙝𝙖𝙣𝙤𝙧𝙤, ankoatra ireo avy ao Toamasina renivohitra.

Sary : DRCC Atsinanana | Mpanakanto Denise | Mpanakanto Jannia Blast’in.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1311
+imgSrc: "uploads/images/618117684-1308808124623669-5357913917950384544-n-697727b5be764.jpg"
+title: "NOVALIN’NY MINISITRA GASCAR FENOSOA NY HETAHETAN'IREO MPISEHATRA ARA-KOLONTSAINA  TAMIN'NY ALALAN'NY FANOLORANA MARI-BONINAHITRA TAO TOAMASINA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "26 Jan 2026"
+description: "

Nandritra ny roa taona no nanaovan’ireo mpisehatra ara-kolontsaina ao amin’ny Faritra Atsinanan'ny Nosy ny fangatahana teo anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina mba hisitraka 𝙈𝙖𝙧𝙞-𝙗𝙤𝙣𝙞𝙣𝙖𝙝𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙖𝙣𝙩𝙤 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙎𝙤𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙆𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 ka tanteraka izany ankehitriny.

Tonga nanolotra 𝘮𝘢𝘳𝘪-𝘣𝘰𝘯𝘪𝘯𝘢𝘩𝘪𝘵𝘳𝘢 ho an’ireo 𝗺𝗽𝗶𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗸𝗼𝗹𝗼𝗻𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 sy mpisehatra eo amin’ny tontolon’ ny serasera tao 𝙏𝙤𝙖𝙢𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖 ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 ny zoma 23 janoary 2026, izay nahitana sokajina 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐 toy ny 𝑴𝒑𝒊𝒉𝒊𝒓𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒌𝒂 𝒔𝒂𝒓𝒊𝒑𝒊𝒌𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒈𝒂𝒛𝒆𝒕𝒚 𝒂𝒓𝒂-𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂, 𝑴𝒑𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂𝒓𝒂 𝒉𝒆𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂, 𝑴𝒑𝒊𝒍𝒂𝒍𝒂𝒐 𝒔𝒂𝒓𝒊𝒎𝒊𝒉𝒆𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒓𝒚 𝑴𝒑𝒊𝒌𝒂𝒃𝒂𝒓𝒚.

Lanonana niavaka tokoa ity tao Toamasina ity noho ny fanotronan’ny 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢 𝑵𝒚 𝑲𝒐̂𝒍𝒐̂𝒏𝒆𝒍𝒚 𝑹𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑵𝑰𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑴𝒊𝒄𝒉𝒂𝒆̈𝒍, izay nanome voninahitra ireo mpisehatra sy ny 𝗞𝗼𝗹𝗼𝗻𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆.

Nandritra ny fakan-kevitra ara-kolontsaina nokarakarain’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 nanomboka ny 13 novambra 2025 lasa teo no nanamafisan’ireo mpisehatra ny hetahetan’izy ireo, ka androany dia miisa 𝟱𝟳 ireo 𝗺𝗽𝗶𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 nisitraka mari-boninahitra, ka ny 36 amin’ireo no notolorana 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑎𝑛𝑑𝑒𝑢𝑟 𝑑𝑒 𝑙'𝑂𝑟𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐿𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒, 16 nosalorana ny 𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑖𝑒𝑟 𝑑𝑒 𝑙'𝑂𝑟𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐿𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒, ary miisa 05  ny 𝐶ℎ𝑒𝑣𝑎𝑙𝑖𝑒𝑟 𝑑𝑒 𝑙'𝑂𝑟𝑑𝑟𝑒 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑟𝑡𝑠 𝑑𝑒𝑠 𝐿𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐶𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒.

