Manjombona ny firenena Malagasy amin’izao namoizany ny Filoha teo aloha Amiraly Didier RATSIRAKA izao.

52

Ny Minisitra Lalatiana ANDRIATONGARIVO sy ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia maneho ny fiaraha-miory amin’ny vahoaka Malagasy ary mankahery ny fianakaviany sy ireo namany amin’izao fahalasany izao.