Niompana taminโny fampahatsiahivana ny maha zava-dehibe ny ๐๐๐๐๐ฃ๐๐๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐จ๐ sy ny ora fiasana ny teny fohy nataonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ nanoloana ny mpiara-miasa androany 2 martsa, nandritra ny fotoana fananganan-tsaina tetsy aminโny biraonโny Minisitera Nanisana.Nasiany teny koa ny tatitry ny asa vita tao anatinโizay volana vitsy nandraisany ny fitantanana izay sy ny ๐ข๐ฅ๐ช๐ด๐ช๐ด๐ช๐ฌ๐ข ๐ฎ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ป๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ฅ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ด๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข eto anivonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข mba hamahana ny olana sedrainโireo mpiasa niasa antselika nandritra ny taona maro. Eo koa ny tsy maintsy hampiasana ireo fotodrafitrasa vaovao na nohavaozina izay natao taminโny volam-bahoaka ka tsy maitsy hampiasaina hanatanterahana ireo raharaham-panjakana ilainโny vahoaka.Miezaka ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข manatsara hatrany ny tontolonโny asa sy ireo toeram-piasana, fa adidinโny mpiara-miasa kosa ny manaja ny fenitry ny asa sy ny tolotra sitrahinโny vahoaka.Nampahafantarina ny mpiara-miasa teto koa ny tomponandraikitra vaovao notendrena hitantana ny efitrano HAVORIA Ramatoa ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด๐จ๐ฏ๐ฌ๐ญ๐จ ๐ฏ๐๐๐๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.