Actualités > TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA...

TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NY ALAROBIA 28 MAY 2025

Notanterahina tamin’ny alalan’ny fampitan-davitra ny Filankevitry ny Minisitra androany Alarobia 28 May 2025, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony. Mitarika ny delegasiona malagasy mandray anjara amin’ny fihaonambe ara-toekarena “Madagascar – Dubai Business Forum” ny Filohan’ny Repoblika, izay efa nahitana fahombiazana amin’ny fampiroboroboana ny fifandraisana eo amin’ireo mpandraharaha malagasy sy émiratis.

TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NY ALAROBIA 28 MAY 2025
TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NY ALAROBIA 28 MAY 2025
TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NY ALAROBIA 28 MAY 2025
TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NY ALAROBIA 28 MAY 2025
TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NY ALAROBIA 28 MAY 2025
Publie le 30/05/2025 Par 451512 Categorie: Actualités