Nanomboka ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐๐ง๐ฒ ๐ ๐๐๐๐ซ๐จ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐๐ teny amin'ny CCI Ivato ny ๐๐๐ ๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐๐ค๐๐๐ข - ๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐ง๐๐ข๐๐ง๐๐๐ข - ๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ , izay mikendry ny ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ต๐ด๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ง๐ช๐ข๐ด๐ข eo animon'ny zandarimariam-pirenena. Tonga nanome voninahitra ny lanonana sy nanokatra tamin'ny fomba รดfisialy ity fihaonambe natao hanatsarana ny fahaiza-manaon'ny zandarimariam-pirenena ity ny ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏ ' ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏ'๐ชโโ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข ๐ต๐ Kolonely ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ต๐ฐ๐น๐ฐ๐ต๐จ Michael , niaraka tamin'ireo ๐๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐๐ท๐ฐ๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข efatra mirahalahy ary ireo tomponandraiki-panjakana samihafa ka isan'izany ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ , sy ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐๐ฆ๐ญ๐ฆ๐จ๐ฆ ๐ฎ๐ช๐ข๐ฅ๐ช๐ฅ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ก๐ข๐ฏ๐ฅ๐ข๐ณ๐ฎ๐ข๐ณ๐ช๐ข๐ฎ - ๐ฑ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข Nyeraly ๐ฉ๐จ๐ด๐จ ๐ด๐จ๐น๐ฐ๐ด๐จ izay nitarika ny fianakaviamben'ny zandarimariam-pirenena manontolo malgache. Natao ho sehatra anatanterahana dinika handrafetana paikady hiantohana ny fandriampahalemana sy fiarovana ny vahoaka sy ny fananany ny fikaonan-doham-pirenena, natao hanatsarana ny asa sy hanarenana ny lesoka nahatonga ny ahiahin'ny olom-pirenena momba ny andraikitry ny zandarimaria ka niantsoana ny fandraisana anjaran'ny fianakaviamben'ny zandarimaria sy ireo mpisehatra samihafa mifampizara traikefa.