MIHAMY MADA FASHION 2021 : FANKASITRAHANA

110

Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia maneho ny fankasitrahana feno :
– ho an’ireo rehetra nanampy tamin’ny fanatontosana ny hetsika
– ho an’ireo mpamorona rehetra nandray anjara tamin’ny fampirantiana
– ho an’ireo mpampilatro
– ho an’ireo mpilatro
– ho an’ireo nandray anjara tamin’ny vela-kevitra sy ny Masterclass
– ho an’ireo mpanakanto, mpihira sy mpandihy
– ho an’ny orinasa VERO VERO nanolotra ny fanaovana « maquillage » an’ireo mpilatro
– ary ho antsika tonga marobe nitsidika ireo tranoheva sy nijery ny seho seha-pilatroana ary nanatrika ny vela-kevitra

Manome fotoana antsika indray amin’ny MIHAMY MADA FASHION andiany fahatelo