Tonga nanolotra boky ho an’ny Tranombokim-pirenena Ramatoa Rahaga Norosoa.

99
Ireo boky ireo dia boky nosoratan’ny anadahiny Armand Mamy-Rahaga, mpanoratra sy mpampiofana.
Izany fanomezana izany dia tafiditra tanteraka amin’ny fampirobobana ny tontolon’ny boky ary fanamafisana hatrany ny fifampitokisana eo amin’ny Tranombokim-pirenena sy ireo mpanoratra malagasy.