Tanterahina anio ๐๐ ๐๐๐ฌ๐๐ฆ๐๐ซ๐ sy ny Talata ๐๐ ๐๐๐ฌ๐๐ฆ๐๐ซ๐ 2025, etsy aminโny Lapanโi Tsimbazaza ny ๐ณ๐ถ๐ต๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ ifanatrehanโny mambranโny ๐๐จ๐ฏ๐๐ซ๐ง๐๐ฆ๐๐ง๐ญ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ข๐ฆ๐ข๐๐ซ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐. Tsahivina fa ao anatinโny fe-potoana anatanterahana ny ๐๐๐ฉ๐ข๐ฅ๐๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐-๐ฃ๐ข๐ง๐ข๐๐ก๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐ maharitra enimpolo andro, izay nanomboka ny ๐๐ ๐๐ค๐จ๐ญ๐จ๐๐ซ๐ lasa teo ny Antenimierampirenena ankehitriny araka ny faritanโny Lalampanorenana ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ฆ 75.- ๐๐๐ฃ๐๐๐ฆ ๐๐๐-๐๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐-๐ก๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐ด๐๐ก๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐. ๐๐ฆ ๐๐โ๐๐๐๐ก๐๐โ๐๐ฆ ๐๐๐ก๐๐๐-๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ฆ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ โ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐, ka mandritra izqny ity fifanatrehana mivantana aminโny Governemanta ity mba hamalianโireo Minisitra ny fanontaniana avy aminโireo Solombavambahoaka.Mitarika ity fivoriana ity ny Filohanโny Antenimierampirenena ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ต๐จ๐บ๐ถ๐ณ๐ถ๐ต๐ฐ๐จ๐ฐ๐ฒ๐ถ ๐บ๐๐๐๐๐, notroninโireo mpikambana eo anivonโny Birao maharitra, ary andraisanโireo Solombavambahoaka anjara.Teboka efatra no namitinanโny Praiminisitra Lehibenโny Governemanta ๐น๐จ๐ฑ๐จ๐ถ๐ต๐จ๐น๐ฐ๐ฝ๐ฌ๐ณ๐ถ ๐ฏ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ny laha-teny fampidirana nataony dia (i) ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ก๐๐โ๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐โ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐ก๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ง๐๐ฆ ๐๐๐ก๐๐ก๐๐ฆ ๐๐ฆ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐ก๐ ๐๐ ๐๐๐๐ฆ, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ก๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐๐๐ ๐ ๐โ๐๐ก๐๐ ๐ก๐ ๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐ฆ ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ง๐๐ฆ ๐๐๐ ๐ฃ๐๐๐ฆ ๐ก๐๐ ๐๐๐โ๐, (ii) ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ง๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐๐ โ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ก๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฆ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐โ๐-๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐โ๐-๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐๐๐ฆ ๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฆ, (iii) ny fametrahana ny tany tan-dalร na ka ๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐, (iv) ๐๐๐ฆ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐โ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฆ ๐๐๐๐ก๐๐๐ฆ ๐๐๐ โ๐๐๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐ฃ๐โ๐๐๐๐ ๐๐โ๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐.Marihina fa ny faha 18 Novambra lasa teo no nanoloranโny Governemanta malagasy taminโny alalznโny Praiminisitra, ny ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐โ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ (๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐ ๐๐ ล๐ข๐ฃ๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ก๐๐๐ข๐ ๐บ๐ฬ๐๐ฬ๐๐๐๐ ๐๐ ๐โ๐ธ๐ก๐๐ก ๐๐๐ข๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐) teo anatrehanโny Antenimierampirenena, dia izao miatrika ny famaliana ireo fanotaniana avy aminโireo Solombavambahoaka tanterahina ao anatinโny roa andro izao.Tonga nanatrika ity fihaonana mivantana ity ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ izay namaly ireo fanontaniana mifandraika aminโny minisitera iandraiketany sy niantefa mivantana taminy, tahaka ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ho anโny TVM sy ny RNM ao aminโny faritra Atsimo Atsinanana, miampy ny hijerena ny Teanobenโฬy Serasera sy ny Kolontsaina ao Farafangana araka ny fangatahanโny ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ข๐ฉ๐ฐ๐ข๐ฌ๐ข ๐ท๐ฐ๐ข๐ง๐ช๐ฅ๐บ ๐ต๐ข๐ฐ ๐๐ข๐ณ๐ข๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐ข๐ฏ๐ข, toy izany koa ny fangatahana fanatsarร na ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ mandritra ๐๐ฒ ๐๐๐จ๐ฏ๐๐จ mandeha aminโny TVM araka ny fangatahanโny ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ข๐ฉ๐ฐ๐ข๐ฌ๐ข ๐ท๐ฐ๐ข๐ง๐ช๐ฅ๐บ ๐ต๐ข๐ฐ ๐๐ฌ๐ข๐ญ๐ข๐ฎ๐ข๐ท๐ฐ๐ฏ๐บ, teo ihany koa ny fangatahanโny ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ข๐ฉ๐ฐ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏโ๐ช ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ฃ๐ฐ ny mba hijerena akaiky ny trano fiasanโny TVM sy RNM ao Malaimbandy izay tsy mbola nampiasaina mandraka ankehitriny, eo ihany koa ny fampitaovana "รฉmetteur" izay ilร na fanatsarana.Notapahinโireo Solombavambahoaka tonga niatrika ity fihaonana ity fa ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ avy no faharetanโny fandraisam-pitenenana ho anโireo ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ mandritra ny fametrahany fanontaniana ato anatinโity ๐ณ๐ถ๐ต๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ, izay arahinโny vahoaka mivantana aminโny fahitalavitra nasionaly TVM sy ny Radiom-pirenena malagasy Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz.