Actualités > TONGA NIJERY MIVANTANA NY VAHOAKAN' I...

TONGA NIJERY MIVANTANA NY VAHOAKAN' I NOSY VARIKA NY FITONDRAM-PANJAKANA TAMIN' NY ALALAN'NY MINISTRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA

Tonga nijery mivantana ny vahoakan'i Nosy Varika ny Fitondram-panjakana tamin'ny alalan'ny Ministry ny Serasera sy ny Kolontsaina, izay nanatanteraka ny iraka avy amin'ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina , amin'ny maha Ministra "mpiahy" ny Faritra Vatovavy an'i Ramatoa Ministra MARA Volamiranty Donna Mara Donna.Nitondra fanampiana ho an'ireo vahoaka tra-boina vokatry ny fahamaizan'ny tanànan'i Ampasimbola ny Fitondram-panjakana tamin'ny alalan'ny BNGRC . Tsy nitazam-potsiny ny fahavoazana nihatra tamin'ny vahoakan'i Nosy varika ny Fitondram-panjakana fa nitondra ireo fanampiana ara-tsosialy mba hahafahan'ireo mponina manarina tsikelikely ny fahavoazana vokatry ny afo nanimba ny Tanànan'i AMPASIMBOLA ao amin'ny Kaomina SOAVINA.Naneho ny fankasitrahany ho an'ny Filoha sy ny Governemanta manontolo ny vahoakan'i Nosy varika .Ankoatra izay dia nanolotra tantsoroka ho an'ireo Fikambanam-behivavy tantsaha ao amin'ny Kaomina FIADANANA ihany koa Ramatoa Ministra amin'ny maha Reny mpiahy azy, mba hanatevenana ireo hetsika fanaon'ny FikambananaFa nandritra ity fidinana ifotony ity dia nitondran'ny Fitondram-panjakana vahaolana ihany koa ny fahatapahan-jiro ao Nosy varika, tamin'ny alalan'ny fanolorana "Groupe électrogène" hampiasain'ny JIRAMA mba ho vahaolana amin'ny famatsiana herinaratra hoan'ny vahoaka ao an-toerana.Araka ny toromarika avy amin'Andriamatoa Filoha Andry Rajoelina hatrany dia ny fandraisan'andraikitra avy hatrany ataon'ireo tompon'andraikim-panjakana isan'ambaratongany, hitondrana vahaolana mivantana ho an'ny vahoaka .Vory lanona ny vahoakan'i Nosy varika nandritra ity fotoana ity ary naneho ny fisaorany tanteraka ny Filoha.

Publie le 05/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités