Actualités > HAHARITRA DIMY ANDRO ITY FAMPIRANTIAN...

HAHARITRA DIMY ANDRO ITY FAMPIRANTIANA HIARAHANA AMIN'NY ICOM-MADAGASCAR ETSY AMPEFILOHA ITY

Tontosa androany tetsy amin'ny Lycée Moderne Ampefiloha ny Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fampirantiana momba ny Mozea izay tafiditra anatin'ny fankalazana ny andro iraisampirenena ho an'ny Mozea.Haharitra dimy andro ity fampirantiana hiarahana amin'ny ICOM-Madagascar etsy Ampefiloha ity. Nisolo tena an-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina nandritra ny lanonam-panokafana tamin'izany ny Talen'ny maha izy ara-kolontsaina RAKOTOMAVO Tsiky, notron'ireo mpiara-miasa eto anivon'ny Ministera.

HAHARITRA DIMY ANDRO ITY FAMPIRANTIANA HIARAHANA AMIN'NY ICOM-MADAGASCAR ETSY AMPEFILOHA ITY
HAHARITRA DIMY ANDRO ITY FAMPIRANTIANA HIARAHANA AMIN'NY ICOM-MADAGASCAR ETSY AMPEFILOHA ITY
HAHARITRA DIMY ANDRO ITY FAMPIRANTIANA HIARAHANA AMIN'NY ICOM-MADAGASCAR ETSY AMPEFILOHA ITY
HAHARITRA DIMY ANDRO ITY FAMPIRANTIANA HIARAHANA AMIN'NY ICOM-MADAGASCAR ETSY AMPEFILOHA ITY
Publie le 27/05/2025 Par 451512 Categorie: Actualités