Actualités > YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' N...

YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TICAD 9

𝑳𝙖𝒑𝙖𝒏’𝒊 𝑴𝙖𝒉𝙖𝒛𝙤𝒂𝙧𝒊𝙫𝒐[𝙁𝒂𝙝𝒂-20 𝙖𝒐𝙜𝒐𝙨𝒊𝙩𝒓𝙖 2025]Nisokatra tamin’ny fomba ôfisialy teto Yokohama, Japana androany, ny TICAD-9. Fihaonambe iraisampirenena ahitana ny fandraisan’anjaran’ireo Filoham-panjakana sy Lehiben’ny Governemanta, ary solontena ambony avy amin’ireo firenena Afrikana sy Japoney. Kendrena amin’izany ny hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’i Afrika sy i Japana, ho an’ny fampandrosoana ny roa tonta.Mandray anjara mavitrika amin’ny TICAD-9 i Madagasikara, amin'ny alalan'ny Praiminisitra, Lehiben'ny Governemanta Ntsay Christian sy ny delegasiaona izay tarihiny. Zava-dehibe ho an’ny firenentsika ny fahafahana mampita ny vina sy tetikasa tafiditra ao anatin’ny laharampahameham-pirenena apetraky ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina, mba ahafahana manatanteraka azy ireo miaraka amin’ny mpiara-miombon'antoka sy ny orinasa tsy miankina, ho an’ny fandrosoana mah

YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TICAD 9
YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TICAD 9
YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TICAD 9
YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TICAD 9
YOKOHAMA, JAPANA : NISOKATRA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TICAD 9
Publie le 20/08/2025 Par 451512 Categorie: Actualités