Tonga nitsidika ny ray aman-dreny ara-drazana "Mpanjaka ISSA Tsimiaro III", ao amin’ny faritry DIANA, distrikan’Ambilobe ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa MARA Volamiranty Donna.
Alatsinainy 2 Martsa 2026