GET https://www.mcc.gov.mg/page/5?page=42

Components

2 Twig Components
10 Render Count
4 ms Render Time
8.0 MiB Memory Usage

Components

Name Metadata Render Count Render Time
CardBlog
"App\Twig\Components\CardBlog"
components/CardBlog.html.twig
9 3.16ms
Sidebar
"App\Twig\Components\Sidebar"
components/Sidebar.html.twig
1 0.68ms

Render calls

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 1.31 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "29-6826f937392f1.jpg"
"title" => "NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA IVELAN' ANTANANARIVO FAHATELO IZAY TONTOSAINA AO TOLIARA"
"subtitle" => "16 May 2025"
"description" => "
Tontosaina amin'izao fotoana izao ny Filan-kevitry ny Minisitra ivelan'Antananarivo fahatelo izay tanterahina ao Toliara.
Ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina  no mitarika izany izay atrehin'ireo mpikambana eo anivon'ny Governemanta tarihin'ny Praiminisitra NTSAY Christian.
Miatrika ny filankevitra aty an-toerana ihany koa ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1058
+imgSrc: "29-6826f937392f1.jpg"
+title: "NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA IVELAN' ANTANANARIVO FAHATELO IZAY TONTOSAINA AO TOLIARA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "16 May 2025"
+description: "
Tontosaina amin'izao fotoana izao ny Filan-kevitry ny Minisitra ivelan'Antananarivo fahatelo izay tanterahina ao Toliara.
Ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina  no mitarika izany izay atrehin'ireo mpikambana eo anivon'ny Governemanta tarihin'ny Praiminisitra NTSAY Christian.
Miatrika ny filankevitra aty an-toerana ihany koa ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.33 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "1-6826f6b30b594.jpg"
"title" => "NIGADONA ETO TOLIARY NY FILOHAN' NY REPOBLIKA ANDRY RAJOELINA SY RAMATOA VADINY HANAO FITSIDIHANA IFOTONY HIJERY AKAIKY IREO TETIKASAM-PAMPANDROSOANA HO AN' NY FARITRA"
"subtitle" => "16 May 2025"
"description" => "
Alarobia 14 May 2025
Nigadona eto Toliara ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy ramatoa vadiny, hanao fitsidihina ifotony hijery akaiky ireo tetikasam-pampandrosoana ho an'ny Faritra. Izany indrindra no antony hanatanterahana ny Filankevitry ny Minisitra fahatelo ivelan'Antananarivo ao Toliara io tolakandro io, hijerena manokana ireo tetikasa mbola mila hatao izay mamaly mivantana ny filàn'ny vahoaka. Ankoatran'ny Filankevitry ny Minisitra dia hisy ihany koa ireo fotodrafitrasa hatolotra ny vahoaka sy hetsika ara-tsosialy ho tanterahina mandritra ity dian'ny Filohan’ny Repoblika ity.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1311
+imgSrc: "1-6826f6b30b594.jpg"
+title: "NIGADONA ETO TOLIARY NY FILOHAN' NY REPOBLIKA ANDRY RAJOELINA SY RAMATOA VADINY HANAO FITSIDIHANA IFOTONY HIJERY AKAIKY IREO TETIKASAM-PAMPANDROSOANA HO AN' NY FARITRA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "16 May 2025"
+description: "
Alarobia 14 May 2025
Nigadona eto Toliara ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy ramatoa vadiny, hanao fitsidihina ifotony hijery akaiky ireo tetikasam-pampandrosoana ho an'ny Faritra. Izany indrindra no antony hanatanterahana ny Filankevitry ny Minisitra fahatelo ivelan'Antananarivo ao Toliara io tolakandro io, hijerena manokana ireo tetikasa mbola mila hatao izay mamaly mivantana ny filàn'ny vahoaka. Ankoatran'ny Filankevitry ny Minisitra dia hisy ihany koa ireo fotodrafitrasa hatolotra ny vahoaka sy hetsika ara-tsosialy ho tanterahina mandritra ity dian'ny Filohan’ny Repoblika ity.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.20 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "497109405-1104016875102796-8152176686319411612-n-6824488f4b33d.jpg"
"title" => "HOTANTERAHINA AO TOLIARA NY FILANKEVITRY NY MINISITRA SY NY FILANKEVITRY NY GOVERNEMANTA AMIN' ITY HERINANDRO ITY"
"subtitle" => "14 May 2025"
"description" => "
Fanjakana manakaiky vaovao

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1269
+imgSrc: "497109405-1104016875102796-8152176686319411612-n-6824488f4b33d.jpg"
+title: "HOTANTERAHINA AO TOLIARA NY FILANKEVITRY NY MINISITRA SY NY FILANKEVITRY NY GOVERNEMANTA AMIN' ITY HERINANDRO ITY"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "14 May 2025"
+description: "
Fanjakana manakaiky vaovao

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.24 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "1-6824476034fd4.jpg"
"title" => "TANJON' NY TETIKASA PRODUIR IZAY HIARAHANA AMIN' NY BANKY IRAISAM-PIRENENA NY FANATSARANA NY TOE-PIAINAN' NY MPONINA AN-DRENIVOHITRA"
"subtitle" => "14 May 2025"
"description" => "
Tafiditra ao anatin'izany ireo asa fanadiovana sy fanajariana ireo fotodrafitrasa fototra toy ny lakandrano, ny tetezana sy ireo lalan-kely toy ireo notsidihan'ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina teny Ankasina androany. Mponina maherin'ny 400.000 no misitraka ireo fotodrafitrasa napetraka ao amin’ny Firaisana voalohany sy faha-efatra,  Bemasoandro, Andranonahoatra sy Anosizato Andrefana. Nanentana ny vahoaka hitandro ny fahadiovana hatrany ny Filohan’ny Repoblika ary hametraka fomba fiasa vaovao hiantohana izany fahadiovana izany isaky ny fokontany.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1384
+imgSrc: "1-6824476034fd4.jpg"
+title: "TANJON' NY TETIKASA PRODUIR IZAY HIARAHANA AMIN' NY BANKY IRAISAM-PIRENENA NY FANATSARANA NY TOE-PIAINAN' NY MPONINA AN-DRENIVOHITRA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "14 May 2025"
+description: "
Tafiditra ao anatin'izany ireo asa fanadiovana sy fanajariana ireo fotodrafitrasa fototra toy ny lakandrano, ny tetezana sy ireo lalan-kely toy ireo notsidihan'ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina teny Ankasina androany. Mponina maherin'ny 400.000 no misitraka ireo fotodrafitrasa napetraka ao amin’ny Firaisana voalohany sy faha-efatra,  Bemasoandro, Andranonahoatra sy Anosizato Andrefana. Nanentana ny vahoaka hitandro ny fahadiovana hatrany ny Filohan’ny Repoblika ary hametraka fomba fiasa vaovao hiantohana izany fahadiovana izany isaky ny fokontany.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.20 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "6-6821d15dc20c4.jpg"
"title" => "" IRAY ENY AN-KIANJA""
"subtitle" => "12 May 2025"
"description" => "
Tonga niara-nilalao tamin'ireo mpanao gazety sy ny mpiara-miasa eo anivon'ny haino, vaky, jery i Ramatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna, androany.
Nambarany tamin'izany fa zava-dehibe eo amin'ny firaisampo sy amin'ny maha iray eny an-kianja ny fianakaviamben'ny haino, vaky, jery, izao hetsika izao.
Mihoatra ny 400 isa ny mpandray anjara tamin'ity "Inter Medias 2025" ity. Nampatsiahy i Ramatoa Minisitra ny amin'ny maha asa masina ity tontolo ity. Ary hetsika entina hanamafisana orina ny firaisantsaina eo anivon'ny mpanao gazety sy ny mpiara-miasa matihanina izao.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1431
+imgSrc: "6-6821d15dc20c4.jpg"
+title: "" IRAY ENY AN-KIANJA""
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 May 2025"
+description: "
Tonga niara-nilalao tamin'ireo mpanao gazety sy ny mpiara-miasa eo anivon'ny haino, vaky, jery i Ramatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna, androany.