Nambaran’ny Minisitra fa "𝑹𝒂𝒓𝒊𝒏𝒚 𝒓𝒂𝒉𝒂 𝒂𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒑𝒊𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒂𝒕𝒓𝒊𝒂 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒍𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆 𝒆𝒐 𝒂𝒏𝒊𝒗𝒐𝒏’𝒏𝒚 k𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 𝒏𝒐 𝒊𝒎𝒂𝒔𝒐𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒆𝒓𝒂 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒉𝒚 𝒂𝒏𝒌𝒆𝒉𝒊𝒕𝒓𝒊𝒏𝒚 𝒓𝒂𝒉𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒉𝒊𝒕𝒂𝒏𝒊𝒔𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒕𝒆𝒕𝒊𝒌𝒂𝒔𝒂 𝒈𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒆𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 "𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑲𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂" 𝒔𝒚 𝒏𝒚 "𝑻𝒂𝒐𝒎𝒃𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚," 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒆𝒇𝒂 𝒔𝒂𝒎𝒚 𝒅𝒊𝒏𝒊𝒉𝒊𝒏𝒂 𝒆𝒐 𝒂𝒏𝒊𝒗𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒕𝒐𝒏𝒅𝒓𝒂𝒎-𝒑𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 𝒂𝒏𝒌𝒆𝒉𝒊𝒕𝒓𝒊𝒏𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒆𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒛𝒚.

Sahaben’ny kolontsaina ny Faritra Atsinanana, ary vavolombelon’ny firoboroboan’ny kolontsaina sy fivelaran’ny zavakanto aty Atsinanana izao fahavitrihan’ny mpisehatra ara-kolontsaina ao an-toerana izao, izay ahitana 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒔𝒂𝒓𝒚 𝒉𝒐𝒔𝒐𝒅𝒐𝒌𝒐, 𝑴𝒑𝒂𝒎𝒐𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒔𝒚 𝒎𝒑𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂𝒓𝒂 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐, 𝑴𝒑𝒂𝒌𝒂 𝒔𝒂𝒓𝒊𝒑𝒊𝒌𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒎𝒐𝒓𝒐𝒏-𝒌𝒊𝒓𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒔𝒂𝒓𝒊𝒔𝒐𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂, 𝒎𝒑𝒊𝒕𝒆𝒏𝒅𝒓𝒚, 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒊𝒉𝒚, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒗𝒂𝒌𝒐𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒔𝒂𝒓𝒚, 𝑴𝒑𝒊𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 𝒂𝒏𝒈𝒂𝒏𝒐, 𝑴𝒑𝒊𝒍𝒂𝒍𝒂𝒐 𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝑺𝑳𝑨𝑴.

Niandraikitra ny fanomanana tao an-toerana ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsinanana notarihin’ny Talem-paritra mpisolo toerana 𝑯𝑨𝑹𝑰𝑺𝑶𝑵 𝑺𝒕𝒆́𝒑𝒉𝒂𝒏𝒊𝒐 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒆́.

Nahitana solon-tena nisitraka mari-boninahitra androany koa ny avy amin’ireo distrika manodidina toa an’i 𝘽𝙧𝙞𝙘𝙠𝙖𝙫𝙞𝙡𝙡𝙚, 𝙏𝙤𝙖𝙢𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙧𝙤𝙖, 𝙑𝙖𝙩𝙤𝙢𝙖𝙣𝙙𝙧𝙮, ary 𝙈𝙖𝙝𝙖𝙣𝙤𝙧𝙤, ankoatra ireo avy ao Toamasina renivohitra.

Sary : DRCC Atsinanana | Mpanakanto Denise | Mpanakanto Jannia Blast’in.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 10.0 MiB 0.55 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/619057580-1308059631365185-2582145335239727037-n-697709fb98c3c.jpg"
"title" => "ALO HIANATRA FITENIM-PARITRY"
"subtitle" => "26 Jan 2026"
"description" => "
Ny fomba fanaovana veloma sy firarian-tsoa alohan'ny handeha amin'ny fiteny ao amin'ny faritra 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗡𝗝𝗜𝗥𝗢𝗙𝗢 no zaraina ho antsika androany.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1269
+imgSrc: "uploads/images/619057580-1308059631365185-2582145335239727037-n-697709fb98c3c.jpg"
+title: "ALO HIANATRA FITENIM-PARITRY"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "26 Jan 2026"
+description: "
Ny fomba fanaovana veloma sy firarian-tsoa alohan'ny handeha amin'ny fiteny ao amin'ny faritra 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗡𝗝𝗜𝗥𝗢𝗙𝗢 no zaraina ho antsika androany.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 10.0 MiB 0.31 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/15-6971c3ea82b0f.jpg"
"title" => "NAMPAHAFANTARIN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA AN' IREO MPIANATRA NY ASA SY ANDRAIKITRY NY TRANOMBOKIM-PIRENENA"
"subtitle" => "22 Jan 2026"
"description" => "
Tamin’ny alalan’ny hetsika 𝗩𝗮𝗿𝗮𝘃𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘀𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 natao androany alarobia 21 janoary 2026, nahitana 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒓𝒂𝒏𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒂𝒉𝒊𝒓𝒊𝒏-𝒕𝒔𝒂𝒓𝒚, 𝒇𝒊𝒕𝒔𝒊𝒅𝒊𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒆𝒇𝒊𝒕𝒓𝒂𝒏𝒐 𝒔𝒚 𝒕𝒂𝒉𝒂𝒍𝒂, 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒛𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒗𝒂, 𝒂𝒓𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒋𝒂𝒓𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒑𝒊𝒕𝒔𝒊𝒅𝒊𝒌𝒂 no nampahafantaran’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 ny anjara asan’ny 𝙏𝙧𝙖𝙣𝙤𝙢𝙗𝙤𝙠𝙞𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙚𝙩𝙤 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖, izay notarihin’ ny Sekretera Jeneralin'ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑺𝑶𝑳𝑶𝑭𝑶𝑨𝑹𝑰𝑱𝑨𝑶𝑵𝑨 𝑴𝒊𝒂𝒓𝒚, notronin’ ny Tale Jeneralin'ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara, 𝑹𝑨𝑽𝑶𝑵𝑰𝑨𝑹𝑰𝑺𝑶𝑵 𝑵𝒐𝒆̈𝒍 𝑳𝒊𝒗𝒂; ary ireo mpiara-miasa.
Teo koa ny velan-kevitra  nataon’i RADOMANANTOANINA Tahirisoa izay nijoro vavolombelona sy nampisongadina ny « 𝑨𝒏𝒋𝒂𝒓𝒂 𝒕𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏’ 𝒏𝒚 𝒕𝒓𝒂𝒏𝒐𝒎𝒃𝒐𝒌𝒊𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒔𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 » nentina nampahafantarana ireo asa amana andraikitry ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara. Ankoatra ireo fandaharam-potoana ireo, dia misy koa ankehitriny ny fiaraha-miasa amin’ny mpiara-miombona antoka mba hirosoana amin'ny fandraketana nomerika (𝑑𝑖𝑔𝑖𝑡𝑎𝑙𝑖𝑠𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛) ireo vokatra aranty; ary farany ny momba ny dingana arahin’ny mpanoratra raha te hametraka ny bokiny ao amin’ny Tranombokim-pirenena.
Anisan’ny hetahetan’ireo 𝗺𝗽𝗶𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗯𝗼𝗸𝘆 nivoitra nandritra 𝘧𝘢𝘬𝘢𝘯-𝘬𝘦𝘷𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘢𝘳𝘢-𝘬𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 nokarakarain’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 ny 13 novambra 2025 teo ny hampafahantarana misimisy kokoa  ny asa amana andraikitry ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara.
Ny 𝙏𝙧𝙖𝙣𝙤𝙢𝙗𝙤𝙠𝙞𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙚𝙩𝙤 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 araka izany no miandraikitra ny boky,  mifehy ny sehatry ny boky, ny fampiroboroboana ny rohin’ny boky, ny fitahirizana, ary  fampiroboroboana sy fanapariahana ireo vakoka raki-tsoratra sy raki-tsary.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1384
+imgSrc: "uploads/images/15-6971c3ea82b0f.jpg"
+title: "NAMPAHAFANTARIN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA AN' IREO MPIANATRA NY ASA SY ANDRAIKITRY NY TRANOMBOKIM-PIRENENA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "22 Jan 2026"
+description: "
Tamin’ny alalan’ny hetsika 𝗩𝗮𝗿𝗮𝘃𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘀𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 natao androany alarobia 21 janoary 2026, nahitana 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒓𝒂𝒏𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒂𝒉𝒊𝒓𝒊𝒏-𝒕𝒔𝒂𝒓𝒚, 𝒇𝒊𝒕𝒔𝒊𝒅𝒊𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒆𝒇𝒊𝒕𝒓𝒂𝒏𝒐 𝒔𝒚 𝒕𝒂𝒉𝒂𝒍𝒂, 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒛𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒗𝒂, 𝒂𝒓𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒋𝒂𝒓𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒑𝒊𝒕𝒔𝒊𝒅𝒊𝒌𝒂 no nampahafantaran’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 ny anjara asan’ny 𝙏𝙧𝙖𝙣𝙤𝙢𝙗𝙤𝙠𝙞𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙚𝙩𝙤 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖, izay notarihin’ ny Sekretera Jeneralin'ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑺𝑶𝑳𝑶𝑭𝑶𝑨𝑹𝑰𝑱𝑨𝑶𝑵𝑨 𝑴𝒊𝒂𝒓𝒚, notronin’ ny Tale Jeneralin'ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara, 𝑹𝑨𝑽𝑶𝑵𝑰𝑨𝑹𝑰𝑺𝑶𝑵 𝑵𝒐𝒆̈𝒍 𝑳𝒊𝒗𝒂; ary ireo mpiara-miasa.
Teo koa ny velan-kevitra  nataon’i RADOMANANTOANINA Tahirisoa izay nijoro vavolombelona sy nampisongadina ny « 𝑨𝒏𝒋𝒂𝒓𝒂 𝒕𝒐𝒆𝒓𝒂𝒏’ 𝒏𝒚 𝒕𝒓𝒂𝒏𝒐𝒎𝒃𝒐𝒌𝒊𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒔𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 » nentina nampahafantarana ireo asa amana andraikitry ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara. Ankoatra ireo fandaharam-potoana ireo, dia misy koa ankehitriny ny fiaraha-miasa amin’ny mpiara-miombona antoka mba hirosoana amin'ny fandraketana nomerika (𝑑𝑖𝑔𝑖𝑡𝑎𝑙𝑖𝑠𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛) ireo vokatra aranty; ary farany ny momba ny dingana arahin’ny mpanoratra raha te hametraka ny bokiny ao amin’ny Tranombokim-pirenena.
Anisan’ny hetahetan’ireo 𝗺𝗽𝗶𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗯𝗼𝗸𝘆 nivoitra nandritra 𝘧𝘢𝘬𝘢𝘯-𝘬𝘦𝘷𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘢𝘳𝘢-𝘬𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 nokarakarain’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 ny 13 novambra 2025 teo ny hampafahantarana misimisy kokoa  ny asa amana andraikitry ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara.
Ny 𝙏𝙧𝙖𝙣𝙤𝙢𝙗𝙤𝙠𝙞𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙚𝙩𝙤 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 araka izany no miandraikitra ny boky,  mifehy ny sehatry ny boky, ny fampiroboroboana ny rohin’ny boky, ny fitahirizana, ary  fampiroboroboana sy fanapariahana ireo vakoka raki-tsoratra sy raki-tsary.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 10.0 MiB 0.19 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/616575830-1305185644985917-6672161440521522152-n-696e0be45ef0a.jpg"
"title" => "VARAVARANA MISOKATRA ETO AMIN' NY TRANOMBOKIM-PIRENENA ETO MADAGASIKARA"
"subtitle" => "19 Jan 2026"
"description" => "
Alarobia 21 janoary 2026
Amin'ny 08 - 04 ora sy sasany

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1431
+imgSrc: "uploads/images/616575830-1305185644985917-6672161440521522152-n-696e0be45ef0a.jpg"
+title: "VARAVARANA MISOKATRA ETO AMIN' NY TRANOMBOKIM-PIRENENA ETO MADAGASIKARA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "19 Jan 2026"
+description: "
Alarobia 21 janoary 2026
Amin'ny 08 - 04 ora sy sasany

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 10.0 MiB 0.39 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/16-696dff296f0d5.jpg"
"title" => "FOMBAN-DRAZANA ATSIMO ATSINANANA SY FAMPIROBOROBOANA NY ZAVA-KANTO, NIARA-NIDINIKA TAMIN' IREO AMPANKAJA SY MPANAKANTO NY TALE JENERALIN' NY KOLONTSAINA"
"subtitle" => "19 Jan 2026"
"description" => "
Nidina ifotony manatanteraka fitsidihana ao amin’ny faritra 𝘼𝙩𝙨𝙞𝙢𝙤 𝘼𝙩𝙨𝙞𝙣𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 eo anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑻𝒉𝒆́𝒐 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑽𝑨𝑶 sy ny ekipany. Nisy ny fihaonany tamin’ny 𝘼𝙢𝙥𝙖𝙣𝙟𝙖𝙠𝙖 telo tonta (𝑳𝒐𝒏𝒂𝒌𝒚) ao 𝙁𝙖𝙧𝙖𝙛𝙖𝙣𝙜𝙖𝙣𝙖, nihainoany ny hetahetahan’izy ireo amin’ny fanomezan-kasina sy fampiroboroboana ny 𝒇𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒏𝒆𝒕𝒊𝒏-𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 mampiavaka iny faritra Atsimo Atsinanan’i Madagasikara iny.
Hetahetan’ireo Ampanjaka ny hananganana Tranombe na 𝑳𝒐𝒏𝒂𝒌𝒚 iraisana, izay itambaran’ny foko rehetra ao anatin’ny distrika dimy mandrafitra ny faritra 𝘼𝙩𝙨𝙞𝙢𝙤 𝘼𝙩𝙨𝙞𝙣𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖. Eo koa ny hananganana 𝒕𝒓𝒂𝒏𝒐 𝒕𝒂𝒉𝒊𝒓𝒊𝒎-𝒃𝒂𝒌𝒐𝒌𝒂 ao amin’ny faritra, mba hampahafantarana ny taranaka aty aoriana ny fomba amam-panao sy ny soatoavina ara-drazana.
Ankoatra izany dia hapetraka ny 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒐𝒛𝒊𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒛𝒂𝒗𝒂-𝒎𝒂𝒏𝒆𝒏𝒐 hitrandrahana ireo manan-talenta  anatin’ny faritra ka hiara-hiasa akaiky amin’izany ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 sy ny 𝘷𝘰𝘯𝘥𝘳𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘯𝘵𝘰 avy ao an-toerana mba hampirisihana ny artista hiditra amin’ny sehatry ny matihanina.
Nandritra ny fihaonany tamin’ireo mpanakanto no nanararaotan’ny Tale Jeneraly nampahafantatra ireo politikam-pitantana ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 tarihin’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, ka anisan’izany ny 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙤𝙯𝙖𝙣𝙖 nentiny teo amin’ny lafiny 𝙖𝙧𝙖-𝙠𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖, toy ny fametrahana ny 𝘴𝘢𝘵𝘢 𝘷𝘢𝘰𝘷𝘢𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝗢𝗠𝗗𝗔 hanomezana tombony bebe kokoa ny mpanakanto, sy ny 𝘧𝘢𝘯𝘦𝘯𝘥𝘳𝘦𝘯𝘢 𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘯𝘵𝘰 𝘮𝘢𝘵𝘪𝘩𝘢𝘯𝘪𝘯𝘢 hitantan-draharaha eo anivon’ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 mba hamaly ny hetahetan’ny mpanakanto, ary indrindra ny fihainoana ny hevitry ny mpisehatra ara-kolontsaina izay natao tamin’ny alalan’ny fikarakarana ireny 𝙛𝙖𝙠𝙖𝙣-𝙠𝙚𝙫𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙧𝙖-𝙠𝙤𝙡𝙤𝙣𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 isam-paritra ireny, izay manaraka ny lalan-tsaina apetraky ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 hoe 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒂𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂.
Nanentana ireo mpanakanto hatrany ny Tale Jeneralin’ny Kolontsaina mba hitrandraka ny mozika sy zava-kanto manome hasiny ny kolontsaina sy ny soatoavina malagasy na amin’ny raki-tsary na amin’ny lafiny tonon-kira, na amin’ny fampisehoana an-tsehatra.
Tonga nanome voninahitra ity fitsidiham-paritra natao tao Farafangana ity ny Lehiben’ny faritra Atsimo Atsinanana mpisolo toerana TANGIDY Stephan Gabriel, notronin’ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo Atsinanana mpisolo toerana RASOANARISOA Egorine.
Nihaona mivantana tamin’ireo mpiara-miasa eo anivon’ny 𝘍𝘪𝘵𝘢𝘭𝘦𝘢𝘷𝘢𝘮-𝘱𝘢𝘳𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 Atsimo Atsinanana koa ny Tale Jeneralin’ny Kolontsaina nifanakalo hevitra sy nihaino ny hetahetan'ny mpiara-miasa mba hahafahana mitondra fanatsarana.
Hitohy any amin’ny distrikan’i 𝙑𝙖𝙣𝙜𝙖𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖𝙣𝙤 ny fitsidihana ofisialy ataon’ny Tale Jeneralin’ny Kolontsaina.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1478
+imgSrc: "uploads/images/16-696dff296f0d5.jpg"
+title: "FOMBAN-DRAZANA ATSIMO ATSINANANA SY FAMPIROBOROBOANA NY ZAVA-KANTO, NIARA-NIDINIKA TAMIN' IREO AMPANKAJA SY MPANAKANTO NY TALE JENERALIN' NY KOLONTSAINA"

