Androany faha 20 septembra no hiakatra an- tsehatra i D-LAIN sy Denise. Mahatratra hatrany amin’ny 23 ireo firenena hifaninana amin'ny izany hetsika kolotoraly goavana izany.Tohano ny antsika malagasy
Ny talata 03 Martsa 2026 tao amin' ny Lapam-panjakana Iavoloha