Nambarany tamin'izany fa zava-dehibe eo amin'ny firaisampo sy amin'ny maha iray eny an-kianja ny fianakaviamben'ny haino, vaky, jery, izao hetsika izao.
Mihoatra ny 400 isa ny mpandray anjara tamin'ity "Inter Medias 2025" ity. Nampatsiahy i Ramatoa Minisitra ny amin'ny maha asa masina ity tontolo ity. Ary hetsika entina hanamafisana orina ny firaisantsaina eo anivon'ny mpanao gazety sy ny mpiara-miasa matihanina izao.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.24 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "2-6821ce350def1.jpg"
"title" => "FOTODRAFITRASA GOAVANA SY MANARAKA NY FETRA NO HATSANGANA EO IVATO"
"subtitle" => "12 May 2025"
"description" => "
Fotodrafitrasa goavana sy manaraka ny fenitra no hatsangana eo Ivato, vavahadin'i Madagasikara, entina hanomezana sehatra matianina ny asa tanana malagasy sy ny hampiroborobo ny fizahantany.
"Isika dia miasa ary tsy hanaiky hakivian'ny mpanatsatso sy ireo vato misakana ny fampandrosoana" Hoy ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina.
📸Présidence de la République de Madagascar
📸Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1478
+imgSrc: "2-6821ce350def1.jpg"
+title: "FOTODRAFITRASA GOAVANA SY MANARAKA NY FETRA NO HATSANGANA EO IVATO"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 May 2025"
+description: "
Fotodrafitrasa goavana sy manaraka ny fenitra no hatsangana eo Ivato, vavahadin'i Madagasikara, entina hanomezana sehatra matianina ny asa tanana malagasy sy ny hampiroborobo ny fizahantany.
"Isika dia miasa ary tsy hanaiky hakivian'ny mpanatsatso sy ireo vato misakana ny fampandrosoana" Hoy ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina.
📸Présidence de la République de Madagascar
📸Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.25 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "5-6821cc572636a.jpg"
"title" => "FANADIOVANA FAOBE SY FANARENANA NY PARC TSIMBAZAZA"
"subtitle" => "12 May 2025"
"description" => "
« Hiara- hientana isika hanamafy orina ny fiarahamonina amin’ny alalan’ny firotsahana an-tsitrapo, hanome ohatra tsara ny mpiara-belona sy hanova ny toetsaina"
Niara- nientana nifanome tanana, tamin'ny fanadiovana faobe sy fanarenana ny Parc Tsimbazaza ireo mpirotsaka an-tsitrapo miisa 66 androany Zoma 09 Mey 2025
Hetsika notarihin’ny Fitaleavana misahana ny fampiroboroboana ny firotsahana an-tsitrapo sy ny fanentanana eny ifotony eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.
Maro ny asa natao toy ny fanadiovana ireo toerana fipetrapetrahana, ny tranon’ny biby, lakan-drano, ny lalana.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1525
+imgSrc: "5-6821cc572636a.jpg"
+title: "FANADIOVANA FAOBE SY FANARENANA NY PARC TSIMBAZAZA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "12 May 2025"
+description: "
« Hiara- hientana isika hanamafy orina ny fiarahamonina amin’ny alalan’ny firotsahana an-tsitrapo, hanome ohatra tsara ny mpiara-belona sy hanova ny toetsaina"
Niara- nientana nifanome tanana, tamin'ny fanadiovana faobe sy fanarenana ny Parc Tsimbazaza ireo mpirotsaka an-tsitrapo miisa 66 androany Zoma 09 Mey 2025
Hetsika notarihin’ny Fitaleavana misahana ny fampiroboroboana ny firotsahana an-tsitrapo sy ny fanentanana eny ifotony eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.
Maro ny asa natao toy ny fanadiovana ireo toerana fipetrapetrahana, ny tranon’ny biby, lakan-drano, ny lalana.

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.20 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "LE-681db1dd59005.jpg"
"title" => "NY EGLISY KATOLIKA ROMANA"
"subtitle" => "09 May 2025"
"description" => "
Miarahaba manokana ny mpino katolika maneran-tany amin'ny nahazoana ny Papa faha 267 hitantana ny Eglisy Katolika Romana, ny Papa Ray Masina Leon XIV

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1572
+imgSrc: "LE-681db1dd59005.jpg"
+title: "NY EGLISY KATOLIKA ROMANA"
+titleSize: "h5"
+subtitle: "09 May 2025"
+description: "
Miarahaba manokana ny mpino katolika maneran-tany amin'ny nahazoana ny Papa faha 267 hitantana ny Eglisy Katolika Romana, ny Papa Ray Masina Leon XIV

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 8.0 MiB 0.20 ms
Input props

"titleSize" => "h5"
"imgSrc" => "493842610-1099462322224918-9220237375630088440-n-681b1d428b95f.jpg"
"title" => "LANONAM-PANOKAFANA TAMIN'NY FOMBA OFISIALY NY  FOTOAM-PIVORIANA ARA-POTOANA VOALOHANY."
"subtitle" => "07 May 2025"
"description" => "
ANTENIMIERAMPIRENENA | ANTENIMIERANDOHOLONA

Tonga niatrika ny lanonam-panokafana tamin'ny fomba ofisialy ny fotoam-pivoriana ara-potoana voalohany ho an'ny Antenimierampirenena  sy ny Antenimierandoholona natao androany 6 may 2025 teny amin'ny Lapa Tsimbazaza sy ny Lapa Anosikely ny Governemanta malagasy notarihin'ny Praiminisitra NTSAY Christian.

Fivoriana notarihin' ny Filohan'ny Antenimierampirenena Andriamatoa TOKELY Justin ho an'ny tetsy Tsimbazaza, sy notarihin'ny Filohan'ny Antenimierandoholona Ny Jeneraly RAVALOMANANA Richard ho an'ny tetsy Anosikely.

Nanatrika ireo lanonana roa sosona ny Ministry  ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna.

Attributes

Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1619
+imgSrc: "493842610-1099462322224918-9220237375630088440-n-681b1d428b95f.jpg"
+title: "LANONAM-PANOKAFANA TAMIN'NY FOMBA OFISIALY NY  FOTOAM-PIVORIANA ARA-POTOANA VOALOHANY."
+titleSize: "h5"
+subtitle: "07 May 2025"
+description: "
ANTENIMIERAMPIRENENA | ANTENIMIERANDOHOLONA

Tonga niatrika ny lanonam-panokafana tamin'ny fomba ofisialy ny fotoam-pivoriana ara-potoana voalohany ho an'ny Antenimierampirenena  sy ny Antenimierandoholona natao androany 6 may 2025 teny amin'ny Lapa Tsimbazaza sy ny Lapa Anosikely ny Governemanta malagasy notarihin'ny Praiminisitra NTSAY Christian.

Fivoriana notarihin' ny Filohan'ny Antenimierampirenena Andriamatoa TOKELY Justin ho an'ny tetsy Tsimbazaza, sy notarihin'ny Filohan'ny Antenimierandoholona Ny Jeneraly RAVALOMANANA Richard ho an'ny tetsy Anosikely.

Nanatrika ireo lanonana roa sosona ny Ministry  ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna.

Sidebar App\Twig\Components\Sidebar 8.0 MiB 0.68 ms
Input props

Attributes

Component
App\Twig\Components\Sidebar {#1719
+categories: [
App\Entity\Article\Category {#1728
-id: 1
-title: "Ministère"
-description: "Ministère"
-image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png"
-createdAt: DateTime @1740413642 {#1727
date: 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1729 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1731 …}

App\Entity\Article\Category {#1734
-id: 2
-title: "Communication"
-description: "Direction Générale de la Communication"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414753 {#1733
date: 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1735 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1737 …}

App\Entity\Article\Category {#1740
-id: 3
-title: "Culture"
-description: "Direction Générale de la Culture"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414786 {#1739
date: 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1741 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1743 …}

App\Entity\Article\Category {#1746
-id: 4
-title: "Conseil"
-description: "Conseil"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414813 {#1745
date: 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1747 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1749 …}

App\Entity\Article\Category {#797
-id: 5
-title: "Actualités"
-description: "Actualités"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414868 {#786
date: 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …}

App\Entity\Article\Category {#1752
-id: 6
-title: "Slides"
-description: "Slides"
-image: null
-createdAt: DateTime @1740414897 {#1751
date: 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1753 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1755 …}

App\Entity\Article\Category {#1758
-id: 7
-title: "Promotion langue"
-description: "Promotion langue"
-image: null
-createdAt: DateTime @1742494305 {#1757
date: 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1759 …}
-parent: App\Entity\Article\Category {#1740}
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1761 …}

App\Entity\Article\Category {#1764
-id: 8
-title: "General"
-description: null
-image: null
-createdAt: DateTime @1742895753 {#1763
date: 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00)

-articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1765 …}
-parent: null
-categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1767 …}

+actu: App\Entity\Article\Article {#1779 …}
-crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …}
-arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …}