Taorian’ny fanendrena azy amin’ny andraikitra maha Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina anio atoandro dia nanatrika avy hatrany ny Filan-kevitry ny Governemanta notarihin’ny Praiministra Herintsalama RAJAONARIVELO ny Minisitra 𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐬𝐨𝐚.Sary Primature - Lapan'i Mahazoarivo