๐๐๐๐๐ฏ๐ค ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ซ๐๐ค๐ซ๐๐ค avy aminโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข koa ny ๐๐ช๐ต๐ข๐ญ๐ฆ๐ข๐ท๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ao ๐ฉ๐ฎ๐๐ผ๐๐ฎ๐๐ hamahana ny olana aminโny tsy fahampianโny fitaovana entina manatanteraka ny asa.Laharam-pahamehanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ rahateo ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ isaky ny fitsidiham-paritra ataony mba hitondrana vahaolana sy fanavaozana eny ifotony araka ny lalan-tsaina voiziny ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ miainga avy aminโny zava-misy marina eny anivonโny sampandraharaha rehetra mandrafitra ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข.Nandray an-tanana ireto fitaovana vaovao ireto ny ๐๐ข๐ญ๐ฆ๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ao ๐ฉ๐ฎ๐๐ผ๐๐ฎ๐๐ ๐น๐จ๐ฑ๐จ๐ถ๐ต๐จ ๐ญ๐๐๐ ๐ฌ๐๐๐๐, izay tomponandraikitra vao voatendry vao haingana, ka nirosoana avy hatrany ny fametahana ireo ๐๐๐ฉ๐๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ซ๐๐ค๐ซ๐๐ค ireo hanatsarana ny asa fampitam-baovao sy ny tolotra omena ny vahoaka.