Actualités > FIFANINANAN-KIRA IRAISAM-PIRENENA INT...

FIFANINANAN-KIRA IRAISAM-PIRENENA INTERVISION ATAO AO ROSIA


Androany faha 20 septembra no hiakatra an- tsehatra i D-LAIN sy Denise. Mahatratra hatrany amin’ny 23 ireo firenena hifaninana amin'ny izany hetsika kolotoraly goavana izany.Tohano ny antsika malagasy

Publie le 22/09/2025 Par 451512 Categorie: Actualités