๐ฟ๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐๐๐๐ no vita teo aminโny tantaranโny ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ noho ny nanoloranโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ny ๐ง๐๐ข๐ ๐๐๐ข๐ฉ๐๐ข ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐ฌ ho isanโny ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ sy hankalazaina manokana tahaka ny any aminโny firenena maro izay manaja ny ๐ด๐๐๐-๐๐๐ azy manokana. Mendrika omen-kasina ny fomba malagasy, ary manana ny Taombaovao azy manokana ny malagasy ka rariny loatra raha hankalaizana sy marihana manokana ary anokanana ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ hiarahanโny malagasy manontolo mifaly.Tahaka izay koa ny ๐๐ก๐๐ฅ๐ข๐ -๐ฃ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐ข๐๐ข๐ก๐ง๐ฆ๐๐๐ก๐ izay tetikasa novolavolanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข manokana, ary ๐ฏ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ข๐ฏ๐ต๐ข๐ณ๐ช๐ฏ๐บ ๐ต๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ฐ๐ง๐ช๐ด๐ช๐ข๐ญ๐บ teny Ambatomanga ny 20 novambra 2025, nandritra ny fitokanana ny Vatobe Ambatomanga ho Harembako-pirenena, fa hapetraka ny Androm-pirenena izay andro iray ๐๐๐ฃ๐ค๐ข๐๐ฏ๐๐ฃ-๐ ๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ. ๐ฆ๐ฎ๐บ๐ ๐ป๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฒ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ถ๐ป๐ ireo tetikasa narosonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ireo ary entina hakana ny hevitry ny mpisehatra maro isan-tsokajiny ny famaritana ny daty iraisana, araka ny "๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐ฎ๐๐๐๐๐" izay manaja mandrakariva ny ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.Ankoatra ireo dia nankatoavina teo anivonโny ๐ ๐ข๐ฅ๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ ny ๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐จ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐๐ koa fa ho ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ผ๐ณ๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐น๐ ๐๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ธ๐ผ๐๐ฟ๐ผ๐ธ๐ผ๐๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฎ ao Toliara ny ๐๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ ๐๐๐๐ซ๐จ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐๐ izao ny nahatafiditra ny gadona mozika malagasy ๐๐๐ผ๐๐๐๐, izay ๐๐ผ๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ท๐ ๐๐ผ๐๐๐๐ฝ๐ผ๐๐๐๐ผ ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐จ๐ก๐๐ฆ๐๐ข.๐ฏ๐จ๐น๐ฌ๐ด๐ฉ๐จ๐ฒ๐ถ๐ฒ๐จ ๐ป๐บ๐ ๐จ๐๐ถ ๐ป๐บ๐จ๐ท๐จ๐ฐ๐ต-๐ป๐จ๐ต๐จ๐ต๐จ ๐ฏ๐ถ ๐จ๐ตโ๐ต๐ ๐๐จ๐ต๐จ๐ฒโ๐ถ๐ณ๐ถ๐ด๐ฉ๐ฌ๐ณ๐ถ๐ต๐จ ny ๐๐๐ผ๐๐๐๐. gadona mozika malagasy avy any aminโny faritra Atsimo Andrefana nanomboka ny 10 Desambra 2025.๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ sy ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ misandratra.