๐๐ค๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐๐จ๐ ๐๐ก๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐๐ค๐๐ ๐ na ny tranon-tsekoly ho anโny zana-bahoaka, na ny kianja ara-panatanjahantena ho anโny tanora, na ny biraonโny pรดlisy hanatsarana ny fitandroana ny fandriam-pahalemana, na ny CSB II eo aminโny lafiny fahasalamana.Tonga nanolotra ๐๐ค๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐๐จ๐ maro tao Vakinankaratra ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐๐ง๐ฒ ๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐จ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐๐ ny ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏโ๐ช ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข, ๐ต๐ ๐ฒ๐ฬ๐๐ฬ๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ต๐ฐ๐น๐ฐ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐๐๐ฬ๐ sy ny ๐๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐๐ท๐ฐ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข ๐น๐จ๐ด๐ท๐จ๐ต๐จ๐น๐ฐ๐ฝ๐ถ ๐ป๐๐๐๐๐๐ notroninโireo ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข maro mpikambana eo anivonโny Governemanta tahaka ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐.๐๐๐๐ฃ๐๐ ๐ข๐๐ฉ๐๐๐ค maoderina miampy ๐๐๐ง๐๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฅ๐คฬ๐ก๐๐จ๐ฎ ho anโny tao Betafo, Antsirabe II, ary ๐จ๐๐ ๐ค๐ก๐ฎ ๐๐๐ tao Andafiatsimo sy ๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ฉ๐จ๐๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐พ๐๐ฝ ๐๐ tao Ambohimanarivo no niara-notokananโny Filoham-panjakana tao aminโny Faritrโi ๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐ ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ androany, izay santatry ny asa hatao isaky ny Faritra mba hitovy tantana ny fampandrosoana ho an'ny Faritra rehetra manerana ny Nosy.Hitohy aminโny fitsidihana sy fanolorana ๐๐ค๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐๐จ๐ maro hafa ity fitsidiham-paritra tanterahina ao Vakinankaratra ity ka aorianโizay dia hidina ifotony avy hatrany any aminโireo distrika voakasiky ny rivodoza FYTIA ny Fitondram-panjakana.