Actualités > MEPCR - OIF: VONONA HIARA HIASA

MEPCR - OIF: VONONA HIARA HIASA


Tonga nitsidika tamim-pomba fanajana ny Minisi-panjakana eo anivon'ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fanavaozana, Me Hanitriniaina Razafimanantsoa, ny solotenan'ny Vondrona iraisan'ireo firenena mampiasa amin'ny ampahany na manontolo ny teny frantsay - OIF aty amin'ny faritry ny ranomasimbe Indiana, Atoa Traian Laurențiu Hristea.Samy naneho fahavononana hiara-hiasa ny roa tonta. Ny hampirindra ny fahatanterahana ny fanavaozana no tanjona amin'izany.

Publie le 10/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités