Actualitรฉs > MANAMAFY FAHAIZA-MANAO MOMBA NY HAREM...

MANAMAFY FAHAIZA-MANAO MOMBA NY HAREMBAKOKA NY MPIASAN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA

Nanome fiofanana ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ-๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ho anโ€™ny mpiasa misehatra aminโ€™ny tontolonโ€™ny harembakoka eo anivonโ€™ny departemanta misahana ny Harembakoka ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข androany tetsy aminโ€™ny Lapanโ€™Andafiavaratra.Tanjona ny hanananโ€™ny mpiasa fahaizana sy fahalalana mitovy momba ny harembakoka sy ny manodidina azy mba hahafahanโ€™izy ireo manatsara hatrany ny asa sy manentana ny olompirenena aminโ€™ny fiarovana ireny harembakoka ireny araka ny nambaranโ€™ny ๐˜š๐˜ฆ๐˜ฌ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ซ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ญ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐‘น๐‘จ๐‘บ๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ๐‘ญ๐‘ถ๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฑ๐‘จ๐‘ถ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐’Š๐’‚๐’“๐’š, izay nanokatra ity fiofanana ity.Isanโ€™ny resahina anatinโ€™ity fiofanana ity ny famaritanana ny atao hoe ๐’‰๐’‚๐’“๐’†๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’Œ๐’๐’Œ๐’‚ ๐’—๐’๐’‚๐’‹๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’š sy ny ๐’‰๐’‚๐’“๐’†๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’Œ๐’๐’Œ๐’‚ ๐’—๐’๐’‚๐’•๐’“'๐’๐’๐’๐’Ž๐’ƒ๐’†๐’๐’๐’๐’‚ ary ny ๐‘ด๐’๐’›๐’†๐’‚. Eo koa ny hanananโ€™ny mpiasa fiteny sy voambolana mitovy ary fomba fahazoana mitovy mba hahafahany manazava aminโ€™ny olompirenena, hoy ny tale misahana ny Harembakoka eo anivonโ€™ny Minisitera, ๐‘ณ๐‘จ๐‘ฏ๐‘ฐ๐‘ต๐‘ฐ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘ถ ๐‘ซ๐’†๐’๐’Š๐’” ๐‘จ๐’๐’†๐’™๐’‚๐’๐’…๐’“๐’† izay mikarakara ity fanofanana ho anโ€™ny mpiasa ity.Hitohy any aminโ€™ny faritra ny fanofanana ho fanomezan-kasina ny tontolon'ny kolontsaina sy ny harembakoka, ka hifarimbona aminโ€™ny fanatanterahana izany ny manam-pahaizana manokana avy eto an-toerana sy avy any ivelany.

MANAMAFY FAHAIZA-MANAO MOMBA NY HAREMBAKOKA NY MPIASAN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
MANAMAFY FAHAIZA-MANAO MOMBA NY HAREMBAKOKA NY MPIASAN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
MANAMAFY FAHAIZA-MANAO MOMBA NY HAREMBAKOKA NY MPIASAN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
MANAMAFY FAHAIZA-MANAO MOMBA NY HAREMBAKOKA NY MPIASAN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
MANAMAFY FAHAIZA-MANAO MOMBA NY HAREMBAKOKA NY MPIASAN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
MANAMAFY FAHAIZA-MANAO MOMBA NY HAREMBAKOKA NY MPIASAN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
MANAMAFY FAHAIZA-MANAO MOMBA NY HAREMBAKOKA NY MPIASAN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
MANAMAFY FAHAIZA-MANAO MOMBA NY HAREMBAKOKA NY MPIASAN' NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
Publie le 26/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs