APPEL A CANDIDATURE

350
Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mampahafantatra antsika « mpanentana fandaharana » amin’ny Radio na Fahitalavitra fa efa misokatra koa ny fisoratana anarana amin’ny « Fampiofanana ho matihanina ny mpanentana fandaharana » izay karakarain’ny Minisitera. Ity rohy manaraka ity no ahazoana ny andinindininy : https://www.mcc.gov.mg/appel-a-candidature/
Daty farany handraisana ny antontan-taratasy eny anivon’ireo Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina : 15 Jolay 2021 amin’ny 4 ora tolakandro.