Ireo no teboka nampitainโny Minisitra ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐ nandritra ny fihaonana taminโny ๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ eto anivonโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina androany nandritra ny fananganan-tsaina fanao.Notsiahiviny nandritra ity fotoana ity ny hanomezana tolotra mahafapo ireo olom-pirenena misitraka ny asa avy eto anivonโny minisitera mba ho tsapanโny vahoaka ny tena ๐๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐ marina. Etsy ankilany ihany koa ny fanentanana hatrany ireo mpiara-miasa eto anivonโny minisitera mba ๐ก๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ฌ๐ aminโny maha "๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐" ary koa ny fanajร na ny ora fiasร na.Zava-dehibe loatra ny mampatsiahy ireo teboka ireo hoy ny minisitra mba ho tsapanโny olompirenena ny fanatsร raba entinโny rafi-panjakana ๐น๐๐๐๐ฃ๐๐๐ง๐๐๐ ๐๐ฆ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ taorianโny fiovร na mpitondra teto aminโny Firenena, satria tsy ny tomponโandraikitra ihany no mila miova fa takianโny vahoaka ihany koa ny fiovana aminโny fanatanterahanโny ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ny asam-panjakana mba ialร na aminโny gaboraraka sy ny tsy fanajร na ireo vahoaka manantona biraom-panjakana.Fa nohararaotinโny minisitra ihany koa ny fampahafantarana ireo tomponโandraikitra vaovao voatendry hiasa eto anivonโny minisitera mba ho fantatrโireo mpiaram-miasa sy hisianโny mangarahara.