Actualitรฉs > TANTARA VAOVAO NO MISORATRA HO AN' NY...

TANTARA VAOVAO NO MISORATRA HO AN' NY BAOLINA KITRA MALAGASY


Andao hiaraka hanohana ny Barea an'i Madagasikara isika ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌAnio amin'ny 5ora sy sasany: ๐Œ๐€๐ƒ๐€๐†๐€๐’๐ˆ๐Š๐€๐‘๐€ ๐•๐ฌ ๐’๐Ž๐”๐ƒ๐€๐Mivantana amin'ny  TVM sy ny Radio Madagasikara  RNM 99.2 MHz. Hisy famakafakana mialoha izay.ALEFA_BAREAALEFA_MADAGASIKARA

Publie le 26/08/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs