Manjombona indray ny tontolon’ny kanto.

69
Nodimandry i Tsizaraina Nathalie Hortense RAJAONARIVONY fantatsika amin’ny anarana hoe TAA TENSE.
Mpanakanto fanta-daza namela mamy teo amin’ny sehatry ny hira sy ny dihy, namela mamy ihany koa tamin’ireo olona nahalala azy.
Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianakaviany sy ny namany.