Tafiditra ao anatin'ireo firenena Afrikana 10 manana taha ambony indrindra amin’ny filaminana sy fahamarinan-toerana i Madagasikara raha araky ny navoakan'ny "Cultures du Monde".Ireto ny filaharana :- Voalohany: Maorisy- Faharoa: Botswana- Fahatelo: Namibia- Fahaefatra: Gambia- Fahadimy: Siera Leôna- Fahaenina: Madagasikara- Fahafito: Ghana- Fahavalo: Zambia- Fahasivy: Senegaly- Fahafolo: LiberiaLoharano : https://www.facebook.com/share/p/1AjhhNbqyy/?mibextid=wwXIfr