HANDEHA MIVANTANA AMIN’NY TVM NY EURO 2020/21

616
Ny lalao fanokafana
Turquie -Italie : Zoma 11 Jona 2021
Miampy lalao dimy amin’ny fifanitsanana isan-tsokajy :
Angleterre – Croatie : Alahady 13 Jona 2021
France – Allemagne : Talata 15 Jona 2021
Danemark – Belgique : Alakamisy 17 Jona 2021
Espagne – Pologne : Sabotsy 19 Jona 2021
Portugal – France : Alarobia 23 Jona 2021
Ny lalao ampahavalon-dalana, ampahefa-dalana, manasa-dalana ary ny lalao famaranana dia handeha manontolo.