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 10.0 MiB 0.20 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/615342024-1303068145197667-7551744954795656460-n-696dee62279b7.jpg"
"title" => "ALô HIANATRA FITENIM-PARITRY"
"subtitle" => "19 Jan 2026"
"description" => "
Ny fomba fiteny azo atao rehefa hanao veloma alohan'ny handeha ao amin'ny faritra 𝘿𝙞𝙖𝙣𝙖 no ifampizarana amintsika androany

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1525
+imgSrc: "uploads/images/615342024-1303068145197667-7551744954795656460-n-696dee62279b7.jpg"
+title: "ALô HIANATRA FITENIM-PARITRY"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "19 Jan 2026"
+description: "
Ny fomba fiteny azo atao rehefa hanao veloma alohan'ny handeha ao amin'ny faritra 𝘿𝙞𝙖𝙣𝙖 no ifampizarana amintsika androany

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 10.0 MiB 0.29 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/617144621-1302927051878443-738499534688970211-n-696decbd93491.jpg"
"title" => "AMORON'I MANIA"
"subtitle" => "19 Jan 2026"
"description" => "

Nankalazaina manerana an’i Madagasikara ny ANDROM-PIRENENA HO AN’NY KABARY, ary isan’izany ny tao 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍'𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀

Niompana tamin'ny lohahevitry ny fankalazana navoakan'ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚  ny fanamarihana ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 izay marihana isaky ny 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 ho an'ny tao amin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy Kolontsaina Amoron'i Mania izay natao tao  𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗠𝗶𝗹𝗮𝗺𝗮𝗶𝗻𝗮.

Niara-nisalahy tamin'ny fanamarihana izany ny Delegasiona ny Serasera sy ny Kolontsaina Fandriana niaraka tamin'ny Fikambanana MANDA MPIKABARY FISAKÀNA

𝐅𝐚𝐦𝐞𝐥𝐚𝐛𝐞𝐫𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 sy fanazavàna niompana tamin'ny kabary sy ny lohahevitra fankalazana mikasika ny kabary maoderina sy kabary ara-pivavahana notanterahina tao Milamaina.

𝐕𝐞𝐥𝐚-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 sy fanentanana momba ny kabary natao tamin'ireo mpianatra tao amin'ny Sekoly Saint Gabriel Milamaina.

𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚 natao tamin'ireo mpianatra ho Mpikabary taona voalohany sy mpandalina ao amin'ny Fikambanan'ny MANDA MPIKABARY FISAKÀNA tao amin'ny Lisea Beapombo Fandriana.

Ireo no nentina nanamarika ity andro lehibe ho an’ny Kabary ity tao Amoron'i Mania.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1572
+imgSrc: "uploads/images/617144621-1302927051878443-738499534688970211-n-696decbd93491.jpg"
+title: "AMORON'I MANIA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "19 Jan 2026"
+description: "

Nankalazaina manerana an’i Madagasikara ny ANDROM-PIRENENA HO AN’NY KABARY, ary isan’izany ny tao 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍'𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀

Niompana tamin'ny lohahevitry ny fankalazana navoakan'ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚  ny fanamarihana ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 izay marihana isaky ny 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 ho an'ny tao amin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy Kolontsaina Amoron'i Mania izay natao tao  𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗠𝗶𝗹𝗮𝗺𝗮𝗶𝗻𝗮.

Niara-nisalahy tamin'ny fanamarihana izany ny Delegasiona ny Serasera sy ny Kolontsaina Fandriana niaraka tamin'ny Fikambanana MANDA MPIKABARY FISAKÀNA

𝐅𝐚𝐦𝐞𝐥𝐚𝐛𝐞𝐫𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 sy fanazavàna niompana tamin'ny kabary sy ny lohahevitra fankalazana mikasika ny kabary maoderina sy kabary ara-pivavahana notanterahina tao Milamaina.

𝐕𝐞𝐥𝐚-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 sy fanentanana momba ny kabary natao tamin'ireo mpianatra tao amin'ny Sekoly Saint Gabriel Milamaina.

𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚 natao tamin'ireo mpianatra ho Mpikabary taona voalohany sy mpandalina ao amin'ny Fikambanan'ny MANDA MPIKABARY FISAKÀNA tao amin'ny Lisea Beapombo Fandriana.

Ireo no nentina nanamarika ity andro lehibe ho an’ny Kabary ity tao Amoron'i Mania.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 10.0 MiB 0.22 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "uploads/images/616133209-1302781081893040-3367476809854917413-n-696debaf3ba03.jpg"
"title" => "MAFY ORINA NY FIARAHA-MIASA EO AMIN'NY MINISITERA SY NY MPIKABARY"
"subtitle" => "19 Jan 2026"
"description" => """

Nakotrokotroka ny fankalazana ny andron’ny 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲\r\n
tetsy amin’ny Havoria Anosy. Feno ny efitrano lehibe, vory vahoaka \r\n
hatreny an-tokontany satria tafahaona ny tia sy ny manina niaraka \r\n
nankalaza ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆 \r\n
𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1619
+imgSrc: "uploads/images/616133209-1302781081893040-3367476809854917413-n-696debaf3ba03.jpg"
+title: "MAFY ORINA NY FIARAHA-MIASA EO AMIN'NY MINISITERA SY NY MPIKABARY"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "19 Jan 2026"
+description: """

Nakotrokotroka ny fankalazana ny andron’ny 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲\r\n
tetsy amin’ny Havoria Anosy. Feno ny efitrano lehibe, vory vahoaka \r\n
hatreny an-tokontany satria tafahaona ny tia sy ny manina niaraka \r\n
nankalaza ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆 \r\n
𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆.

Sidebar App\Twig\Components\Sidebar 10.0 MiB 0.68 ms
Input props

Attributes

Component
App\Twig\Components\Sidebar {#1699
+categories: [
App\Entity\Article\Category {#1708
-id: 1
-title: "Ministère"
-description: "Ministère"
-image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png"
-createdAt: DateTime @1740413642 {#1707
date: 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1709 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1711 …}

App\Entity\Article\Category {#1714
-id: 2
-title: "Communication"
-description: "Direction Générale de la Communication"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414753 {#1713
date: 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1715 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1717 …}

App\Entity\Article\Category {#797
-id: 3
-title: "Culture"
-description: "Direction Générale de la Culture"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414786 {#786
date: 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …}

App\Entity\Article\Category {#1720
-id: 4
-title: "Conseil"
-description: "Conseil"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414813 {#1719
date: 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1721 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1723 …}

App\Entity\Article\Category {#1726
-id: 5
-title: "Actualités"
-description: "Actualités"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414868 {#1725
date: 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1727 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1729 …}

App\Entity\Article\Category {#1732
-id: 6
-title: "Slides"
-description: "Slides"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414897 {#1731
date: 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1733 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1735 …}

App\Entity\Article\Category {#1738
-id: 7
-title: "Promotion langue"
-description: "Promotion langue"
-image: null
-createdAt: DateTime @1742494305 {#1737
date: 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1739 …}
-parent: App\Entity\Article\Category {#797}
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1741 …}

App\Entity\Article\Category {#1744
-id: 8
-title: "General"
-description: null
-image: null
-createdAt: DateTime @1742895753 {#1743
date: 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1745 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1747 …}

+actu: App\Entity\Article\Article {#1759 …}
-crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …}
-arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …}