GET https://www.mcc.gov.mg/page/5?page=49

Components

2 Twig Components
7 Render Count
3 ms Render Time
4.0 MiB Memory Usage

Components

Name Metadata Render Count Render Time
CardBlog
"App\Twig\Components\CardBlog"
components/CardBlog.html.twig
6 2.68ms
Sidebar
"App\Twig\Components\Sidebar"
components/Sidebar.html.twig
1 0.69ms

Render calls

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 1.42 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "2-67caced4a06d5.jpg"
  "title" => "8 MARTSA 2025 ANY MAHAJANGA"
  "subtitle" => "07 Mar 2025"
  "description" => """
    « 𝐹𝑖𝑡𝑜𝑣𝑖𝑎𝑛-𝑗𝑜 𝑠𝑦 𝑓𝑖𝑧𝑎𝑘𝑎𝑛-𝑡𝑒𝑛𝑎 ℎ𝑜 𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑉𝑒ℎ𝑖𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑡𝑜𝑣𝑜𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑟𝑒ℎ𝑒𝑡𝑟𝑎 » \r\n
    "Tsy mila miady akory, hitovy amin'ny lehilahy.\r\n
    Fantatra fa ny vehivavy dia vonona sy sahy.\r\n
    Tsy misy toa azy, raha olona afaka izy,\r\n
    Mizara ny mamy, mandresy ny mangidy.\r\n
    Tsaroana anio koa ilay Ray izay nahary,\r\n
    Satria ny vehivavy dia voafidin-janahary.\r\n
    Raha tsy misy vehivavy, tsy ho foana ve ny tany ?\r\n
    Kolokoloy ary izy ireo sy tohatohano hatrany."
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1034
  +imgSrc: "2-67caced4a06d5.jpg"
  +title: "8 MARTSA 2025 ANY MAHAJANGA"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "07 Mar 2025"
  +description: """
    « 𝐹𝑖𝑡𝑜𝑣𝑖𝑎𝑛-𝑗𝑜 𝑠𝑦 𝑓𝑖𝑧𝑎𝑘𝑎𝑛-𝑡𝑒𝑛𝑎 ℎ𝑜 𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑉𝑒ℎ𝑖𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑡𝑜𝑣𝑜𝑣𝑎𝑣𝑦 𝑟𝑒ℎ𝑒𝑡𝑟𝑎 » \r\n
    "Tsy mila miady akory, hitovy amin'ny lehilahy.\r\n
    Fantatra fa ny vehivavy dia vonona sy sahy.\r\n
    Tsy misy toa azy, raha olona afaka izy,\r\n
    Mizara ny mamy, mandresy ny mangidy.\r\n
    Tsaroana anio koa ilay Ray izay nahary,\r\n
    Satria ny vehivavy dia voafidin-janahary.\r\n
    Raha tsy misy vehivavy, tsy ho foana ve ny tany ?\r\n
    Kolokoloy ary izy ireo sy tohatohano hatrany."
    """
}
CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.27 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "481055348-1045141447657006-2183454427724256541-n-67caa86fbf678.jpg"
  "title" => "FANAMBARANA FIKAROHANA"
  "subtitle" => "07 Mar 2025"
  "description" => """
    Mbola mitohy ny fikarohana an' i SOANANATA FANAMBINANA JULIEN DERSEN, Chef de service de la Chancellerie diplomatique teo aloha, voarohirohy tamin'ny raharaha fisandohana andraikitra sy fanaovana taratasy fanomezam-dalana hosoka, saika hamoahana tsy ara-dalàna volamena milanja 53,7 kg, ny 23 desambra 2024 lasa teo.\r\n
     Raha misy olona manana vaovao na fanazavana hahafahana mahita azy, dia asaina miantso avy hatrany ny manampahefana akaiky azy indrindra.\r\n
    𝐇𝐨𝐦𝐞𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐥𝐢𝐬𝐨𝐚 izay mitondra vaovao ahafahana misambotra sy manasazy an’i Julien Dersen Soananata ary hotandrovana ny tsiambaratelon'ny fanomezam-baovao. \r\n
    Ankasitrahana ny fiaraha-miasa avy amintsika.
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1287
  +imgSrc: "481055348-1045141447657006-2183454427724256541-n-67caa86fbf678.jpg"
  +title: "FANAMBARANA FIKAROHANA"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "07 Mar 2025"
  +description: """
    Mbola mitohy ny fikarohana an' i SOANANATA FANAMBINANA JULIEN DERSEN, Chef de service de la Chancellerie diplomatique teo aloha, voarohirohy tamin'ny raharaha fisandohana andraikitra sy fanaovana taratasy fanomezam-dalana hosoka, saika hamoahana tsy ara-dalàna volamena milanja 53,7 kg, ny 23 desambra 2024 lasa teo.\r\n
     Raha misy olona manana vaovao na fanazavana hahafahana mahita azy, dia asaina miantso avy hatrany ny manampahefana akaiky azy indrindra.\r\n
    𝐇𝐨𝐦𝐞𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐥𝐢𝐬𝐨𝐚 izay mitondra vaovao ahafahana misambotra sy manasazy an’i Julien Dersen Soananata ary hotandrovana ny tsiambaratelon'ny fanomezam-baovao. \r\n
    Ankasitrahana ny fiaraha-miasa avy amintsika.
    """
}
CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.24 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "2-67caa02be9b1a.jpg"
  "title" => "FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA"
  "subtitle" => "07 Mar 2025"
  "description" => """
    28 Febroary 2025 tamin’ny 10 ora maraina\r\n
    HONDE\r\n
     Tamin’ny 09 ora maraina teo dia any amin’ny 90 Km atsimo somary atsimo andrefan’Androka/Ampanihy no nisy ny foiben’i HONDE. Rivo-doza mahery na Cyclone Tropical ny sokajy misy azy. 120 Km/ora ny rivotra miaraka aminy izay arahina tafiotra 165 Km/ora manakaiky ny foibeny. Nikisaka niatsinanana somary atsimo atsinanana hatrany izy ka nahafaka 11 Km/ora.\r\n
     Mitoetra amin’ny faritra Atsimo Andrefana sy Androy ny rindrin-drahona miaraka amin’ity rivodoza ity, izay miteraka tafiotra mety mihoatra ny 90 Km/ora. Hikija hatrany ny rotsak’orana (70 hatramin’ny 130mm/24 ora) hatramin’ny rahampitso ka ahiana ny tondra-drano, ny fiakaran’ny renirano sy ny ranomasina ary ny fihotsahan’ny tany sy lalana amin’ireo toerana marefo.\r\n
     Manoloana izany dia miova ho toy izao ny filazana loza :\r\n
    Loza mitatao miloko mena : Faritra Androy, Toliara I-II, Ampanihy ary Betioky Atsimo ;\r\n
    Loza manambana miloko mavo : Faritra Anosy sy Benenitra.\r\n
    Entanina ny mpampiasa ranomasina manomboka eo Besalampy hatrany Vangaindrano mba tsy hiandriaka mandrapahalasan’ny loza. Araho mandrakariva ny toro-marika omen’ny manampahefana isan-tokony.\r\n
    Météo Madagascar
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1245
  +imgSrc: "2-67caa02be9b1a.jpg"
  +title: "FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA"

CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.22 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "1-67ca9e26bfd37.jpg"
  "title" => "TETIKASA PRODUIR"
  "subtitle" => "07 Mar 2025"
  "description" => """
    Tokantrano 84 no hifindra monina maimaim-poana ao amin'ireo toeram-ponenana vaovao natsangana ao Andavamamba ao anatin'ny tetikasa PRODUIR. Raha trano hazo teo aloha no nipetrahan'ireo olona hisitraka izany dia hahazo trano biriky manaraka  ny taotrano malagasy izy ireo, ary misy herinaratra azo avy amin'ny herin'ny masoandro. \r\n
    Hohajariana ny lalana makany amin'izany toeram-ponenana vaovao izany ary hatsangana ao ihany koa ny tsena, ny paompin-drano sy ny toeram-pidiovana. Nanome toromarika ny Filoha Andry Rajoelina ny hanafainganana ny asa fanamboarana ireo trano ho vita alohan'ny fetim-pirenena amin'ny volana jona 2025.\r\n
    𝐿𝑜ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛𝑜 & 𝑆𝑎𝑟𝑦: PRM
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1366
  +imgSrc: "1-67ca9e26bfd37.jpg"
  +title: "TETIKASA PRODUIR"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "07 Mar 2025"
  +description: """
    Tokantrano 84 no hifindra monina maimaim-poana ao amin'ireo toeram-ponenana vaovao natsangana ao Andavamamba ao anatin'ny tetikasa PRODUIR. Raha trano hazo teo aloha no nipetrahan'ireo olona hisitraka izany dia hahazo trano biriky manaraka  ny taotrano malagasy izy ireo, ary misy herinaratra azo avy amin'ny herin'ny masoandro. \r\n
    Hohajariana ny lalana makany amin'izany toeram-ponenana vaovao izany ary hatsangana ao ihany koa ny tsena, ny paompin-drano sy ny toeram-pidiovana. Nanome toromarika ny Filoha Andry Rajoelina ny hanafainganana ny asa fanamboarana ireo trano ho vita alohan'ny fetim-pirenena amin'ny volana jona 2025.\r\n
    𝐿𝑜ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛𝑜 & 𝑆𝑎𝑟𝑦: PRM
    """
}
CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.24 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "1-67ca9771be806.jpg"
  "title" => "TANJON' NY TETIK' ASA PRODUIR IARAHANA AMIN' NY BANKY IRAISAM-PIRENENA"
  "subtitle" => "07 Mar 2025"
  "description" => """
    Tanjon'ny tetikasa PRODUIR, iarahana amin’ny Banky Iraisam-pirenena, ny hanatsarana ny toe-piainan'ny mponina eny amin’ny faritra iva amin’ny alalan’ny fametrahana fotodrafitrasa maharitra sy fanadiovana ireo lakandrano isorohana ny tondran-drano. \r\n
    Nijery ny firosoan'ny asa fanadiovana ny lakandrano ao Anosibe ny Filoha Andry Rajoelina. \r\n
    Mirefy 12km ny lakandrano C3 ho diovina manomboka eo amin'ny lemaka Anosibe hatrany toby fitrohan-drano Ambodimita izay hahafahan'ny rano mikoriana indrindra rehefa fotoam-pahavaratra. \r\n
    115000m³ ny fotaka ho esorina sy haodina ary alefa any Iarinarivo ary 71% ny asa no vita ankehitriny. \r\n
    Ankoatra ny fiarovana amin’ny fiakaran'ny rano dia hanatsara ny endriky ny tanàna ihany koa ity tetikasa ity. Nanao antso avo ny rehetra ny Filoha hifanome tanana sy hanao ezaka hanova ny toetsaina ka samy hitandro ny fahadiovana.\r\n
    𝐿𝑜ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛𝑜 & 𝑆𝑎𝑟𝑦: PRM
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1413
  +imgSrc: "1-67ca9771be806.jpg"
  +title: "TANJON' NY TETIK' ASA PRODUIR IARAHANA AMIN' NY BANKY IRAISAM-PIRENENA"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "07 Mar 2025"
  +description: """
    Tanjon'ny tetikasa PRODUIR, iarahana amin’ny Banky Iraisam-pirenena, ny hanatsarana ny toe-piainan'ny mponina eny amin’ny faritra iva amin’ny alalan’ny fametrahana fotodrafitrasa maharitra sy fanadiovana ireo lakandrano isorohana ny tondran-drano. \r\n
    Nijery ny firosoan'ny asa fanadiovana ny lakandrano ao Anosibe ny Filoha Andry Rajoelina. \r\n
    Mirefy 12km ny lakandrano C3 ho diovina manomboka eo amin'ny lemaka Anosibe hatrany toby fitrohan-drano Ambodimita izay hahafahan'ny rano mikoriana indrindra rehefa fotoam-pahavaratra. \r\n
    115000m³ ny fotaka ho esorina sy haodina ary alefa any Iarinarivo ary 71% ny asa no vita ankehitriny. \r\n
    Ankoatra ny fiarovana amin’ny fiakaran'ny rano dia hanatsara ny endriky ny tanàna ihany koa ity tetikasa ity. Nanao antso avo ny rehetra ny Filoha hifanome tanana sy hanao ezaka hanova ny toetsaina ka samy hitandro ny fahadiovana.\r\n
    𝐿𝑜ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛𝑜 & 𝑆𝑎𝑟𝑦: PRM
    """
}
CardBlog App\Twig\Components\CardBlog 4.0 MiB 0.29 ms
Input props
[
  "titleSize" => "h5"
  "imgSrc" => "1-67c84434b28fb.jpg"
  "title" => "FIHAONANA ARAK’ASA TEO AMIN’NY PRAIMINISITRA SY IREO JENERALY NAHAZO FISONDROTANA TEO AMIN’NY LAHARAM-BONINAHITRA TAONA 2024"
  "subtitle" => "05 Mar 2025"
  "description" => """
    lapan'i mahazoarivo,\r\n
    [faha-24 febroary 2025]\r\n
    Notontosaina teto amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo androany ny fihaonana arak’asa notarihin’ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta Ntsay Christian, niaraka tamin’ny Minisitry ny Foloalindahy, ny Minisitra Delege misahana ny Zandarimariam-pirenena, ny Lehiben'ny Etamazaoron'ireo Tafika, sy ny Komandin'ny Zandarimariam-pirenena, ary ireo Jeneraly miisa 35 mirahalahy izay nahazo fisondrotana teo amin'ny laharam-boninahitra taona 2024. Fitondrana fanatsarana kokoa hatrany no tanjona imasoana amin’ny fametrahana fandriampahalemana maharitra manerana ny Nosy, ka ny fomba fisaina mivelatra amin’ny fampanjariana izany dia ilàna angovo sy herijika matanjaka eo amin’ny tomponandraikitra, hoy ny Praiminisitra.\r\n
     "Vato nasondrotry ny tany ianareo, ka manana adidy sy andraikitra goavana hiatrehana miaraka ny fanamby lehibe mifantoka amin’ireo ezaka rehetra hitondrana fanovana lalina amin'ny fitantanana ny Firenena", hoy izy. Mipetraka ho laharampahamehana araka izany ny famongorana ireo fomba amam-panao ratsy manohintohina ny fiainam-bahoaka, ka hamaliana hatrany ny hetahetan’ny mponina manerana ny Faritra amin’ny fanatevenana ny filaminana sy ny fandriampahalemana eny anivon’ny fiarahamonina; na an-tanàn-dehibe izany, na eny amin’ny tontolo ambanivohitra. \r\n
    Araka izany dia nampahatsiahivin’ny Praiminisitra, fa zava-dehibe hitarafana ny maha tomponandraikitra ny laharam-boninahitra nametrahana ireto manamboninahitra Jeneraly ireto, ary manana adidy izy ireo hameloma-maso ny fandavorariana ny fitantanana ny Firenena ao anatin’ny fahitsiana, ny fahaiza-manao, ary ny fitiavan-tanindrazana. Ireo no soatoavina telo lehibe mibaiko amin’ny fitondrana fampandrosoana mivantana amin’ny vahoaka izay nanolotra ny fahefana, hoy hatrany izy.\r\n
    \r\n
    Ny Serasera
    """
]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\CardBlog {#1460
  +imgSrc: "1-67c84434b28fb.jpg"
  +title: "FIHAONANA ARAK’ASA TEO AMIN’NY PRAIMINISITRA SY IREO JENERALY NAHAZO FISONDROTANA TEO AMIN’NY LAHARAM-BONINAHITRA TAONA 2024"
  +titleSize: "h5"
  +subtitle: "05 Mar 2025"
  +description: """
    lapan'i mahazoarivo,\r\n
    [faha-24 febroary 2025]\r\n
    Notontosaina teto amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo androany ny fihaonana arak’asa notarihin’ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta Ntsay Christian, niaraka tamin’ny Minisitry ny Foloalindahy, ny Minisitra Delege misahana ny Zandarimariam-pirenena, ny Lehiben'ny Etamazaoron'ireo Tafika, sy ny Komandin'ny Zandarimariam-pirenena, ary ireo Jeneraly miisa 35 mirahalahy izay nahazo fisondrotana teo amin'ny laharam-boninahitra taona 2024. Fitondrana fanatsarana kokoa hatrany no tanjona imasoana amin’ny fametrahana fandriampahalemana maharitra manerana ny Nosy, ka ny fomba fisaina mivelatra amin’ny fampanjariana izany dia ilàna angovo sy herijika matanjaka eo amin’ny tomponandraikitra, hoy ny Praiminisitra.\r\n
     "Vato nasondrotry ny tany ianareo, ka manana adidy sy andraikitra goavana hiatrehana miaraka ny fanamby lehibe mifantoka amin’ireo ezaka rehetra hitondrana fanovana lalina amin'ny fitantanana ny Firenena", hoy izy. Mipetraka ho laharampahamehana araka izany ny famongorana ireo fomba amam-panao ratsy manohintohina ny fiainam-bahoaka, ka hamaliana hatrany ny hetahetan’ny mponina manerana ny Faritra amin’ny fanatevenana ny filaminana sy ny fandriampahalemana eny anivon’ny fiarahamonina; na an-tanàn-dehibe izany, na eny amin’ny tontolo ambanivohitra. \r\n
    Araka izany dia nampahatsiahivin’ny Praiminisitra, fa zava-dehibe hitarafana ny maha tomponandraikitra ny laharam-boninahitra nametrahana ireto manamboninahitra Jeneraly ireto, ary manana adidy izy ireo hameloma-maso ny fandavorariana ny fitantanana ny Firenena ao anatin’ny fahitsiana, ny fahaiza-manao, ary ny fitiavan-tanindrazana. Ireo no soatoavina telo lehibe mibaiko amin’ny fitondrana fampandrosoana mivantana amin’ny vahoaka izay nanolotra ny fahefana, hoy hatrany izy.\r\n
    \r\n
    Ny Serasera
    """
}
Sidebar App\Twig\Components\Sidebar 4.0 MiB 0.69 ms
Input props
[]
Attributes
[]
Component
App\Twig\Components\Sidebar {#1559
  +categories: [
    App\Entity\Article\Category {#1568
      -id: 1
      -title: "Ministère"
      -description: "Ministère"
      -image: "cropped-mcc-logo-67bc8cba7a76e.png"
      -createdAt: DateTime @1740413642 {#1567
        date: 2025-02-24 16:14:02.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1569 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1571 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#1574
      -id: 2
      -title: "Communication"
      -description: "Direction Générale de la Communication"
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1740414753 {#1573
        date: 2025-02-24 16:32:33.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1575 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1577 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#1580
      -id: 3
      -title: "Culture"
      -description: "Direction Générale de la Culture"
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1740414786 {#1579
        date: 2025-02-24 16:33:06.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1581 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1583 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#1586
      -id: 4
      -title: "Conseil"
      -description: "Conseil"
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1740414813 {#1585
        date: 2025-02-24 16:33:33.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1587 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1589 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#797
      -id: 5
      -title: "Actualités"
      -description: "Actualités"
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1740414868 {#786
        date: 2025-02-24 16:34:28.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#554 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#837 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#1353
      -id: 6
      -title: "Slides"
      -description: "Slides"
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1740414897 {#1354
        date: 2025-02-24 16:34:57.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1360 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1362 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#1592
      -id: 7
      -title: "Promotion langue"
      -description: "Promotion langue"
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1742494305 {#1591
        date: 2025-03-20 18:11:45.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1593 …}
      -parent: App\Entity\Article\Category {#1580}
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1595 …}
    }
    App\Entity\Article\Category {#1598
      -id: 8
      -title: "General"
      -description: null
      -image: null
      -createdAt: DateTime @1742895753 {#1597
        date: 2025-03-25 09:42:33.0 UTC (+00:00)
      }
      -articles: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1599 …}
      -parent: null
      -categories: Doctrine\ORM\PersistentCollection {#1601 …}
    }
  ]
  +actu: App\Entity\Article\Article {#1613 …}
  -crepo: App\Repository\Article\CategoryRepository {#696 …}
  -arepo: App\Repository\Article\ArticleRepository {#711 …}
}