18 C
Antananarivo
dimanche, janvier 24, 2021
Armory MG

FANOLORANA FITAOVANA HO AN’NY TVM-RNM FORT-DAUPHIN.

Tsy mijanona fotsiny amin'ny fanatsarana ny haino aman-jerim-panjakana foibe ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina fa miroso ihany koa amin'ny fampitaovana aty amin'ny faritra....

FIFANARAHAM-PIARAHAMIASA EO AMIN’NY MINISITERAN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA SY NY RIO...

Nandritra ny fandalovan-dRamatoa Minisitra Lalatiana ANDRIATONGARIVO sy ireo mpiara-miasa aminy teto Fort-Dauphin dia notanterahina tao amin'ny biraon'ny Rio Tinto QMM ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo...

VARAVARANA MISOKATRA HO AN’NY MOZIKA SY NY DIHY

Te-hahalala bebe kokoa ny mozika sy ny dihy ampianarina ao amin'ny CNEMD Anosy ve ianao? Tongava mitsidika ny varavarana misokatra rahampitso Sabotsy. Misorata anarana amin'ireo...

AKON’NY TAGNAMARO : MANAKARA.

Fanadiovana ny arabe manodidina ny Bazar be no nifandrombonan'ny maro tao an-tampon-tanànan'ny Manakara.  

FORT-DAUPHIN NO IVON’NY TAGNAMARO TAMIN’ITY VOLANA ITY (Sary maneho ny...

Teto Fort-Dauphin no ivon'ny Tagnamaro tamin'ity volana janoary 2021 ity. Asa goavana no natao. Fanavaozana tranom-bahoaka efa potika dia potika no sady nataon'ny olona...

Communiqué

ORTM