Actualités > ROVA AMBOHIDRATRIMO

ROVA AMBOHIDRATRIMO


Anisan’ireo Harem-bakoka eo ambany fitantanan’i Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ny alalan’ny Foibe Tahiry Lovako ny Rovan’Ambohidratrimo, izay Iray amin’ireo tendrom-bohitra 12 Masina no Renivohitr’i Marovatana.
Ka noho izany dia nanananteraka ny fidinana ifotony ireo solon-tenan'ny Foibe Tahiry LOVAKO androany Zoma faha 28 Febroary, niaraka tamin'ireo solon-tenan'ny Taranaka , nidinika ireo foto-kevitra sy ny paik'ady ho fanatsarana ny Harem-Bakoka.
#MCC
#LOVAKO

ROVA AMBOHIDRATRIMO
ROVA AMBOHIDRATRIMO
ROVA AMBOHIDRATRIMO
ROVA AMBOHIDRATRIMO
ROVA AMBOHIDRATRIMO
ROVA AMBOHIDRATRIMO
Publie le 07/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualités