Actualités > PRAIMINISITRA VOATENDRY HITANTANA NY...

PRAIMINISITRA VOATENDRY HITANTANA NY GOVERNEMANTA VAOVAO


Praiminisitra voatendry hitantana ny Governemanta vaovao, lapan' i Mahazoarivo faha 06 Oktobra 2025.Notendren'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara, Andriamatoa Andry Rajoelina androany hariva ny Praiminisitra hitantana ny Governemanta vaovao, Andriamatoa Jeneraly ZAFISAMBO RUPHIN Fortunat Dimbisoa.Araka izany dia rahampitso Talata 7 oktobra 2025, no hanatanterahana ny famindram-pahefana eo amin’ny Praiminisitra vaovao sy ny Praiminisitra teo aloha.

Publie le 07/10/2025 Par 451512 Categorie: Actualités