CITY ART izay toerana natokana ho an’ny zava-kanto sy ny kolontsaina.

69

Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia manolotra anao varotra fampirantiana ataon’ireo mpiangaly sary ny 15 ka hatramin’ny 28 febroary 2021 ao amin’ny CITY ART izay toerana natokana ho an’ny zava-kanto sy ny kolontsaina.

Hisy ny fiangaliana sary mivantana, fampiofanana ary fifaninanana manao sary.