Nanolotra teny fankaherezana ho an'ny Filohan'ny Repoblika ireo Ray aman-dreny ara-panahy ary niara-nivavaka ho an'ny firenena.Nanambara fa sahiran-tsaina ary miara-mitady vahaolana amin'ny toe-draharaha misy eto an-Tanindrazana amin'izao fotoana izao izy ireo.