Ny alatsinainy 17 martsa 2025 no nandray ny asany ny Tale Jeneralin'ny Serasera vaovao taorian'ny fifamindram-pahefana teo aminy sy ny Tale Jeneraly teo aloha.
Ny filan-kevitry ny minisitra ny alarobia 12 martsa 2025 raha tsiahivina no nanendry an'Andriamatoa B๐T๐M๐A๐A๐A D๐จn๐l๐ ๐u๐i๐a๐ฬl T๐v๐o ho Tale Jeneralin'ny Serasera.
Laharam-pahamehana ho azy ny hametraka ny serasera ho fitaovana hampandrosoana ny firenena.