Ny 2 desambra hatramin’ny 18 desambra dia hisy ny fampirantiana « Graffiti » ao amin’ny CITY ART, ilay toerana natokana ho an’ny kolontsaina izay tantanin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ao amin’ny La City Ivandry.

43