Tontosa anio 7 Novambra 2025 ny ππ§ππ«π¨ π§πππ¨π€ππ§π π‘π¨ ππ¦π’π§βπ§π² ππ’π«π¨ππ¬ππ‘ππ§π ππ§-ππ¬π’ππ«ππ©π¨ π¬π² ππ¬π πππ§π¨π₯π¨π«ππ§-πππ§π taminβny alalanβny hetsika ho fanampiana sy fanehoana firaisankina taminβireo traboina vokatry ny haintrano nitranga tao Tsaramasay ny Alahady 26 Oktobra 2025 lasa teo.Ankoatra ireo mpiara-miasa eo anivonβny Minisiteranβny Serasera sy ny Kolontsaina notarihinβ i GASCAR Fenosoa niaraka taminβny π π’πππ₯πππ―ππ§π π¦π’π¬ππ‘ππ§π π ππ¦π©π’π«π¨ππ¨π«π¨ππ¨ππ§π π§π² π π’π«π¨ππ¬ππ‘ππ§π ππ§-ππ¬π’ππ«ππ©π¨ π¬π² π§π² π ππ¦π©ππ‘ππ―π’ππ«π’π‘ππ§π π§π² π π’ππ«ππ‘ππ¦π¨π§π’π§π (DPVAC) eo anivonβny minisitera, dia tonga nandray anjara mavitrika taminβity hetsika ity ireo π¦π©π’π₯πππ¬ππ€π ππ§-ππ¬π’ππ«ππ©π¨ miisa 80, niaraka taminβireo mpiara-monina, ny RF2, ary ny kaominina izay nanampy taminβny fitaterana ny fako sy ny fanadiovana.Nandritra ity fidinana ifotony ity dia nisy ny hetsika fanentanana momba ny fiarovana aminβny haintrano sy ny fanohanana ara-moraly ho anβireo fianakaviana niharam-boina.