Tonga nanome voninahitra ny hetsika fampirantiana Β« πΊπ¨ππ°πΆπ»πΉπ¨ Β» izay notontosaina tao aminβny π
π¨π§ππππ’π¨π§ π ny minisiteranβny serasera sy ny Kolontsaina, tarihinβi Ramatoa minisitra Mara Volamiranty Donna. |
Hita taratra taminβity fampirantiana izay nataonβi πππππ πΊππππππππ ity fa manome lanjany mandrakariva ny kolontsaina sy ny zavakanto ny Minisiteranβny Serasera sy ny Kolontsaina.