Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Culture
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
01 Apr 2025
Nanomboka tamin'ny fizarana afo tsy maty ny fankalazana.
Ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina dia manandratra hatrany ny Soatoavina Malagasy ary mamet...
NY 29 Marsa 2025
01 Apr 2025
Fanamarihana ny fahatsiarova ny tolom-pahafahana tamin´ny 1947.
Feno 78 taona katroka androany no nisian’ny tolom-panafahana , izay ady nataon’ireo Malagasy mahery fo nanavotana ny firenena tami...
𝐍𝐃𝐀𝐎 𝐇𝐈𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐅𝐈𝐓𝐄𝐍𝐈𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀
01 Apr 2025
Ireto ny voambolana manodidina ny fihetsika sy asan’ny vava amin’ny fiteny MAHAFALY, faritra ATSIMO ANDREFANA.
« 𝐻𝑎𝑟𝑒𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑡𝑒𝑛𝑦 𝑠𝑦 𝑓𝑖𝑡𝑒𝑛𝑦 𝑚𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 »
ANDRO MANERAN-TANY HO AN'NY TEATRA
01 Apr 2025
Akon’ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny Teatra tany amin’ny faritra.
Ho an’ny faritra Vakinankaratra, dia seho an-tsehatra izay nandraisan'ny Tarika Kanto, Miranga, Sylvia_S Groupe no ne...
Ny 27 Martsa 2025 no andro maneran-tany ho an'ny teatra...
28 Mar 2025
Fifaninana teatra nandraisan'ireo mpianatra avy amin'ny sekoly manodidina an'Antananarivo anjara no nentina nankalazana izany andriany tetsy amin'ny Ivokolo Analakely.
Tropy 11 no nandray anjara...
SARIMIHETSIKA MALAGASY : EFA MIHAMATIHANINA ANKEHITRINY
27 Mar 2025
Ny fampivoarana ny Kolontsaina dia fototry ny fampandrosoana ary tafiditra amin'izany ny fampiroboroboana ny indostrian'ny Sarimihetsika. Antony nijororoan'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsa...
HARENA NY TANTARA ADIDY NY MAHALALA
27 Mar 2025
Ireto misy tsara ho fantatra vitsivitsy notsongaina momban'i AMPANJAKA Toera.
Efa mandroso ankehitriny ny dingana rehetra amin'ny fampodiana ny kabeson'i Ampanjaka Toera sy ireo mpiady maheriny eto...
𝐍𝐃𝐀𝐎 𝐇𝐀𝐇𝐈𝐓𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐎
26 Mar 2025
Fiteny andavanandro mila fitandremana ny fampiasana azy.
"𝑯𝒂𝒓𝒆𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 ".
ANGANO SY NY POEZY
24 Mar 2025
Akon'ny ny fanakalazana ny andro maneran-tany ho an'ny "Angano sy ny Poezia", tany amin'ny faritra. ( Tohiny)
Ny distrikan'Manjakandriana no nanamarihana izany andro izany ho an'ny Faritra Analama...
« Previous
1
…
25
26
27
28
29
30
Next »
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAMPAHAFANTARANA FANOMEZANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN' NY MPANAO GAZETY
Nampahatsiahivin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘫𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 araka ny efa nam...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel