Nahahazo efitrano fiasana vaovao ny ๐๐๐ฆ๐ฉ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐๐ก๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐ฒ eo anivonโny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Antananarivo, ka notanterahina androany ny lanonana fitokanana azy.Nanatrika ity fotoana ity ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa, sy ny Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany, ary ny ny Minisitry ny Fitsarana izay nitarika ny lanonana rahateo.Hitondra ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ momba ireo ๐ฎ๐ฑ๐ ๐๐ฎ๐ป๐ mahabe fitarainana ny vahoaka malagasy ny fahazoana fotodrafitrasa tahaka ity ๐๐๐ข๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ ๐๐๐ก๐-๐ ity izao, ary hanafainganana ny fikirakirana ireo antontan-taratasy, indrindra hampihenana ny fivezivezenโireo manan-draharaha eny anivonโny ๐ ๐ข๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐๐ง๐.Hapetraka tsy ho ela ny fiaraha-miasa ara-panjakร na eo aminโny ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐sy ny ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ป๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ mba hamerenana indray ny ''prescription acquisitive'' na ny ๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฆ ๐๐ฆ ๐ก๐๐๐ฆ hahafahanโny malagasy hanana zo hisitraka ny tany, ka ho tanterahina ao anatinโny fanajร na lalร na tanteraka ny hanaovana izany.Vaindohan-draharahanโny fitondram-panjakana ankehitriny ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ny ๐ ๐ข๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐๐ง๐ sy ny rafitra ao aminy, eo ihany koa ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ka hanome tantsoroka aminโny fampahafantarana ny vahoaka, ny fanomezam-baovao marina momba izany rehetra izany ny ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐บ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ aminโny alalanโireo haino aman-jery nasionaly.