Sary nanamarika ny teny an-dalana. Ao anatin'ny fanomezam-boninahitra ny mahery fon'i Madagasikara dia ny Ampanjaka TOERA sy ireo mpitari-tafika roalahy niara-dia taminy.#Mahabo
Fanomezan-danja ny 𝒇𝒐𝒎𝒃𝒂 sy ny 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 miainga any anivon’ny sekoly. 𝘍𝘪𝘵𝘢𝘭𝘦𝘢𝘷...